Hivalona ho tantara ty HAT ty ?

1. milamm ( 19/08/2009 22:25)
kizo lalina vokatry ny fanonganam-panjakana 07/02/09 dia mila vahaolana faingana ny firenena satria ao anaty ny fiahiny vondrona iraisam-pirenena isika izao/sous prectorat de la Communaute Internationale (GIC mpanara-maso fananganana sata tetezamita sy fitondrana vonjy maika maharitra 15 volana hikarakara ny fifidianana,tsy misalasala mihevitra ny ONU.OUA,SADC,AGOA ny IMF,WB,vondrona mpitsetsitra mitondra ny anarana mpamatsy vola iraisam-pirenena andrim-panjakana ekonomika eratany manana mpikambana maro niforona ny 1944 manana foibe ao Washington,DC bekintana,Alema,anglisy, frantsay,ny sovy,zapone anisany manana quota sy influence lehibe indrindra ao...) fa afaka ametraka ny olona tiany hifampiraharaha aminy ara-toekarena ka anjaran\'izy ireo no manapakevitra fa ekena ny fitondrana tetezamita ao amintsika nahoana?Mbola varina miady seza ireo manana andraikitra sy adidy hanarina izao fahavoazany firenena 1 manotolo izao.
Toy ireo mahazo ny any Angola,Rwanda,Cote d \'Ivoire,Zimbabwe ady antrano politika sy vono olona ,fanitsakitsahan-dalana no ataony mpitondra mora kokoa izany manapatra fahefana ho azy ireo ahafahany mangorona ireo harena sy vokatra ary mora ny manafatra ireo vahiny haka ny anjarany.
iza no azo sainina ho mitory firaisaim-pirenena sy azony vondrona iraisampirenena eken-teny ilaina hitazona izany andraikitra izany satria io izao no dingana manaraka ary ny filoha lefitra sy ny praiministra 3 ?
répondu par dadabe le 22/08/2009 04:10
2. milamm ( 19/08/2009 22:55)
za de milaza fa tsy ratsy rahonana aloha :lol: satria ireto ny santionany momba io lhl mpamadika tanindrazana io dia teraka ny 18/11/1938 Directeur de cabinet Ministere de la Justice t@ androny Tsiranana pisodia(65-69),nivadika Arema Conseil superieur de la Magistrature (73/92),Pdt HCC Hery velona niaraka t@ ndrema nampiato an' i Zafy noho ilay lalam-panonenanana 1992 nosoratany izy ireo nanome fahefana ny Antenimieram-pirenena hametra sy hampiato ny andraikitry ny filohampirenena(92-96 napetraky ratsy iraka teo Op."Rames"hikarakara ny fiverenany ), :arrow: P.M (05/96)raha vao nanolotra ny tetik'asa voalohany teo @ antenimieram-pirenena izy 3/4 solombavambahoaka no tsy nanaiky ,niandry ny fampiatony reto farany aloha izy vao naka ny toerana filoha tetezamita ary nanao dissolution ny assemble indray avy eo lasa Pdt de la Rep.par interim(09/96)tsimahafotsy izy zany hoe hova,seth Ranohisoa Fivmpama mpandraharaha ekonomika no zaodahiny,notohanany IMF,WB izy ny 07/96 satria tsy tafavoaka ny " financement parallel an'i ZAfy sy ndrema.Ka iza no eritrerrareo @ ty 1 mitoraka ty ?
3. Badeda71 ( 20/08/2009 05:30)
Aleo hivalona any fa tsisy afitsoka, be fihetsiketsehana fotsiny fa ny asa vita boribory. Zero manatody
4. milamm ( 20/08/2009 10:16)
ka tsy vitany nanitsakitsaka ny lalana faratampony fotsiny fa tsy manana competence na accord diplomatique,projet de loi mazava na ordre politique na economique tsy misy raha mandeha jiaby,ka avalona @ zay
- i deba nivelona t@ trosa any ivelany sy vokatra ary harena ankibony tany nahondrany fitondrany 21 taona hatr@ rongony(nahatratrarana ireo entana t@ anaran\'i Hortense Ravelomahasampo zaobaviny tao @ seranatsambo iray tao Italy cartel niforona efa ela 1980 ao afrika atsimo,maorisy,seychelles...)
