Efa vita ny decision e! vita ny tantara ,tsy hanaiky ny TGV
1. terrywui
(
05/09/2009 11:14)
---ary toa tsy hita ndray le kofboay vavikely iry ee!! le
--mipikaty ,mipikaty mba mpivovoh isamaraina manaitra matory iny !! tsy hita fa niforidrambo ni-kay! kay! kay! kay any ! ha ha ha ha !!
--zao e!!efa nanapa-kevitra ny filoha Rajoelina fa refa miseho ho be mokondoha ireto oul mba namindrana fo ,navela heloka , nesorina tampigadrana ,...ireto de aleo ihany ny hevitra zay tapahan'ny HAT no atao ka holazaina amin GIC io !! fa efa nampiantsoina ry zalahy !! ilazana ny tena fanapaha-kevitray ka mety izy arahaba soa !! tsy mety mo izy de mitady firenena hafa afaka hiara-miasa amin M/car isika !!!
--faharoa : "maninona moa prezida rajoelina raha loarana amzay ireo harena ankibon'ny tany bedia be ao reo a! tsy mila ze fanampian'ny hafa any tsony !! ny petrol io aloha efa poinsa be le ao Maintirano ,toa efa misy manomboka ao !! ny vatosoa ndray tsy lany laniana ,toa efa nahitana trace na diamand koa aza ao atsimotsimo ao ! "

répondu par pikatti le 07/09/2009 12:09
2. terrywui
(
05/09/2009 13:09)
---ary toa tsy hita ndray le kofboay vavikely iry ee pikatti ,mivoah ise ry malal hatao bisou aa!! le Locl , pengx ,mipikaty ,mipikaty mba mpivovoh isamaraina manaitra matory ireny aza!! tsy hita fa niforidrambo ni-kay! kay! kay! kay any ! ha ha ha ha !! :-D :-D =)) =)) =)) :-D :-D
3. bazylou
(
05/09/2009 18:02)
marina izany , ary izay mihitsy no tokony atao fa tsy hivelona amin'ny hataka ohatran'ireo anti dahy teo aloha, :-D :-D
4. xxx
(
06/09/2009 11:08)
Jereo f'efa voavalin'i jentilisa etsy ambony etsy ny fanontanianao ry ambany loha sy ry tgvendrana dro oooo le mpanaraka an'i tgvendrana le faran'izay mafy ady le tambazana bonbon anglais sy limonade sisa d ny karamanareo roalahy angamba ba bebe ,aza mafy ady ry bassy loha sy ny tariny fa hataon'olona tohatra fiakarana lava izao,miwawawawa eto @sera2 eto tsy valian'olona fa ambany loatra ny niveau-nareo 2lahy,natsiro ve ny bonbon anglais é,Andriamanitra mpamaly ny natao hamaly io tgv io a@ratsy hataony an'ireo olona mafy ady hataony tohatra fiakarana ireo,nimonsamonsana daolo ny olona karamaina ho any ambohitsorohitra !!!misy farany daolo ny ratsy hatao ry ambany loha fa tohizo a,tohizo ny fanapotehina an''i mcar fa enao efa vazaha ttsy angamba
ka ny vola karama vary masaka hatakalonao ny tombotsoan'ny madinika ,vokiso ny vahiny d misolelaha @ny tgvendrana fa refa potika macr tsy ny tsotsoka akory no harary fa ny gasy rehetra misy saina sy nandia fianarana fa tsy ny olona biby ohtranareo sy tgvendrana mifoka rongony ,izao mcar hamidy @arabo,na ritra aza ny ranon'ikopa tsy misy miditra a@lohakelinao ,izay no pb ème ,ndeha mianatra fa resin'ny ragidro rasarla!!!hihihi!!!

5. pikatti
(
06/09/2009 20:07)
izao,miwawawawa eto @sera2 eto tsy valian'olona fa ambany loatra ny niveau-nareo 2lahy, :-D :-D :-D :-D
ary tsisy tohiny leity ry wiwi le dinik'elah zany :-D :-D :-D

6. terrywui
(
07/09/2009 09:40)
mipikaty a! aa efa vita ny tantara leroa ka dinika inona ndray ary no tianala tohizana !!efa vita ane fa ny tgv ihany no mitondra ny baolina ee! ravalo mijery fotsiny fa tsy miteny !!! ny Fitondrany aza ef nafoiny nomemeny oul rehetra teny kou tsy itako tsony ze mahamaika azy hanao fifidianana sy hitondra eo !!
---Filoha TGV , PM TGV , ny lehiben'ny Sénat TGV ,asa ny lehiben'ny député koa toa atao TGV !!! zay misty no izy ee! tamin'i Ravalo nanao coup d'etat tamin 2002 angah nampiditra oulokafa teo izy raha tsy ny akamany tao amin TIKO sy MAGRO daholo no nisonanaika tao 7taona !! ento ny baolina Rajoelina aa! aleo hisosa mora ny lamasinina eee! ha ha ha ha ha

7. swann
(
07/09/2009 10:02)

ZANY ONY PIKATY A VIZANA BE ELAH ATO ZANY RA-MIPIKA A !
8. pikatti
(
07/09/2009 12:09)
ento ny baolina Rajoelina aa! aleo hisosa ho any an-kady ny lamasinina eee! ha ha ha ha ha
aza mirediredy seul ato lesy elah a :-D :-D :-D