dia tena mahafinaritra mihitsy
1. bazylou
(
21/08/2009 17:46)
ny mahita ireto vahoaka 20.000.000 lany andro lalaovin'iretsy 4asy sy gaufrety iretsy marina, ampiana ronon antavy dia voky daholo izy mianakavy; ntssssooo aza manambe e,, :-D :-D :-D
2. ndotofetsy
(
21/08/2009 22:47)
ka tsy misy atao ko :^) :^) :^) :^)
3. bazylou
(
22/08/2009 08:40)
tsy misy atao amin'ny ahoan e, :-D :-D :-D
4. pikatti
(
26/08/2009 18:36)
aleo aloha i bitrovoalavo endasin'ny capsat ao é :-D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0071