tsy nanana fahaiza-mamokatra izy @ indostria na fambolena na fiompina izay antoky ny fampihenana fandaniambola @ vokatra afarana,hery mivoy sy mampifandanja ny ari-karena tsara izany ary miteraka ny fanapariahana ilay vola kirakira(circuit monetaire)mahakasika mivantana ny fiainambahoaka mitombo ny asa,mihatsara ny fahefa-mividy ...oh. @ zany,misy firy ny miaramila t@ androny no nokaramainy fanjakana azo nalefa hamboly ho any tanindrazana ,ireny MIG avy any korea sy ilay sambo Gasikara avy @ kominista ireny no nandaniany vola nefa tsisy nampiditra tombotsoa ho any vahoaka,jadona toy ny fitondra-miaramila 1981 nandohalika teo anatrehany ireo lobby international ny firenena ka efa tetik\'asa nataondratsy iraka taorina kelin\'izay ireny projet Bemolanga ,Tsimiroro,Ehoala,Moramanga izay
ahitana ny kanadiana,bekitana,frantsay...
- i Zafy moa de nampiesoniny ndrema t@ financement parallel tsy namokatra ka voasakana tany @ antenimiera avy hatrany
-rehefa tonga i Ravalomanana 2002 dia ny fanitarana ny ambaindainy toekarena,fampiroboroboana ara-indostria ny fambolena sy fiompina @ mahampandraharaha azy,nitovitovy t@ androny Radama 1 ihany no raha nampidirany ireo vahiny hampianatra haitao,nampisokatra ny fifandraharahana any ivelany.ny frantsay moa no voalohany nailiky Ravalomanana ,satria ninoany ireo solotenany IMF,WB fa handeha tsara ilay tetik\'asa miampy ny harena ankibony tany ,tonga ny AGOA,Millenuim Account
tao koa ny SADC,UA ...kapotsaka loatra Ravalomanana ka ny orinasany no nataony nitondra fanalahidiny ny toekarena Malagasy nihevitra fa orinasany
Madagasikara ary mpiasany daholo ny Malagasy,anisany tsy manaiky an\'io aho
nogiazany ireo sehatra isan\'ambaratongany hitantana sy hifehy ny fifandraharahana dia tsy afaka misy mifaninana aminy no izy ihany no afaka manapaka ny varotra rehetra .Ny hany adinony de nokaramaina izy hiasa hanasoa ny tanindrazana sy hanao ny adidiny @ Malagasy nefa ny rehetra indray no nasainy hiasa ho azy manokana,asa marina zay eritreriny mbola hilatsaka hoe tena hanatanteraka tokoa ny andraikiny @ zay v izy sa mbola hanao ny fanaony,efa be ireo diso fanantenana nefa asa
5. xxx ( 20/08/2009 12:34)
Nahavita zavatra ny H.A.T fa tsy boribory kosa aloha e, tao ny cours gratos ho an'ny mpianatra hanao exam, ao ny Hotel de ville....na izay fotsiny aza dia efa zavabita izany!!
fa ho hita eo kosa ary ty atao hoe hitambarana ity na ho aiza na ho aiza!!, hahavita hanao zavatra ve? ao anatin'ny 15 mois sa tsy hahavita n'inon'inona?
tsy hifamingana fotsiny?, ahoana moa no hahamety ny fiaraha miasan'i Fetison sy Roland Ratsiraka ohatra??
izao vao maika tsy hisy zava banona eto dago ary vao maika hahantra ny olona,
tsy tokony hanantena n'inon'inona mihitsy !!! ny mpiasampanjakàna teo efa nanomboka nasiana fandinihina ny grille indicière-ny, izao izany rehetra izany midaboka daholo satria miandry an'ireo miseo azy ho mahay mitondra rehetra hisavoritaka ao anatin'io....jereo sahady ny ataon'i Manandafy!! izany ve no olona ho atao 1er ministre hitambàrana tsss...mahakivy
Dondrona amiko ze olona manaiky an'izany sous protectorat izany satria izao!! dago efa firenena mahaleo tena tanteraka ( izany no nanaovana reférendum t@ 1er répoblika ) ka izay no lazàiko oe dondrona ze olona manaiky an'izany....
6. xxx ( 20/08/2009 12:40)
Ary mbola mangina ny olona izao, vita iny ny @ dra8 jadona, fa rehefa mihoatra ny fefy koa ny ataon'ireo mpanjanaka modèrne ireo dia hiverina eny an-dalambe indray ny olona ary @ izay fotoana izay tsy ra8 intsony no hiadivana fa ny GIC, ka ho pire no ireny niseho t@ tolona ireny ny zavatra hitranga
ary raha ny tenako manokana dia mahatoky ny fitiavantanindrazan' gasy gasy aho!!
porofo t@ 1947, 1972, 1991, 2002,2009.....

