45 millions dollars pour la téte de Ravalomanana 27-04-2009|:
jereo:http://www.madatimes.com/index.php?option=com_content&task=view&id=239&Itemid=4
Miala tsiny raha somary miverina ny zava nisy ny faha 27-04-2009:
Tsara ihany manaraka ny zava niseo mba hanome lanjany ny dinika, eny na dia tsy voatery hitovy fomba fijery aza.
Tena épouvantail marina i Andry TGV raha io voasoratr'i Tom C. io ny stratégie-n'ny financeur nanaovana ny coup d'état kle.
Nampiasain'i Deba hiverenany sy ny reny malala hanala an'i Ra8 fotsiny kay i lery.
Vita ny hilana an'i Andry dia ale ouste.
Dadany ihany ireo hery miafina kle.
Amin'ireo 45 millions de dollars dia tafiditra ao izany ny facture an'i ra-Sarla.
Saingy nanankarena tampoka i commandant spécial-n'i Andry dia tsy voafehy intsony lery.
Raha io paik'ady io no jerena ankehintriny, eto izany no nahatonga an'i deba sy ny reny malala tsy mila firy an' ilay fitaovana épouvantail mpampadihy amin'ny kapila(kapa).
Mahavariana ihany io tetik'asa io kle.
:wink: