fanambaran'ny fianakams(maman'i wiwi)
1. vitamatavy
(
04/09/2009 20:09)
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/interview-dun-tgviste-video_4f49ffd6f.html
dia samy mazotoa ary fa mbola hanao fanambarana eto koa ry optika2000 sy ny kidoro sy sisa e
vive tgv

répondu par pikatti le 07/09/2009 12:06
3. fijo
(
04/09/2009 20:14)
aza vendrana wa tsssss,tena ita hoe mpanohana tgv,hoatra an'io ialahy rawiwi an
4. vitamatavy
(
04/09/2009 20:22)
ny fianakams ihany io mpanohana mafana fo io e ,samy tsy hita indray i pikatti sy ra wiwi :-D :-D :-D
6. patrick2002
(
04/09/2009 20:57)
Malagasy lty reny aminay ,na dia ohatry ny ireny aza ah!
Ka laniny Ravalo nividianana Force One ,ny vola ko tsy hitsipozipozy ohatry ny ireny izy ,mampalahelo ity izy ntsooo.
Raha hitako ny adresse ny mba handefasako vola @ amadex io ramatoa io ,
Reny ilay tsy mba nahazo asa t@ Magro letsy ah!
Dia ontsa ny fo mahita azy ,efa oahtry ny ireny ny fiainany malagasy 80% mbola masahy midera ny anaran`Andriamanitra ihany ny mpiompy osy mainty ,eo @ MAGRO .
Hampitao aminy fa mbola ho avy ny anjara masoandrony efa lasa iny mpitsetsitra ny hareny gasy .
vive TGV

7. vitamatavy
(
04/09/2009 21:45)
normal be ialahy raha hanohana an'i tgv ,saonjo iray lohasa tsy ilaonzan'izay mamara lesy an,jereo i tgv raha mahazo kil intsony ,
8. pikatti
(
04/09/2009 23:06)
aza vendrana wa tsssss,tena ita hoe mpanohana tgv,hoatra an'io ialahy rawiwi an:-D :-D :-D
Raha hitako ny adresse ny mba handefasako vola @ amadex io ramatoa io ,
omeo an'i wiwi lesy ny vola mba sitrany ahay mba handehanany eny @ cyber :-D :-D
vive tgv:-D :-D :-D
9. nancy
(
05/09/2009 00:18)
Aza miseho milay eto Rapaty a. Mbola pire ianao noho ilay ramatoa teo. "Aleoko fotsiny izao tgv fa tsy nahavita ninoninona izy"
Ravalomanana aza efa lasa tamin'ny volana mars, tsy hita izay vitan'ny tgv-nao hatramizao.
Ilay vahoaka kely teny amin'ny 13 mai ireny nge zao minan'ny tsy finany daholo e, nanenina ny betsaka fa tsy misy tonga tany aminy na kely aza izay nandrandrainy tamin'i tgv fa lanin'izy sy ny hat ao doly ny vola.
Ny tananan'Antananarivo moa izany dia hiandry 20 taona indray vao mba hahita mangirana kely toy ilay mba efa natombok'i Ravalomanana teo. Potika tanteraka izy ao...sady masiso, maloto....

patrick2002:
Malagasy lty reny aminay ,na dia ohatry ny ireny aza ah!
Ka laniny Ravalo nividianana Force One ,ny vola ko tsy hitsipozipozy ohatry ny ireny izy ,mampalahelo ity izy ntsooo.
Raha hitako ny adresse ny mba handefasako vola @ amadex io ramatoa io ,
Reny ilay tsy mba nahazo asa t@ Magro letsy ah!
Dia ontsa ny fo mahita azy ,efa oahtry ny ireny ny fiainany malagasy 80% mbola masahy midera ny anaran`Andriamanitra ihany ny mpiompy osy mainty ,eo @ MAGRO .
Hampitao aminy fa mbola ho avy ny anjara masoandrony efa lasa iny mpitsetsitra ny hareny gasy .
vive TGV
12. terrywui
(
05/09/2009 10:53)
Ravalomanana aza efa lasa tamin'ny volana mars, tsy hita izay vitan'ny tgv-nao hatramizao.
fito taona Ravalo niliba be teo foana zero resultat !!!!
---de ozy nancy oe tgv efa teo hatram mars(fa i ravalo tam mars no nitsoaka) tamin'ny mars zany !! de inona tokoa mo aminao no ho vita hatramin'izay tokoa e! efa-bolana(4mois) tokoa ve ry donto de ahavitana inona a!! nareo "ara-dalana"fopla reo aza fito taona ngarangidiny "tsisy napoaka" fa vao maika fesona !!!
ny TIM amzany manipy hoditr-akondro etsy andaniny
13. nancy
(
06/09/2009 01:25)
Au moins misy programa aseho olona ry donto a. Efa-bolana ve izany de tsy vita fa ny fizarana vola hoan'ny miaramila hamono olona no vita, namoaka gadra no vita, ny fieboeboana tetsy sy teroa ( tsy mihomehy loza aho le mody naderadera tetsy sy teroa ilay arabo hoe hiarahiasa....ka aiza???, aiza koa ny mafia italiana?). Normal aloha e, dj ve inona no antenaina aminy.
7 taona Ravalomanana nahavita zavatra betsaka. Naleoko lavitra mihitsy Ravalomanana toy izay ity dj fopla ity ka.

terrywui:
Ravalomanana aza efa lasa tamin'ny volana mars, tsy hita izay vitan'ny tgv-nao hatramizao.
fito taona Ravalo niliba be teo foana zero resultat !!!!
---de ozy nancy oe tgv efa teo hatram mars(fa i ravalo tam mars no nitsoaka) tamin'ny mars zany !! de inona tokoa mo aminao no ho vita hatramin'izay tokoa e! efa-bolana(4mois) tokoa ve ry donto de ahavitana inona a!! nareo "ara-dalana"fopla reo aza fito taona ngarangidiny "tsisy napoaka" fa vao maika fesona !!!
ny TIM amzany manipy hoditr-akondro etsy andaniny
14. swann
(
07/09/2009 10:09)
tena entin'ny fo mafana fotsiny i nancy fa tsy mahadini javatra !! azo itarafana ny fitondrana ve ny 2taona aminao ?? 2taona hoaho aa!! ? ary hono oa ry nancy !! mba fantar'ise moa fa napoakandravalo tao talohan'ny nitsoahany ny vola rehetr tao am Bank central sy ny tresor , agetip, Fer, Usaid , Fao ,Upep ....sns nanaovany papier fopla tao daholo reo de azony !! nentiny nitsoaka hilibany any io !! hainao ve zany ?? de iza no fanjakana hanaiky azy aminireo !! azo exacte mihitsy aza ny total n'ny vola lasany !! Ratsiraka ve nangalatra tamin'izy niala teo ?? Zafy albert ,Ratsirahonana,Tsiranana ?? tsia tsy nisy nangalatra teo fa i Ravalo ??!! ny vola rehetra lasa daholo !! mbola lava ny liste ee
15. pikatti
(
07/09/2009 12:06)
Hoy wiwi dit swann
:-D :-D :-D
efa-bolana(4mois) tokoa ve ry donto TGV de ahavitana inona a
i Andry anie ry zalahy olona hihinam-bola sy mitady voninahitra fotsiny é
:-D :-D :-D
hapoakan"i Andry alohan'ny hitsoahany ny vola rehetr tao am Bank central sy ny tresor , agetip, Fer, Usaid , Fao ,Upep ....sns hanaovany papier fopla ao daholo reo de ho azony ,de hipitsika ho, aty frantsa lery de eo nareo gasikely !!