samia misaina dia aleo mandinika tsara mihitsy
7. ouiandry ( 20/08/2009 13:05)
milamm:

ka tsy vitany nanitsakitsaka ny lalana faratampony fotsiny fa tsy manana competence na accord diplomatique,projet de loi mazava na ordre politique na economique tsy misy raha mandeha jiaby,ka avalona @ zay
- i deba nivelona t@ trosa any ivelany sy vokatra ary harena ankibony tany nahondrany fitondrany 21 taona hatr@ rongony(nahatratrarana ireo entana t@ anaran\'i Hortense Ravelomahasampo zaobaviny tao @ seranatsambo iray tao Italy cartel niforona efa ela 1980 ao afrika atsimo,maorisy,seychelles...)
tsy nanana fahaiza-mamokatra izy @ indostria na fambolena na fiompina izay antoky ny fampihenana fandaniambola @ vokatra afarana,hery mivoy sy mampifandanja ny ari-karena tsara izany ary miteraka ny fanapariahana ilay vola kirakira(circuit monetaire)mahakasika mivantana ny fiainambahoaka mitombo ny asa,mihatsara ny fahefa-mividy ...oh. @ zany,misy firy ny miaramila t@ androny no nokaramainy fanjakana azo nalefa hamboly ho any tanindrazana ,ireny MIG avy any korea sy ilay sambo Gasikara avy @ kominista ireny no nandaniany vola nefa tsisy nampiditra tombotsoa ho any vahoaka,jadona toy ny fitondra-miaramila 1981 nandohalika teo anatrehany ireo lobby international ny firenena ka efa tetik\'asa nataondratsy iraka taorina kelin\'izay ireny projet Bemolanga ,Tsimiroro,Ehoala,Moramanga izay
ahitana ny kanadiana,bekitana,frantsay...
- i Zafy moa de nampiesoniny ndrema t@ financement parallel tsy namokatra ka voasakana tany @ antenimiera avy hatrany
-rehefa tonga i Ravalomanana 2002 dia ny fanitarana ny ambaindainy toekarena,fampiroboroboana ara-indostria ny fambolena sy fiompina @ mahampandraharaha azy,nitovitovy t@ androny Radama 1 ihany no raha nampidirany ireo vahiny hampianatra haitao,nampisokatra ny fifandraharahana any ivelany.ny frantsay moa no voalohany nailiky Ravalomanana ,satria ninoany ireo solotenany IMF,WB fa handeha tsara ilay tetik\'asa miampy ny harena ankibony tany ,tonga ny AGOA,Millenuim Account
tao koa ny SADC,UA ...kapotsaka loatra Ravalomanana ka ny orinasany no nataony nitondra fanalahidiny ny toekarena Malagasy nihevitra fa orinasany
Madagasikara ary mpiasany daholo ny Malagasy,anisany tsy manaiky an\'io aho
nogiazany ireo sehatra isan\'ambaratongany hitantana sy hifehy ny fifandraharahana dia tsy afaka misy mifaninana aminy no izy ihany no afaka manapaka ny varotra rehetra .Ny hany adinony de nokaramaina izy hiasa hanasoa ny tanindrazana sy hanao ny adidiny @ Malagasy nefa ny rehetra indray no nasainy hiasa ho azy manokana,asa marina zay eritreriny mbola hilatsaka hoe tena hanatanteraka tokoa ny andraikiny @ zay v izy sa mbola hanao ny fanaony,efa be ireo diso fanantenana nefa asa




