Fanalebiazana aizana
1. do68
(
27/08/2009 10:16)
Saika mba hanonatany aho inona no tena tsara ampiasaina amin'izany ?
Ny ahy mantsy zao stérilet no ampiasaiko ka henoko misy maharary ahy any amin'ny kiboko any, indrindra rehefa handeha iny ny règle, tena mila tsy ho tanty mihitsy.
Ho an'ireo izay mampiasa izany manao ahoana ny tenanareo ?
Mba mila hevitra avy amin-tsika. Misaotra indrindra

répondu par Papoose le 08/09/2009 20:05
2. rurale
(
27/08/2009 10:54)
ô ry kala a! efa misy marary zany ve de tsy manantona doko, sady t@ 1° nge de tokony ho fantatra oe zaka an'le toe-batana ve le izy na tsia e!
Ny tena marina de aleo mitandrina tsotra fotsiny oh: manisa andro, sy mba miafy kely refa tena ao @ le tsy mety e! saaaaa tsy manaiky mintsy ram's hihi.
Za taloha nampiasa an'le injection confiance sa confience tsy haiko iny fa doko no niteny t@ oe hajanony satria za nanao azy tena lasa bota be no sady tena mora reraka be, kamokamo zany, de zao za tsy manao n'inin fa hitako fa tena mety be amiko, mtandrina tsara fotsiny zay mivady sns.
Tandremo ihany @ ireny zavatra asitrisitrika sy atsofotsoko ireny fa tena sao de hiteraka zavatra hafa an! sady surtout ka mbola hiteraka any aoriana.

3. Papoose
(
27/08/2009 14:49)
tsy manao an'le sterilet aza marary ny kiboko tahaky ny inona rehefa handeha règles koa maika fa misy an'izany angamba aretina doublé ny degré! gaigy zany an!!!
ny mila tandremana @ io fotsiny dia sao sanatria tsy zakan'ny vatana le izy dia manimba taova ka mampisy voka-dratsy ka tsy hampiteraka tsony tokoa!
raha mbola azo atao tokoa ny tsy manitrikitrika dia tsy aleo ve tsy sesisesefana e! saro-pady anie io eeee!!! ny mampalahelo mantsy dia lafo lavitra noho ny vidin'ilay nasitrika avy eo ny fanalana azy fanaovana traitement rehefa tsy mety le izy! en plusn'izay takaitra mety aterany!!

4. kelly13
(
27/08/2009 21:26)
azafady manitsy, teny diso ono tsy mba kabary fa eto otran'ny tsy mety ra tsy ahitsy kely le izy, "fanabeazana aizana" no izy fa tsy fanalebiazana aizana! misaotra niaritra sy niheno ary namaky hatramin'ny farany
5. mion
(
28/08/2009 06:16)
Bonjour,
Matoa marary ny kibonao en dehors de la période de menstruation nefa ianao mapiasa sterilet dia (mety) mysy infection ao izany. tokony hotsoahina ilay izy ary tsaboina aray izay maika ilay infection raha toa ka mbola te hiteraka.
Mety hitranga ny infection fa tsy midika izany oe voretra akory ianao.
Manarak'izany, ny sterilet na DIU (dispositif intra uterin) dia tsy de tsara intsony @ zao vanim-potoana mandroso izao.
Ny tsara indrindra dia ny ligature des trompes: reversible izy io any @ tany mandroso fa asa ny eto mada . Tsy mihena ny libido, tsy altéré ny humeur @ io.
Misy koa ireo pillule isan-karazany , samy manana ny dose-ny, anjaran'ny gyneco no mijery izay mety aminao.
Torak'izany koa ny tsindrona isam-bolana na isa-telovolana.
Ny Implant koa tsy dia ratsy fa mety hanelingelina kely.
Ny hafa mety tsy hi-interessé anao de aleo tsy ho lazaiko
Mahereza

6. ari.malala
(
28/08/2009 06:16)
Kelly -D :-D :-D
Nisy tantine ko za nanao io sterilet io fa ts zakany d nitarika fahafatesana mintsy! sanatria ts mampitahotra, fa tiko tenenina hoe mandehana mijery dokotera refa misy tsy mety!

