Fanalebiazana aizana

21. ari.malala ( 03/09/2009 14:34)
nofy, eny e, ny dokoteranao zany manao suivi, fa ny an'ilay rahavavin-dreniko tsy zakany! Tamizany anie mbola vao en phase de lancement ny resaka sterilet sns teto amitnsika e! tsy niteny ah hoe izay mampiasa stérilet d ho faty! fa nilaza ny cas n'y tante ko ftsn za hoe izy no ts nahazaka :) soa refa mety aminao le izy :)

ni81, otran mampalaelo anà ky le rangà... zay le hoe ts ny lahy iany no voatery manondrana fa na ny vavy koa aza..
22. Papoose ( 03/09/2009 15:02)
risk io eeee!!! rehefa tsy tantin'ny vatanao dia zay no gravy fa raha tantiny kosa dia arahaba soa arahaba tsara!!!
23. ni81 ( 03/09/2009 18:57)
ni81, otran mampalaelo anà ky le rangà... zay le hoe ts ny lahy iany no voatery manondrana fa na ny vavy koa aza..
Rehefa voa toa izany tokoa ny lehilahy dia tena mampahonena ka! Fa efa nahazo vady vaovao izy izao.
24. Papoose ( 03/09/2009 19:14)
hmmm!!
25. rhina ( 08/09/2009 06:23)
za lo reto d mconseil anareo fa aleo naturel ihany a
efa napesaiko doly reo
aleo naturel ihany e!!!
sad ny lehilahy ko mba mila mifehy ny tenany e!!!!
zay fa mazotoa
26. Papoose ( 08/09/2009 20:05)
au naturel zany (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6929