tsembo tànana diso tafahôtra

1. roxanaha ( 25/08/2009 10:45)
sao dia misy mahafantatra ny fanafody na zay tokony atao @ tànana tsemboka be kay nareo? Misy fotoana ny tànako tena tsemboka be mitete rano mihitsy. Hany ka raha mandray taratasy dia sahirana. Ny mandray tànan'olona moa rehefa hiarahaba dia tantara be. Rehefa misy émotion izy io no tena manondrana(faly, matahotra, saina tsy tony), na koa @ andro mafana be. Nandramana ny alamo, citron, talc fa eee!!!
Misaotra mialoha :-* :-*
répondu par kamongo le 05/05/2011 12:57
2. ni81 ( 25/08/2009 10:52)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a8abef26c22a
3. bacouli ( 25/08/2009 11:32)
Ny acide borique koa mbola tsy nanadrana aho fa toa mahasoa an'olona tsembon-tongotra hono,hamidy any a@pharmacie
4. roxanaha ( 28/08/2009 10:43)
Misaotra e!
5. kamongo ( 05/05/2011 12:57)
Roxahana>
Marina fa miteraka gène au niveau social io tsemboka io nef ts fanahiniana ilay izy ka reto no torohevitro mety hahasoa anao.
Voalohany alou matoa tsemboka b d misy dérèglement hormonale zai enao, d zai no mampiakatra b ny température à l'intérieur hany ka mamoaka hatsembohana ny glande mba hiveranan ny vatanao @ lé t°normal 37°c
.Ireto misy toromarika vitsi2 mety hahasoa anao:
1_ mila misotro rana 2l anatin ny iray andro, mila misotro betsaka vao mifoha 2 na 3 vera. d sotroina tsi keli2 ny sisa. Manampy b anao ny rano @ resaka régulation na température (mangatsiaka tsotra fa ts glacé)
2_ aza mihinana zvtr saro devonina , fa io koa an isan ny mampiakatra ny t° ao anatinao: ny voamaina, ny hena omby, ny voanjo, ny menaka b,
3_ mizaha mihinana fruit sy légume
4_ Farany atao en parallèlle @ régime ny vahona hosoharana @ alina dia kobanina ny maraina. (lé gel na vahona iny mints no tena tsara raha mahita anao) dia tohizana ny traitement mandrapaha misy fivoarana

D zai no torohevitro
Bon courage!
roxanaha:

Misaotra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2877