Miombok'evitra tanteraka amin'i zokibe milamm, misaotra zokibe fa ao tsara le resaka ah, fa mahatoky isika fa na iza na iza mitady hanao ratsy an'ity tanindrazana mamintsika ity d tsy maintsy ratsy fihafarana, ka otran'ny akoho kely nopahon'ny papango tonga ambony vao trampahoriana!!! Mbola mamerina ny fisaorana ho an'i zokibe milamm fa tena aleo tokoa hilamm d misesy ary zavatra otranzao ataonao izao no tadiavina omena chance hanao zavatra fa refa tonga ny fito taona ka tsy mamely d tonga d pehana fa sao hanimba ny ho avy ny taranaka!!! fa mba omena fotoana kosa aloha izay tonga eo mba hijerevana na mamely na tsy mamely, manasa izay rehetra mba olona objectif toa an'i zokibe milamm zao aho mba hamaky izay soratan'i Jeannot Ramambazafy ao @ Madagate mahakasika ny fanohanany an'i Ravalomanana sy ny nifidianany an'i Ravalomanana deux fois d hohitantsika fa raha hevitra no ezahantsika tohanana fa tsy oul d hotafita ity nosy mamintsika ity ka i Madagasikara ho an'ny Malagasy ary ny Malagasy ho an'i Madagasikara fa tsy voatery handeha hila ravin'ahitra any ampitan-dranomasina any vao ahita fahasambarana satria potehan'ireo izay mitondra raha mba mianatra ny beloha manintsy sy miteny ny tsy mety ataony!!!!

Mialatsiny @ i Hery raha toa ka nametraka anarana site, raha toa moa ka tena tsy azo atao izany d mba andefaso hafatra manokana ny tenany fa tsy atao intsony @ manaraka :wink:
8. pikatti ( 20/08/2009 13:09)
mamerina ny fisaorana ho an'i zokibe milamm fa tena aleo tokoa hilamm d misesy ary zavatra otranzao ataonao izao no tadiavina omena chance hanao zavatra fa refa tonga ny fito taona ka tsy mamely d tonga d pehana fa sao hanimba ny ho avy ny taranaka!!!

Maina ndray ve vavan'elah zany é,toa tsy niboredika ntsony ,efa miditra ny lesona zany :-D
9. ouiandry ( 20/08/2009 13:21)
pikatti:

Maina ndray ve vavan'elah zany é,toa tsy niboredika ntsony ,efa miditra ny lesona zany :-D

aleo hajaina ny hevitra nosokafan'i zoki-be milamm fa isika sy elah efa nanokatra hevitra etsy ambany etsy, raha toa moa ka oe ny tanjon'elah d ny tsy hisian'ny oul miresaka politika eto @ serasera ka miombok'evitra aminlaha @zany i Hery d tsoriko aminlah fa elah tsy ho ela d hovopekako fa aza maika, ary koziko anlah zany mba hiomanananlah, ka miteny tsotra aho oe hajao ny hevitra nosokafan'ny oul fa refa tehifanalika amiko elah fa mahafinaritra anlah zany d reo lohahevitra nosokafantsika sy elah no tairo!!!

D mba fiangaviana an'i ho an'i Hery aza idirana ny koziko @ ity vevavy ty fa tena ataontsika mihinana ity fa mitady hanimba ny serasera!!!

10. pikatti ( 20/08/2009 13:26)
ka miteny tsotra aho oe hajao ny hevitra nosokafan'ny oul fa refa tehifanalika amiko elah fa mahafinaritra anlah zany

ary be lesona ry tony le mpanalika ol ha ha ha ,aiza aryn izy zany bainn,ary toa be konetaka ndray e :-D
11. ouiandry ( 20/08/2009 13:32)
pikatti:

ary be lesona ry tony le mpanalika ol ha ha ha ,aiza aryn izy zany bainn,ary toa be konetaka ndray e :-D

Tsy be konetaka aminlah zany zah fa fanajako an'ity hevitra mahafinaritra napetrakin'ny olona manantsaina ity fa atsy ambany atsy ary mba jereo ny kozy mahazo anlah!!!


12. pikatti ( 20/08/2009 13:36)
Mbola varina miady seza ireo manana andraikitra sy adidy hanarina izao fahavoazany firenena 1 manotolo izao.


