Radama I
1. ravonjison
(
26/08/2009 13:11)
Betsaka ny voalaza sy voasoratra fa mpanjaka , mahay , maranitra, fetsy sns..i Radama I. Ao @ boky " IIay vohitry ny nofy " E.D Andriamalala milaza fa raha tsy maty tanora Radama dia mety nitovy laharana t@ Japoney isika @ izao fotoana izao
Inona marina moa no tena lafitsara t@ fitondran-dRadama I , mendrika tokoa ve izy? ? Mba mahaliana ahy ny fitiavany sy Rasalimo. Mba nisy lafiratsy sy toetra ratsy ve izy ?
Misokatra ny ady hevitra .
Inona marina moa no tena lafitsara t@ fitondran-dRadama I , mendrika tokoa ve izy? ? Mba mahaliana ahy ny fitiavany sy Rasalimo. Mba nisy lafiratsy sy toetra ratsy ve izy ?
Misokatra ny ady hevitra .
répondu par Ratoa le 31/08/2009 12:03
2. sitlo
(
26/08/2009 16:53)
Ny eritreritro momba ny lafy tsarany aloha dia izao. Novolavolain'Andrianampoinimerina tsara izy. Dia miohatra izay dia niara-niasa tamin'ny vahiny: nandefa mpianatra tany ivelany, namorona sekoly, nampiasa teknolojia vaovao,...
Fa ny lafy ratsiny dia ny andriana sy ny hova sasany ihany no nahazo nianatra. Ka nitarika fisarahambazana izany, eny fa na dia tao anatin'ny foko merina ihany aza.
Nitarika fanambaniana ny kolotsaina malagasy ihany koa izany satria ireo gasy nahita fianarana tany ivelany dia nihevi-tena ho olona ambony noho ny namany taloha...
Soa fa nisy ny vadiny nahavita nampifandanja ny rasa fa raha Radama irery dia efa ho tahaka an'i LaReunion angamba ny gasy.

3. simplex
(
26/08/2009 17:30)
ie
miampy an'zay:
izy koa otran'ny obama version gasy... le hoe "dream of my father"... ny dadany izany no nandrevy an'le hoe ny ranomasina no valam-parihiko. Dia i leiry no nanatanteraka azy...
Ny qualite dia hoe tsy mihemotra @ olana misy ary tsy manary ilo mby andoha (tsy very ilay tanjona fa naika tanteraka tanteraka).
Ny lafiratsy?
bedabe, olombelona ihany izy :)
ohatra hoe in no antony nahafaty tanora an'lery?
en plus tsy mba namela "last will" hoe i rakoto na i rabe no mandray ny fanjakana ra jokotra aho...
:arrow: tsy mba nanana ny fahendren-drainy izy
;-)
4. xxx
(
26/08/2009 23:35)
Radama dia avara-pianarana, nisokatra t@ fandrosoana teknolojika nentin'ny vahiny.
Izy koa dia "nihodina" be, ny rovan'Ilafy no garçonnière-ny
HS kely : toy izao ny Japoney noho ny toe-tsainy. Mba hanorenany ny fireneny taorian'ny nidobohan'ny Amerikana baomba atomika an'i Hiroshima, dia namono tena be ry zareo niasa andro aman'alina. Tsy nitandro hasasarana, tsy nitsinjo fahasalamàna sy fianakaviana. @ izao izy mbola izany no fisainany, mitondra : fandrosoana goavana, famoizam-po lalim-paka, toe-pahasalamàna marefo ets. zara fa mihinan-kanina izy, jereo @ hakelin'ny sushi 1 plat

6. tywa68
(
27/08/2009 09:35)
Simplex : last will zany ho an'ny antitra efa vonona hikipy :lol:
Kelly13 laozandry :-D :-D ny sushi 1 plat :wink: (ela tsy hita an) :-*
Kelly13 laozandry :-D :-D ny sushi 1 plat :wink: (ela tsy hita an) :-*
7. kelly13
(
27/08/2009 09:38)
tywa68>ka tena nahatapaka intestin ahy le sushi 1 plat, d za eto fona fa tsindraindray iany vao hita :wink: fa sahirana mitady sushi 1 plat kiss nareo any :-*
9. soanja
(
27/08/2009 22:49)
Ny tsy nitiavako azy dia isany mpivarotra andevo goavana be izy ary nanafika tanana/ firenena sy foko isan-karazany koa.
10. Ratoa
(
28/08/2009 00:25)
Mba atolory eto ary ny loharano nisinintonanareo ireo fahalalana ireo ho an'izay tia handalina bebe kokoa.
11. simplex
(
28/08/2009 15:10)
:D:D
lesona kilasy de 7e sy 2nde doly ireo ry Ratoa a
Ao @ lexpress misy column manokana momba an'i Radama I:
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=search&query=fils+de+Nampoina , lavalava ihany fa interessant be.
Ra tena te handalina enao dia misy an'zay boky izay hoe "tantaran'ny andriana", izay tadiavina...
sady glady be ilay izy no otran'ny ennuyeux be izany... hevitro manokana 8)
mazotoa ooo,
;-)
12. Ratoa
(
31/08/2009 12:03)
lesona kilasy de 7e sy 2nde doly ireo ry Ratoa aTamin'ny taona faha firy? Taorian'ny 13 Mai 72?
Ny tantaran'ny andrian "chroniques" izay no mahatonga azy ho "ennuyeux".