7. xxx
(
28/08/2009 06:25)
Mampiasa re pillile a reny mora misy karazany maro de zay zakanao ampiasainy misy tena tsy mampisy fiantraikany fa zany hoe lasa tsy mahazo fi rhf manao rs rhf mihinana pllile tsy haiko hoe maninona mijaly lahy isika vehivavy :wink:
8. do68
(
28/08/2009 06:30)
Misaotra amin'ny fanitsiana, indrindra ny fandraisana anjara.
Izao ilay izy : izaho tsy hiteraka intsony satria efa 3 ny zanako : 10 taona ny farany any. Raha vao nametrahana io aho dia efa nampitandrina ahy ny mpitsabo fa hisy fotoana ampaharary ny kiboko : marihiko aloha fa tsy misy rà na perte mandeha amin'izany. Izay hono no lafy ratsin'io stérilet io. Ny tena mahasorena ahy dia manaintaina be mihitsy ny kiboko rehefa handeha ny règle, sy 1er, 2ième jour : rehefa mandeha be anefa ny rà dia mijanona izany.
Mba manontany izay efa nampiasa io ny tena fandehany aloha ahafahana manapa-kevitra.

9. ni81
(
28/08/2009 08:51)
Mampiasa re pillile a reny mora misy karazany maro de zay zakanao ampiasainy misy tena tsy mampisy fiantraikany fa zany hoe lasa tsy mahazo fi rhf manao rs rhf mihinana pllile tsy haiko hoe maninona mijaly lahy isika vehivavyny lahy koa ange @ zao fotoana izao efa afaka mampiasa fanabeazana aizana e! aiza ve dia ny vavy foana no hisesika izao fanafody rehetra izao :(
11. ni81
(
28/08/2009 08:57)
Misy koa ny fanaovana ilay hoe : VASECTOMIE ho an'ireo lehilahy, ary efa nisy lehilahy maromaro nanao azy io tany dago.
12. tywa68
(
28/08/2009 09:55)
ari.malala:
Kelly -D :-D :-D
Nisy tantine ko za nanao io sterilet io fa ts zakany d nitarika fahafatesana mintsy! sanatria ts mampitahotra, fa tiko tenenina hoe mandehana mijery dokotera refa misy tsy mety!
Raha manao contrôle annuel enao nefa mbola marary d tsara jerena akaiky sao mila soloina ilay izy ...
13. Papoose
(
28/08/2009 13:21)
ni81:
VASECTOMIE ho an'ireo lehilahy
ny anjy no tonga aloha fa za vao saika hiteny an'io!
fa tandremo fotsiny sao de lasa maditra b. ny vadinao!
14. ni81
(
28/08/2009 13:29)
fa tandremo fotsiny sao de lasa maditra b. ny vadinao!(fa tany @ toerana nonenanay taloha, nisy lehilahy natao an'io vaséctomie io tokoa, kanjo bevohoka ilay ramatoa vadiny :roll: Kay moa ilay vehivavy no nijangajanga t@ olon-kafa no nahavoa azy) :(
15. Papoose
(
28/08/2009 13:45)
marina tokoa aloha fa tsy ny lhl ihany no mety haditra an'io fa na le vhv koa aza eee!!! fa zay no mila tandremana sy mila famehezan-tena fa manjary manimba tokantrano!
16. ari.malala
(
01/09/2009 12:30)
ni81:
fa tandremo fotsiny sao de lasa maditra b. ny vadinao!(fa tany @ toerana nonenanay taloha, nisy lehilahy natao an'io vaséctomie io tokoa, kanjo bevohoka ilay ramatoa vadiny :roll: Kay moa ilay vehivavy no nijangajanga t@ olon-kafa no nahavoa azy) :(
oooooooooooo! mba vehivavy ts mahay manaja tena kou zany! mampalaelo ndray le lelà! (raha toa manaja tokantrano alou e)
18. ni81
(
02/09/2009 08:09)
oooooooooooo! mba vehivavy ts mahay manaja tena kou zany! mampalaelo ndray le lelà! (raha toa manaja tokantrano alou e)nisaraka mihitsy ry zareo @ zao fotoana izao ka!
20. nofy
(
03/09/2009 02:01)
Izaho koa dia mampiasa sterilet efa ho 1an izay.ny telo volana voalohany no somary sahirana kely toy ny maharary kibo lazainao fa ilay dokotera nametraka azy dia tena mahafinaritra be manao suivi tsara ary manome fanafody mba ho tena confort tsara zaho.Tena mety be amiko ilay sterilet ary sahy mijoro vavolombelona aho fa tsy mahafaty izany io .Mba diniho sy fakafakao tsara aloha ny fomba fiasany sy ny mombamomba ilay sterilet ampiasainao fa izay ny fositra mahatonga antsika miteniteny foana na sahirantsaina eo ampanaovana io fanabeazana aizan io .Dia mirary soa ho an'ilay mampiasa sterilet .Aza manao dokotera tena fa miverena any amin'ilay dokotera dia miresaha aminy tsara fa toy ny fanabeazana aizana rehetra dia mila soutien morale .