Asa...

21. RATOVOARY ( 22/08/2009 08:07)
Tsy misy tsy mandreraka izay atao rehefa eritreretin'ny saina fa andraikitra tsy mainsty vitaina. Ny matory aza mbola ahatsapana fa mamizana. N mipetraka moa indrindra indrindra. Mis gardien-nay zay ato ampiasana ato, fa mipetra-potsiny eo ambavahady eo lery nefa milaza fa reraka rehefa tonga ny lera :lol:
Dia ouzy aho aminy hoe : inn zao no tokony handreraka ny mipetraka, dia tsy taitra lery mamaly fa vongo hono ny mody
Ny ahy zao no tena hitakomandreraka ahy dia ity miverina mamaky dinika hatr@voalohany ity rehefa te handray anjara hamaly. Misy dia tena efamandeha @ 40 ny mpandray anjara vao hita fa toa mahaliana le izy. ;-) ;-) ;-)
22. tywa68 ( 22/08/2009 08:48)
Ratovoary > hay asa mihitsy ny anao ty miditra ato @ sera2 ty :-D
23. tess ( 22/08/2009 09:17)
tywa: tena mandreraka lay eto am nety ka! tsapako mitsy izany alou
tena valaka be mitsy vao miala eto :-D fanina mits yaza ndraindray hihihi
24. tywa68 ( 22/08/2009 09:22)
hay asa koa ny anjy ny mandalo eto :-D :-*
25. ni81 ( 22/08/2009 11:37)
samoana: dia avy eo ilay hoe: hano ny hanina fa aza ny maso no havandravandra, kamo be tenda io
misy koa lé hoe: hano ny hanina fa ny harena mila vintana... :D
26. niryna ( 22/08/2009 16:19)
tess:

tywa: tena mandreraka lay eto am nety ka! tsapako mitsy izany alou
tena valaka be mitsy vao miala eto :-D fanina mits yaza ndraindray hihihi

marina tokoa izany,indrindra rehefa feno ny fanontanian'ny namana kanefa mila valiny dia tena lany eo tokoa ny andro saingy mbola mahazo tsiny ihany indraindray ,hi,hi.
Ny ahy indray ry reto dia tsoriko fa na mandreraka aza ny asa dia vetivety foana dia tonga ny fotoana fodiana.Inona no ataoko? mihaino hirahira ,dia mihaino toriteny amin'ny radio ,dia mamaky baiboly dia miverina mamaky boky fampianarana ny tenin'Atra .Rehefa misy fialantsasatra izahay dia mifampianatra tenin'Atra.Manao ny asako tsy baikona aho ary mamorona aza indraindray ka tsy misy mijery ny asako fa matoky ny mpampiasa ahy,izay no ahitako fa vetivety ny fotoana.Marina fa misy mpiara-miasa kamo be tenda,sasatra ny mijery ora foana fa e,e, valalaniny ny fotoana vao tonga aminy .

27. xxx ( 22/08/2009 16:44)
ny asa tsy mamizana no mba tadiaviko fa tsy ny fialamboly mamizana :twisted: :-D
28. ni81 ( 22/08/2009 17:21)
ny asa tsy mamizana no mba tadiaviko fa tsy ny fialamboly mamizana
ka tsy maintsy misy foana ny havizanana e! io izany toy ilay hoe: "aiza ny tany tsy misy fasana"? :lol:
29. xxx ( 22/08/2009 17:32)
Ny ariarizato am-pandriana :-D :-D :-D :-D :-D
30. Samoana ( 22/08/2009 18:26)
Misy ihany ny asakely sady tsy mamizana no maha be vola....Saingy mora mampiala-sasatra any am-ponja satria voararan'ny lalàna :-D
31. tess ( 22/08/2009 18:50)
juste manambana basy sy manambana antsy ve lol pffffff :x :-D :-D
32. ari.malala ( 24/08/2009 06:58)
:-D :-D :-D :-D :-D
33. Mirananirina ( 25/08/2009 14:26)
inona re ny asa tsy manderaka e.Manao pata be matory eo ampandriana dia mampiasa olona maro.hihihi.....nefa reraky ny matory indray,toa mamizana daholo marina izy izany ka.
34. Samoana ( 25/08/2009 14:54)
Mirana/ ny pata no tena rera-dava: mavesa-paosy, opain'ny mpiasany, rerahin'ny vadiny raha am-pandriana lava izany :-D
tess/ mivarotra jamala koa tsy mandreraka :wink:
35. ikaretsaka ( 25/08/2009 15:13)
manjeraka ny mivarotsa jamala letsy e... tsy maintsy ranga tsara foana ny mason la @ pra ,,de vonona hisam fa ho any fa ho any rehefa otsots zay
nena rehefa kanja reveko ny manao azy de tsy mandreraka na kotrana be aza fa mahita fafiny za manao azy
36. Papoose ( 25/08/2009 15:57)
calin malefaka tsy mamizana kosa e (l) :)
37. Mirananirina ( 26/08/2009 12:57)
Mirana/ ny pata no tena rera-dava: mavesa-paosy, opain'ny mpiasany, rerahin'ny vadiny raha am-pandriana lava izany
tess/ mivarotra jamala koa tsy mandreraka

marina io,dia tsy hita izany fa mandreraka daholo ko.
Inona indray izany jamala e 8O
38. ni81 ( 26/08/2009 13:01)
Inona indray izany jamala e
jus de sac e! =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1879