Rotaka BE any GABON : 1ère tour koa ny tany dia VITA

1. remahity ( 03/09/2009 11:18)
Cela me rappelle ce guignol de RAVALOMANANA qui disait, tsy omena ny putchiste ny fanjakana fa lasa ohatra ratsy ho an'ny AFRIKA:

Les paras gabonais chargent à Libreville
Posté le: Jeu Sep 03, 2009 13:14

--------------------------------------------------------------------------------

Les paras gabonais chargent à Libreville
Par Vincent Hugeux, publié le 03/09/2009 10:28 - mis à jour le 03/09/2009 11:47



Les partisans de Pierre Mamboundou manifestent devant le siège de la commission électorale gabonaise à Libreville, le 2 septembre.

L'armée a brutalement dispersé les partisans des deux rivaux d'Ali Bongo dans la course à la présidentielle gabonaise. L'un des deux candidats, Pierre Mamboundou, aurait été blessé lors de ces incidents.

Selon des témoins directs contactés par LEXPRESS.fr, les "Bérets Rouges" - les parachutistes - ont brutalement dispersé ce jeudi, vers 8h30 heure de Libreville (9h30 à Paris), les partisans des candidats à la présidence Pierre Mamboundou et André Mba Obame, rivaux d'Ali Bongo Ondimba. A l'appel de leurs champions, ces opposants avaient entrepris hier un sit-in aux abords de la Cité de la Démocratie, qui abrite notamment le siège de la Commission électorale nationale autonome et permanente (Cénap).

Lors de cette charge, Pierre Mamboundou, le leader de l'Union du Peuple gabonais (UPG), aurait été blessé. "Notre président a reçu un projectile au niveau de la poitrine, indique Joseph Loende, membre de son directoire de campagne. Il a été embarqué aussitôt à bord d'une voiture pour étre acheminé vers un hôpital susceptible de le soigner".

Selon une autre source, l'opposant historique aurait été touché au visage. Sa fille Dana vient de nous préciser que lors d'une brève conversation téléphonique, son père lui avait indiqué qu'il n'était que "légèrement atteint."

Dans le camp de l'ex-ministre de l'Intérieur André Mba Obame, son porte-parole Franck Nguéma souligne que celui-ci a été "exfiltré et placé en lieu sûr".

Tout indique à ce stade que l'actuel titulaire de l'Intérieur, Jean-François Ndongou, s'appréte à annoncer la victoire d'Ali Bongo, fils du président défunt, ministre de la Défense et candidat du Parti démocratique gabonais (PDG).

Ouverte hier avec neuf heures de retard, la réunion plénière de la Cénap, seule instance habilitée à valider les résultats du scrutin du 30 août, s'est prolongée toute la nuit et a donné lieu à des débats houleux. Il semble qu'un désaccord de fond, portant sur le traitement des procès-verbaux électoraux et leur validité, ait opposé les représentants d'Ali et les émissaires de ses deux opposants.



PAS DE PUBLICITE DE SITES SUR SOBIKA SVPlexpress.fr/actualite/monde/afrique/les-paras-gabonais-chargent-a-libreville_784096.html
répondu par pikatti le 04/09/2009 23:33
2. Mirananirina ( 03/09/2009 12:46)
Aleo hirotaka any izy,fa ny atsika aloha jerena eh! :^) :/
3. pikatti ( 03/09/2009 12:53)
sali mirana,
variana ny lavitra le aka io de tsy mahita ny amban'ny masony :-D :-D :-D
4. remahity ( 03/09/2009 13:18)
mirana:
Aleo hirotaka any izy,fa ny atsika aloha jerena eh! :/


justement ma très chère MIRANA, ça ne te dit pas quelques choses cette phrase?
Tsy omena ny putchistes ny fanjakana , hoy izy

et tu sais la seule raison qu'il a avancé ?

raha tsy izany lasa modely ratsy ho an'ny Afrika hono

non mais ce mec est taré (RAVALOMANANA), on lui a demandé de s'occuper de madagascar, des Malagasy, et voilà à Maputo il nous bassine avec l'Afrique
5. xxx ( 03/09/2009 13:38)
Na afrika na tsy afrika dia tsy omena ny putschiste ny firenena e
6. pikatti ( 03/09/2009 13:55)
non mais ce mec est taré (remahity), on lui a demandé de s'occuper de madagascar, des Malagasy, et voilà à Maputo il nous bassine avec l'Afrique

raharahan'ny politika Mlagasy lesy lesy no nalehan'ny 4mouvances tany a :-D :-D :-D indrindra fa ny fihetsik'ity bitrovoalavo manao bondogerony @ ty seza ty,efa hita zao fa mpanongam-pajakana
7. patrick2002 ( 03/09/2009 15:36)
ka trodro efa eny antanany ve homeny anao eh!
manonofy harivariva indray ra Pokaty ,mandehana aloha manampy dozy fa toa tsy ampy dozy ranamana ,mamakia ilay andalantsoratra ao @ teniny soratra masina ,omeo an`i Ravalo ny an`i FMI ,fa an`i Andry TGV ny an`i vahoaka malagasy :-D :-D :-D
8. zoam ( 03/09/2009 19:16)
mbola mitohy ato ihany ny rediredin'i optika2000 :-D :-D :-D
9. fijo ( 03/09/2009 19:46)
remahity,le miaramila avydia micharge kosa ,io tgv sy capsat fa tsy levalo e
10. remahity ( 03/09/2009 20:15)
remahity,le miaramila avydia micharge kosa ,io tgv sy capsat fa tsy levalo e


salut rafijo, bien ankafizina foana ny intervention nao eto, ok grand!

