place des nations

1. locl ( 02/09/2009 16:12)
Hanao fihetsiketsehana eo @ place des nations unies ao Geneve ny Malagasy eto Suisse, koa dia manainga ny mpisera avy eto schweiz izany ho avy marobe. Indrindra amin'izao didoha ataon'ny TGV izao.
répondu par pikatti le 02/09/2009 21:16
2. remahity ( 02/09/2009 16:32)
c'est qoui le menu garçon:

-si c'est du RAVALO, desolé, on est pas, preneur, ni demandeur.

par contre si c'est pour la nation, OK!, all right, let's go
3. terrywui ( 02/09/2009 16:36)
Locl ve natory tsar halina sa namonjy "mon tanà"????
4. locl ( 02/09/2009 18:37)
Ho an'ny nation ry ratsirakiste sy zafiste an! Fa raha TGV aza mankany fa oenina be.
5. fijo ( 02/09/2009 20:04)
efa hoann'y tanindrazana daholo izao ny hetsika rehetra.ary tgv sisa izao no sakana,ka tsy ela ireo dia ahita ny mangidy.
efa tsy misy ravalo sy zafy ary ratsiraka izany izao,fa madagasikara
6. pikatti ( 02/09/2009 21:16)
par contre si c'est pour la nation, OK!, all right, let's go

zany leity no aleha any a,ary eto koa zay mba revin'elah fa tsy koa é :-D :-D

hoy wiwi
Locl ve natory tsar halina sa namonjy "mon tanà"????

ndàna elah miangona ao Pantin ao fa aza be resaka eo less a :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0614