kintana telo

1. patrick2002 ( 03/09/2009 01:14)
Dia raikitra izany ny fiarahany mouvance telo ,hanilika an`i Andry TGV fa tsy mety hizara fahefana mpanatanteraka (pouvoir executif ) i Andry .
Ny olana dia tsy mety homeny Andry TGV an`i mouvance Zafy na mouvance Ratsiraka ny toerany praiminisitra .
Ka hono aho ,tsy efa nitranga ve izany olona izany t@ Zafy president ,t@ izay dia ny deputé no mifidy ny praiminisitra ,ka dia naleony Ravony ,nanatanteraka ny caprice ny deputé to izay hiaino an`i Zafy president ,nanao amandement ny constitution mihintsy i Zafy tamin`izay .
Amin`izao dia i Zafy no mangataka fa tsy tokony ho mouvance iray ny toerany praiminisitra sy ny filoha ,ka raha ohatra ka Andry Filoha dia olony Zafy na Ratsiraka no eo @ praiminisitra hanaraka ny politikan`iza ny praiminisitra politikany Andry TGV izay Filoha sa politikany izay nanolotra azy na i Ratsiraka na i Zafy .
Tena hita fa dia ilay interet tokoa no hiadiana ,sao dia efa adala ireto dinosaure ireto ,izay no hataoko hoe
VIVE TGV =D> =D> =D>
répondu par pink le 04/09/2009 22:20
2. zoam ( 03/09/2009 03:53)
ny olana lesy dia tsy manaiky ny mouvance an'i Ravalo hoe olona mpanao coup d'etat no hitondra ny firenenana,tsy te ho complice sy hanomeha mauvaise example an'ireo firenenana hafa aty afrika ,par principe io .I Ratsiraka sy zafy anie manaiky ny hitondran'i Andry ny transition saingy ravalo misipaka ,
3. ravatorano ( 03/09/2009 06:15)
za manokana aloha raha resaka transition dia tsaratsara kokoa raha olona "neutre" no apetraka amin'ny toerana rehetra fa heverina fa mifandraika amin'ny fifidianana izay ho ketrehina atsy ho atsy mba tsy hisian'ny zara mitongilana sy hafetsifetsena isan -tokony !
fa satria fa nahoana izay te ho lany ho filoha manaraka eo dia tsy maintsy milatsaka ho fidiana ary ny vahoaka malagasy no hifidy azy !
:wink:
4. ravatorano ( 03/09/2009 06:17)
dia ahona izany ty ra pa ah :
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=17370
:D
5. patrick2002 ( 03/09/2009 11:33)
zoam:

ny olana lesy dia tsy manaiky ny mouvance an'i Ravalo hoe olona mpanao coup d'etat no hitondra ny firenenana,tsy te ho complice sy hanomeha mauvaise example an'ireo firenenana hafa aty afrika ,par principe io .I Ratsiraka sy zafy anie manaiky ny hitondran'i Andry ny transition saingy ravalo misipaka ,

Dia i Ravalomanana ve no hanome ohatra tsra aty afrika amin`izany hoe gouvernement legal ,Ravalo izay tsy nanaiky nanao 2 eme tour ,vao mandeha ny propagande tonga dia premier tour dia vita no asesika ao andohany mpifidy ,nanao auto-proclamation ,nanarama reserviste nitam-basy ,sao dia tsy ianao ary io ra zoam :lol: :lol:
ny ahy raisonement tsotsotra fa tsy hanaiky Ravalo raha tsy ho lasa ohatry ny somalie madagasikara ,maro ny olona manana moyen hanaovana an`izany ao madagasikara ,ohatra Ratsiraka ,Zafy ,fa saingy ny conscience ny mbola mipetraka na dia lasa lavitra aza Ratsiraka t@ 2002,
Fa ity Ravalo ity ,tena hita fa olona notaizana t@ secte marina .
6. patrick2002 ( 03/09/2009 11:48)
ravatorano:

za manokana aloha raha resaka transition dia tsaratsara kokoa raha olona "neutre" no apetraka amin'ny toerana rehetra fa heverina fa mifandraika amin'ny fifidianana izay ho ketrehina atsy ho atsy mba tsy hisian'ny zara mitongilana sy hafetsifetsena isan -tokony !
fa satria fa nahoana izay te ho lany ho filoha manaraka eo dia tsy maintsy milatsaka ho fidiana ary ny vahoaka malagasy no hifidy azy !
:wink:

Tsara aloha ilay hevitra Theorie ,fa saingy matoa misy ny transition dia satria nisy olana politika ,na ekonomika tao,ny eto dia olana ara-politika no niseho ka nahatonga ny vahoaka hirongatra ,leo ny jadona ,sy ny fanararaotam-pahefana hataony Ravalo ny vahoaka, ary tsy nanaja ny fahefany Andry izay ben`ny tananan; Antananarivo izy .izany hoe nisy tolona tao ,ka nahoana no tsy izay nitarika ny tolona ny ho filoha .
Faharoa i Andry dia efa nifanaraka fa tsy hilatsaka ho fidina intsony vita ny transition ,nanaiky anio i Andry (izay fifadiany no tsy fantatra sahala @ Ravalo t@ dakar 2). Ary Ravalo dia nilaza fa mbola hilatsaka ary contre partie dia tsy mahazo mandray anjara @ transition .nanaiky anio Ravalo.
Ka inona ny olana ra i Andry no mitondra ny Transition ary anazy koa ny primature ,amin`izay dia mba tsy ho angady tsy mahatapaka ahitra ny TGV,
Faharoa ny mouvance Ratsiraka sy Ravalomanana ary i Zafy dia manana toerana eo amin`ilay institution vao hiforona ary io no hijery ny fomba fiasany gouvernement izany hoe karazana pouvoir legislatif ihany ireto.
7. xxx ( 03/09/2009 11:55)
patrick2002:

ny olana lesy dia tsy manaiky ny mouvance an'i Ravalo hoe olona mpanao coup d'etat no hitondra ny firenenana,tsy te ho complice sy hanomeha mauvaise example an'ireo firenenana hafa aty afrika ,par principe io .I Ratsiraka sy zafy anie manaiky ny hitondran'i Andry ny transition saingy ravalo misipaka ,

zoam:

Dia i Ravalomanana ve no hanome ohatra tsra aty afrika amin`izany hoe gouvernement legal ,Ravalo izay tsy nanaiky nanao 2 eme tour ,vao mandeha ny propagande tonga dia premier tour dia vita no asesika ao andohany mpifidy ,nanao auto-proclamation ,nanarama reserviste nitam-basy ,sao dia tsy ianao ary io ra zoam :lol: :lol:
ny ahy raisonement tsotsotra fa tsy hanaiky Ravalo raha tsy ho lasa ohatry ny somalie madagasikara ,maro ny olona manana moyen hanaovana an`izany ao madagasikara ,ohatra Ratsiraka ,Zafy ,fa saingy ny conscience ny mbola mipetraka na dia lasa lavitra aza Ratsiraka t@ 2002,
Fa ity Ravalo ity ,tena hita fa olona notaizana t@ secte marina .

Fa naninona ary Ratsiraka no nandà confrontation n'ny résultat ?
8. patrick2002 ( 03/09/2009 12:01)
ravatorano:

dia ahona izany ty ra pa ah :
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=17370
:D

ka io anie Ravato dia mazava fa betsaka ny ho tapa-doha ireo miaramila ireo raha vao misy mpitondra tsy hiaro azy no eo eh! ho simba ny carriere nireo ,tsy hitanao ny nahazo an`i reserviste .
Ka ny ahy izay mpitondra eo tsy maintsy manao ny hampivoatra ny miaramila ,
raha tsy izany dia hanao ohatryt ny any afghanistan sy Irak ,ary somalie isika,inona moa ny olana t@ ireny firenena ireny ,ny mpitondra nanao izay hanapotehina ny tafika tao aminy satria tsy mifanaraka @ interet politikany ,vokany ilay ex tafika no manao asa fampiorohorona erany tanana satria tsy misy hamelomana vady aman-janaka .
9. patrick2002 ( 03/09/2009 12:06)
Fa naninona ary Ratsiraka no nandà confrontation n'ny résultat ?

hanontanio azy
10. pikatti ( 03/09/2009 12:48)
Fa naninona ary Ratsiraka no nandà confrontation n'ny résultat ?

hanontanio azy

de nanontaniako azy lessy rapaty fa menatra be lery raha zao Madagasikara potika izao no sisa navelany ho souvenir ratsy ,tsy zakany le hoe mpandrava nahomby indrindra an'i Madagasikara,aleo lesy manohy kely mba sitrany ahay misy fiakarana kely ny fianan'ny Malagasy ,de nahoana hoa raha vao maika mihitsoka de ozy hoe hadambony de hitsoaka la Frantsa lery hono :-D :-D :-D :-D
11. pink ( 03/09/2009 13:35)
tsy mila TGV eo amin'ny fitondrana e.Ho teteziny Ra-Sarla isan-tokantrano eo ny malagasy handoha hetra sy hanao fanomezana ny fitondrana vaovao.
Mbola tsy ampy ny malagasy ve izao fampiderana fitaovampiadiana ho any taranaka izao.

Fahefana nampiasa hery sy ramatahora ny any TGV ka tsy mendrika ho any malagsy ,indrindra ny taranaka.