Ka raha tsy milamm io ady seza io tsy tafavoaka zany ny tgv ,zao ndray mivadibadika any Maputo any nefa zay raiketina any lavin-dry zalahy miaramila mpanao politika :idea:
13. milamm ( 20/08/2009 15:58)
ouiandry > alefaso oe less ny patiny zany resaky jeannot Ramambazafy tao @ Madagate zany fa mahaliana
pikatti > tsy ny tafika sy ny foloalindahy rehetra akory no mpanao politika fa ireo manamboninahitra vitsy mpikomy nivarotra ny tanindrazany indray t@ ireo mpanao politika saribakoliny frantsay toa an\'i Andry tgv izay tapi-dala kaleha nefa te ijanona eo sy ireo mpandraharaha voasakana t@ Ravalomanana Ramaroson,karana...i deba izay mahakobo tsara ny secret-ny fiarovampirenena mikarakara ny fiverenany hialokaloka tsy ho voarohirohy momba ireo raharaha ratsy nataony teo @ fitondrana ny vahoaka ay firenena.
i Ravalomanana sy Zafy aloha dia iaramiasa akaiky satria samy efa lany nofidiambahoaka hitana ny andraikim-panjakana ambony indrindra ankoatry izay de iza ?
i Andry aloha de manofy mitsangana hatr@ zao,tsy mbola nahitana asa mivaingana sy notsapai-tanana,t@ izy maire miravaka fako ny tananan\'Iarivo ny biraony filoha no niakarany ,mora @ rehetra no manala azy rehefa mifanaraka
Ka ny LALANA ihany no fototra iverenany filaminana,na ny vondrona rehetra any ivelany na ny malagasy iray manotolo dia samy manatena an\'io ho vaindohan-draharaha fa tsy ny tombotsoan\'izy 4 dahy
14. ouiandry ( 20/08/2009 16:29)
milamm:

ouiandry > alefaso oe less ny patiny zany resaky jeannot Ramambazafy tao @ Madagate zany fa mahaliana


io ny lien ry zoki-be milamm ah : http://www.madagate.com/politique/1082-madagascar-le-prix-de-la-desinformation.html

ny zavatra tena hitako oe misongadina @ ilay fomba fisainan'i Ramambazafy d ilay TSY MANOMPO OUL fa manohana hevitra, jereo kou ilay lien nomeny ao mandeha ao @ madatsara!!!

Momba ny oe tsy nanao na inn na inn i Andry fony izy maire, d tsy miombokevitra amin'i zoki-be zah satria ilay izy tena nisy resaka bizina be, vola be anie no saika nolalaovin'ny fitondrana Ravalomanana raha tanteraka teo ilay fivoriam-be ny OUA iny é, d le commission io anie no tena mahagaigy ny mpanao politika eto @ tanana, d jereo fa nokasain'i Ravalomanana hoe ny ville d'Ivato no nitantana sy nandray an'ilay fihaona-be d jereo fa nanendry PDS izy satria @ zay oul azaony baikona no mikirakira an'ilay vola be d manilika sy afaka mangalatra ry Ravalomanana, mba jereo anie fa ny ville rehetra misy grands travaux t@ andron'i Ravalomanana d PDS daholo no nitondra t@ ireny ville ireny satria pour mieux controler les flux d'argent qui y coulent, d izay no efa hitan'i Sylla sy Rajemison hany ka vao lany ho maire i Andry d tonga d nihezaka nampihavana an'i Andry sy Marc ry zareo satria fantany tsara fa tsy hanaiky ny tsy fahafahana mikirakira ilay vola-be eto Antananarivo renivohitra ry Ravalomanana!!!
Ataoko fa efa samy kopy amizay isika fa resa-bola daholo no manosika ndry zalah ireo hanao polifika a!!!
15. zoam ( 20/08/2009 16:55)
tazomy hoan 'ialahy ny tsy fitiavana an'i_ Ravalomanana ,politika io ka hoe rehefa tsy mitovy hevitra amin'ny ialahy ny olona dia manompo olona,izahay koa mijery sy mandinika ny zava misy fa tsy hoe manaraka ambokony,ary mahita fa tsy mbola nisy president mahavita ny vitan'i ravalomnanana teo ,izany tsy midika fa nety daholo izay nataony.tsy adala ny amerikana nanondro nanomeha ny MCA voalohany hoan'ni madagascar,izay fantatr'ialahy tsara angamba ny dikany ary aza dia fanatika loatra fa mbola misy pur noho ialahy ny bandy eto na any dago,ary matoa izay miteny mahasaky
16. ouiandry ( 20/08/2009 17:17)
zoam:

