Asa...
1. xxx
(
21/08/2009 13:22)
Inona no asa tsy mandreraka e?????
Izay olona avy miasa rehetra n'inona asa ataony dia tsy maintsy mitaraina gôdraka be daholo rehefa tonga ao an-trano ao ?
Izaho mba te hahalala hoe inona no asa tsy maminzana.
Izay olona avy miasa rehetra n'inona asa ataony dia tsy maintsy mitaraina gôdraka be daholo rehefa tonga ao an-trano ao ?
Izaho mba te hahalala hoe inona no asa tsy maminzana.
répondu par ni81 le 26/08/2009 13:01
4. tywa68
(
21/08/2009 19:12)
xxx > rhf tsy te-hiresaka ao an-trano d fika hialàna ilay reraka :lol: mandreraka dhl rhf manorisory (ny miasa saina be koa) :wink:
5. xxx
(
21/08/2009 19:28)
tywa: tsy haiko fa tena tsy mahavita n'inona n'inona intsony rehefa tonga ao an-trano, raha izany no misy ankizy dia tsy haiko intsony fa soa fa mbola tsy misy.
6. tess
(
21/08/2009 19:29)
Endrika: ny asa sekretera koa mamizana be an! ndraindray ta hatory mitsy miatrika ny asa hihihihi ny fitombenana mitalesaka mitsy mipetraka eo foana :-D
7. ni81
(
21/08/2009 19:56)
hihihihi ny fitombenana mitalesaka mitsy mipetraka eo foanaary ity asa eto @ forum ity na FB? mody tsisy sahy mitaraina fa mahazo paké eo angamba ooo! :-D :-D
8. fahamarinana
(
21/08/2009 20:20)
:arrow: ni : iny tsy lazaina intsony,samia mitaty ny vokany ! :-D :-D :-P (l)
9. ni81
(
21/08/2009 20:24)
ni : iny tsy lazaina intsony,samia mitaty ny vokany !ny maso mangirifiry, ny ranjo vizana fa mifotetaka foana eto... :) Aleo tsy be taraina tokoa aloha e! Bedy eto an! :-P
10. booboo
(
21/08/2009 20:33)
Manjono @ fintana angamba. Atsipy fotsiny dia apetraka eo dia miandry ny sitrapon'ilay trondro hanaikitra :roll:
11. ni81
(
21/08/2009 20:36)
Manjono @ fintana angamba. Atsipy fotsiny dia apetraka eo dia miandry ny sitrapon'ilay trondro hanaikitrany kankana tsy maintsy jerena ary soloina koa! :D
12. Samoana
(
21/08/2009 21:12)
Mety tsy ilay asa no mafy mampitaraina fa fika handray vonona ao an-trano io hihihi
15. Ratoa
(
21/08/2009 21:50)
Tsy miasa tsy mandreraka izany. Fa ny fomba fampilaminan'ny tsirairay no samihafa. Na asa an-trano izany na an-tsaha, na miasa vatana na mampiasa saina (intellectuel). Organisation no clé an-dreo. Dia misy koa ny mizesta, ao ny tsy milaza ny marina, ao ny miala bala. Izay ilay fiainana
16. soanja
(
21/08/2009 22:46)
xxx:
Inona no asa tsy mandreraka e?????
Izay olona avy miasa rehetra n'inona asa ataony dia tsy maintsy mitaraina gôdraka be daholo rehefa tonga ao an-trano ao ?
Izaho mba te hahalala hoe inona no asa tsy maminzana.
Misy karazany ny harerahana tsapa. Ny rera-batana , ao ny rera-tsaina ary izy roa mihitsy ka mandraiky marary ny mpiasa ao indraindray.
Ny asa matetika rehefa mandrera-tsaina dia toa tsapa vizana ho azy koa ny vatana satria mifandrirotra ny hoza-doha mahatonga ny rera-tsaina: miasa mafy loatra tsinona ilay saina.
Ny asa mandrera-batana indray dia indraindray tena mitondra antsika tsy andry ny hakana aina sy hatoriana. Matetika ny rera-batana dia manampy tokoa amin'ny filaminan'ny saina satria rehefa avy eo tonga dia matory. Ilain'ny vatana ilay somary vizaka iny satria mihalany izay ny Kaloria izay nampidirina tamin'ny sakafo ary miodina daholo ny sela amin'ny asany avy.
Amiko aloha dia misy tokoa ny asa tena tsy mandrera-tsaina ary manampy tokoa rehefa mahazo havizanana ny vatana saingy afapo saina. Ireo asa ireo matetika dia ilay antsoina vazaha anglisy hoe "rewarding jobs/ works" . Asa fantatro toy izany izao dia ny mampianatra aloha fa maro izy ireo. Rehefa vitsy sy mifandanja tsara ny ankizy ao ampianarana ary samy miezaka daholo izy rehetra ka hitanao mihitsy ny fivoarany dia tsy hita mihitsy izany harerahana izany. Raha misy ny olana ka voavaha dia milamindamina mihitsy mody any an-trano. Raha tsy voavaha moa dia ny fahaizana mahalala ny fetran'ny fahafahanao mamaha no zava-dehibe ary matetika dia mitarika anao hanita-tsaina indray hijery hoe asan'iza no afaka mamaha ity olana ity. Ianao zany mahazo fitomboana moa ny ankizy koa mahazo fahalalana. Io no asa hitako tsy mandreraka indrindra na ara-tsaina na ara-batana nataoko. Araky ny voalaza dia mandamina azy mialoa no tena lakilen'ny filaminana amin'izany.
Io asa io anefa dia ilaina koa fitiavana. Raha tsy ao anatinao ny fitiavana ny asanao sy ny nisasarana hatramin'izay nianarana azy mba ho hay tsara sy fantatra ny tanjona tiana hahatongavana dia sasa-poana ny asam-batana sy saina.
Isan'ny fahaizana mitady asa tsy mandreraka koa ny fahalalana ny toeram-piasana sy ny tantarany.
Ireo rehetra ireo no mifandray dia milamina ny zava-drehetra. Misy ny asa manome filaminan-tsaina ary fitomboam-batana/ saina saingy sarotra ny mahita azy satria miovaova be ny fiaraha-monina sy ny fomba iainantsika ny fiainana.
17. tess
(
21/08/2009 23:25)
amiko indray ny stress no tena mamizana, rahja mahay mi gerer ilay stress dia maivamaivana koakoa ny havizanana
18. niryna
(
22/08/2009 03:53)
xxx:
mampiditra vary ao am-bava angamba no tsy mandreraka? :lol: :lol:
hi,hi, misy ohabolana ary io hoe ny kamo na dia ampiditra vary ao ambava aza tsy ataony k'nou
:D
19. Samoana
(
22/08/2009 07:45)
niryna/ ny ahy indray ilay "ohabolan"'ny kamo be tenda no tadidiko :"Aleo ny vary no betsaka toy izay ny laoka no kely" maman a :wink: !
20. tess
(
22/08/2009 08:05)
samoana: dia avy eo ilay hoe: hano ny hanina fa aza ny maso no havandravandra, kamo be tenda io :-D :-D :-D