12. patrick2002 ( 03/09/2009 15:15)
Ka ny gasy koa tsy mila Ravalo eh!
Hatao inona volany BM sy ny FMI raha ohatra ka tsy hiakatra ny fari-piainany malagasy ,fa ny ALMA ,ny groupe TIKO ,MAGRO ,no haazo tombotsoa fa ny PNB ny malagasy tsy niakatra nandritry ny 7 taona nitondrany Ravalo .
Vive TGV
13. bazylou ( 03/09/2009 17:49)
lalina ity fiadina seza ity an, na fea grobak aaza le izy mbolamisy miady ihany, beuurrk, vive tgv :-D :-D
14. fijo ( 03/09/2009 20:18)
za aloha ry zareo tsy itako izay olan arah aavela eo i andry fa ny praim no omena olona neutre.ny gouvernementa anie no mitondra ny firenena fa izay filoha tetezamita any toerana fotsiny iny.
avelao izy ao,fa ny gouvernementa no omeo an'io miaramila io
15. pikatti ( 03/09/2009 21:40)
za aloha ry zareo tsy itako izay olan arah aavela eo i andry fa ny praim no omena olona neutre.

ka @ lery io olana daholo zay retra vaovao tonga eo,sady bitrovoalavo tsy misy te halala azy ny mpamatsy ny budget ny Malagasy,zay no tena mahatampina ny domy :-D :-D
16. patrick2002 ( 03/09/2009 23:02)
fijo:

za aloha ry zareo tsy itako izay olan arah aavela eo i andry fa ny praim no omena olona neutre.ny gouvernementa anie no mitondra ny firenena fa izay filoha tetezamita any toerana fotsiny iny.
avelao izy ao,fa ny gouvernementa no omeo an'io miaramila io

Ny anay lesy ra- Fijo dia ,mila olona responsable izahay ah!
Io remarque nao io no tsy anekeny Andry TGV ,hoe olon-kafa no praiminisitra ,dia iza no lazaina fa tsy nahomby avy eo ,tsy afaka hitsara an`i Andry mihintsy izahay .
Sahala @ nitantanany Andry ny tananan`Antananarivo ,Tsy nahomby iny nefa mazava fa nisy ny sakana nataony Ravalo marobe ,izay tonga amin`izao no niafarany ,teo no tsy nivoahany volany commune ,fa handoavana trosa hono ,trosa ny tananan`Antananarivo izay efa t@ androny Rakotovao Andriatiana lehiben`ny fivondronana Antananarivo renivohitra.
Izao manokana dia tsy resy lahatra raha misy miteny fa tsy nahomby ny nitatanany Andry ny tananan`Antananarivo.
17. pikatti ( 04/09/2009 11:18)
hoy rapaty
,tsy afaka hitsara an`i Andry mihintsy izahay .

zahay lesy mitsara fa fitondrana halatra io ary mila mifona @ vahoaka Malagasy izy :-D :-D :-D
18. patrick2002 ( 04/09/2009 14:29)
nangalarina t@ mpangalatra ,tsy halatra izany aminay .raha mangalatra omby na dahalo mpangalatr`omby ianao aminay madio eo anatrehany maloto ianao .
Tsy mila mifona aminay izy ,fisaorana no hatolotray azy ,
Fa mila mifona @ Ravalo sy ny mpanompony i Andry TGV ,tena hita fa afangaronareo ny lalanany Ravalo sy ny lalanam-pirenena ,fananany Ravalo sy ny fananam-pirenena ,fanapotehana an`i Ravalo sy ny firenena ,
Ohatra raha misy kankana cysticerchose ao anaty lohanao maha pokaty ny lohanao ,ka hampinanina fanafody (vermifuge ) ianao hamono anio Cysti io ,famonoana anao ve izany sa fitsaboana anao :lol: :lol:
Sahala amin`izany ny raharaham-pirenena amin`izao ,misy vahoaka maro eo @ tokotaniny MAGRO miaro ny fananany Ravalo ,miaro ny lalanany Ravalo ,ny HAT mandika ny lalanany Ravalo ,manangana lalana ho an`i Malagasy ,mandika lalana ve izany ny HAT ,tsia no valiny .
19. pink ( 04/09/2009 15:11)

Misy mpangalatra ohatra ireo mpanongam-panjakana ireo ve.Fa izahay anagaha teraka omaly toy ny Radomelina ha tsy mahafantara ny nataony ireo.

Hampahalalana ny taranaka mihintsy ireo taranam-boanjo fa ireny no nampahatra ny firenena .

20. patrick2002 ( 04/09/2009 15:51)
izao koa tsy teraka omaly no tsy mahalala fa fanonganam-panjakana no nataony Ravalo t@ 2002.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.142