PC 3G

1. xxx ( 01/09/2009 15:43)

Naheno aho hoe misy izany PC 3G izany hono moa iny sa PC G3 fa tsy tadidiko, ka marina ve fa hoe na aiza na aiza de afaka mi-se connecter @ internet foana amin'io karazana PC io? Mba mila fanampimpanazavàna azafady indrindra izay mahalala .Misaotra mialoha é.
répondu par rhina le 26/09/2009 10:58
2. ikaretsaka ( 25/09/2009 02:22)
Phone angamba fa tsy pc... na netbook...
3. rhina ( 26/09/2009 10:58)
raha ny fahalalako azy lo dia PC minty io e!!!fa misy mode de fonctionnement bdb izy zany oe plus facile nga ny acces internet miaraka mainy n'aiza n'aiza
no itondranoa an le pc 3g
toa pc ihany izy io ry ikaretsaka a!!!fa misy karazany maro koa ne le PC G3e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0389