kintana telo

21. fijo ( 04/09/2009 20:25)
rapa a,aza hadino fa tetezamita izao.noho izany tsy misy hotsaraina eo,fa fanomanana ny repoblika manaraka no asa atao eo.izay no mahadiso anareo.tetezamita ko efa fampanantenana be sy resabe no atao.tsy izany no asan'ny tetezamita fa manomana izay hoavy eo.ka io na avela eo aza i andry tsy olan amihintsy,fa ny governementa no mikarakara izany.
22. patrick2002 ( 04/09/2009 21:01)
na teteza-mita aza izahay vahoaka malagasy mila fanarenana ara-toe-karena io ,tsy mitady 4l ohatry ny fampanantenana nataon`ilay iray izay ,fa mba mila taux de croissance +7% ohatra ,fa tsy resa-be koa hoe vita ny lalana ,milamina ny tany etc ... etc.
23. pink ( 04/09/2009 21:23)
patrick2002:

na teteza-mita aza izahay vahoaka malagasy mila fanarenana ara-toe-karena io ,tsy mitady 4l ohatry ny fampanantenana nataon`ilay iray izay ,fa mba mila taux de croissance +7% ohatra ,fa tsy resa-be koa hoe vita ny lalana ,milamina ny tany etc ... etc.

Mbola Ravalomanana izao no olona manana qualité humaine.Ny anareo efa lian-drà no liam-bola ,ni liam-boninahitra.

Vary TIKO ve no nampanatenaina fa 2500fmg/kg..,menaka TIKO no tadiavina namidy mora.

Tsy toe-tsaina hanao zavatra izany fa tetika maloto izay hamitahana vahoaka fotsiny.

Ravalomanana nampiasa ny volany ho any Malagasy fa ny anareo natao aiza ny vola azo..

Mazava tsara izao fa ny any Ravalo no nentina hiadananareo

24. patrick2002 ( 04/09/2009 21:33)
qualité humaine :roll: :roll: :roll: qualité humaine ve lety hitifitra olona ohatry ny biby ohtry ny ireny ,
Qualité humaine ve lty hanagadra olona eny tsiafahy sy Antanimora ,satria tsy mifanaraka hevitra politika aminao .
Mba jereo no nataony TGV nalefa teny Mantasoa ry Manandafy sy ny namany fa tsy eny Tsiafahy
25. pink ( 04/09/2009 22:20)

Mbola hafa ihany i DADA e.EKeo fotsiny fa tsy ilaina ny mandroba.
Leo mpandroba ny gasy .Ireny ve mba zava-bitany Tetezamita.

miady an-trano mandromba ny vary sy menaky Dadanay e...Mahamenatra ho any taranaka. kay ve izao no fombanareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007