fa le tiana ho tenenina, dia le izy tao Gabon, 1 er tour de vita , de à 52% e! de le opposition ignorée, de avy eo, le izy vola nividianana mpifidy sy fraude no
11. fijo ( 03/09/2009 20:28)
za koa nahita an'io vaovao io ry akama,dia nahatsiaro ny tany mada 2002.

io amiko dia halabato.na any mada aza tsy misy an'izany 1er tour de vita izany raha tsy tamin'ny andron'i zafy.1991.tamin'iny dia tena marina fa lany tsy nisy alabato i zafy.ary tamin'ny 97 aza le ratsiraka tafaverina iny.dia lazaiko eto,fa mbla i zafy no lany,fa ry ndrema sy ny mpanao politika rehetra no nanapakevitra hoe aleo ratsiraka no atao lany,fa i zafy tena tsy mahay mitondra.izany zavatra izany dia haini zafy ,fa tsy nikotaba izy.
12. zoam ( 03/09/2009 20:57)
42% ny vato azon'i zakan'i omar bongo fa tsy 52 izany e ,jereo ny afp teo
13. remahity ( 03/09/2009 21:01)
za koa nahita an\'io vaovao io ry akama,dia nahatsiaro ny tany mada 2002.

io amiko dia halabato.na any mada aza tsy misy an\'izany 1er tour de vita izany raha tsy tamin\'ny andron\'i zafy.1991.tamin\'iny dia tena marina fa lany tsy nisy alabato i zafy.ary tamin\'ny 97 aza le ratsiraka tafaverina iny.dia lazaiko eto,fa mbla i zafy no lany,fa ry ndrema sy ny mpanao politika rehetra no nanapakevitra hoe aleo ratsiraka no atao lany,fa i zafy tena tsy mahay mitondra.izany zavatra izany dia haini zafy ,fa tsy nikotaba izy.


merci mon pote tu es toujours pertinent, je vois que avec des gars comme toi, on peut parler juste

alors: je peux méme te dire que ny zavatra vitan-dravalo tsara, ny lalana, sy ny nanagadrany an\'i Pety, voninahitse, ary kotity, hery hajaina,

ary na miverina izy tsy olana, mais que le PM soit, un PM d\'opposition, qu\'il arréte de faire de business, s\'i veut faire de la politique, et qu\'il laisse les autres faire du business, et qu\'on marque tout ça dans la constitution, ary tsy azo amemnder-na ny constitution dans au moins 50 ans, fa rehefa tsy voahaja ireo dia empechement automatique ny mahazo azy
14. pikatti ( 03/09/2009 21:04)
ka sao ary de neverin'i remahity zay mahazo +50% de lany ,le any anie bainn zay tonga voalohany tsisy 2 tour é ,sao de mba mila jeren'i remahity tsara koa ary io klé :-D :-D
15. remahity ( 03/09/2009 21:07)
42% ny vato azon'i zakan'i omar bongo fa tsy 52 izany e ,jereo ny afp teo


izany aza efa ady tsy vita ny any gabon, ka maika fa 52 % 1ère tour de vita, dia ni-forcer-na nino an'izany ny gasy, dia tadiavinareo tsy hihetsika izy 3 ans aty aoriana????
16. pikatti ( 03/09/2009 21:13)
dia tadiavinareo tsy hihetsika izy 3 ans aty aoriana????

inona leity zany lazain'elah zany klé,ry zalahy reo anie leity 41ans aty aoriana refa jokina le mpinono vazah vao nihetsika é de hiandry 41ans zany elah vao tokony hihetsika ,fampitahaina tsy mitovy koa ny anelah zany :-D :-D
17. fijo ( 04/09/2009 20:10)
ny ahy ry akama isany raha nanohana aradalana aho,dia satria tsy tiako io fanonganana lava io,fa tsy hoe ravalo no toanana be fahatany.nahavita zavatra ravalo,fa araho tsara ny resako hatrany aloha tany,za aloha dia isan'ireo nanohitra hatrany ny fitondrana ravalo teo amin'ny resaka fanarahana lalana.teo dia tena tsy izy mihintsy ny nataony.
ka raha tafaverina eo izy,satria raha izao no misy fifidianana eo,misy proba be ny ahalany azy.dia tsara kokoa hoazy ny miova famindra ary miala amin'ny fomba fanavahana io.
tsy azoko mihintsy ohatra ny antony tsy nandraisany an'i pierrot rajaonarivelo teo,nefa iny vao voalohany dia efa nanome tanana azy foana.
misy zavatra mila hovana kely hoazy raha mbola lany eo izy.ary hoan'ny izay lany rehetra eo izany,raha tsy izay,dia hifanongana lava eto isika
18. pikatti ( 04/09/2009 23:33)
misy zavatra mila hovana kely hoazy raha mbola lany eo izy.ary hoan'ny izay lany rehetra eo izany,raha tsy izay,dia hifanongana lava eto isika

mino koa aho lesy Rafijo fa reny méa culpa nataony ireny tsy ho resaka fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0599