tazomy hoan 'ialahy ny tsy fitiavana an'i_ Ravalomanana...izany tsy midika fa nety daholo izay nataony.tsy adala ny amerikana nanondro nanomeha ny MCA voalohany hoan'ni madagascar,izay fantatr'ialahy tsara angamba ny dikany ary aza dia fanatika loatra fa mbola misy pur noho ialahy ny bandy eto na any dago,ary matoa izay miteny mahasaky
^
Ô lity ry zoam a, ny tsara hofantatr'elah d ny oe inn ny antony tsy maintsy nandravana ny fanjakan-dravalomanana, tsy resaka oe alako bika tsy tiako tarehy fa tsotra "Saika hamono anay Malagasy mba manakatao nedala" io no olona, saika hamono anay nedala satria fantany tsara fa raha tsy nanampy anazy Razakaboana, Ratsirahonana, ary Rajaonarivelo d tsy tafavoaka nedala, d iny nalainy iny amizay mou ny fanjakana d refa teo @ fanjakana nedala d nataony t@ izay nampety anazy ny lalanà, d nohezahany nidirana sy noraisina daholo ny zavatr'oul nandeha, tsy azavaiko intsony mou ilay izy satria efa nivadika ny pejy ary ny pejy vaovao no hisokatra atsy ho atsy d ny fitsanganan'ny repoblika faha efatra, fa elah mou hita fa oul nianatra satria hita amizao fanoratr'elah zao fa mahay tokoa elah rah eo @ famelabelaran-kevitra ka izao ny fanontaniana "FA na ninn no noravan'Andriamanitra lety ny Tour de Babel na ilay atao hoe Babylon system???" fantatro fa hain'elah tsara ny valiny!


17. zoam ( 20/08/2009 17:36)
ny anay election ihany, rehefa resin 'ialahy ravalomanana dia mangina izay fa tsy izay miaramila voavidy vola represente ny tenany no hibaiko ny firenena iray manontolo,donc election ihany ,izay no ekeny besin'ny maro.raha te hanao politika ny miaramila mahazo milatsaka, ary aza matahotra ialahy fa efa mitabataba samy irery ao ry lylison sy charles satria fanatany tsara ny mety ahazo azy,ny communauté international efa manara maso tsara mba tsy hiverenan'izao resaka izao any afrika au autre pays .Arosoy ny election libre dia ho hita eo izay tian'ny vahoaka
18. dadabe ( 20/08/2009 17:52)
hisy ko9mbaka njayy ve leuleu :roll:
19. ouiandry ( 20/08/2009 18:05)
zoam:

ny anay election ihany, rehefa resin 'ialahy ravalomanana dia mangina izay fa tsy izay miaramila voavidy vola represente ny tenany no hibaiko ny firenena iray manontolo,donc election ihany ,izay no ekeny besin'ny maro.raha te hanao politika ny miaramila mahazo milatsaka, ary aza matahotra ialahy fa efa mitabataba samy irery ao ry lylison sy charles satria fanatany tsara ny mety ahazo azy,ny communauté international efa manara maso tsara mba tsy hiverenan'izao resaka izao any afrika au autre pays .Arosoy ny election libre dia ho hita eo izay tian'ny vahoaka

manana 15mois less isika hikarakarana an'io élection io ah! ary aza manahy elah fa minoa fotsiny ihany fa afaka hirotsaka tokoa i Ravalomanana d aleo hohita eo oe iza no tian'ny vahoaka toa izay niseho teto Antananarivo renivohitra t@ 2007 efa hitanlah kou zao fa na ny fananana harena aza d efa manana adva sahaza anazy i Ravalomanana, diso kay less zah fa ny an'i Ravalomanana kay mou tsy tadidiko fa ny an'i Razafindravahy zay tohanan'ny vondron'ny manakatao eto dago ka!!!


20. bazylou ( 20/08/2009 18:13)
nefa mahagaga fa mbola misy 15 volana i tgv no ho eo, ary hitohy aza. aza mampiresaka e, izany foana no titre eto nefa vao maika lasa ihanyny tgv e, vive tgv :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0602