Hivalona ho tantara ty HAT ty ?

21. zama91 ( 20/08/2009 19:17)
aleo izy mba handeha fa eo ihany no mety ho lasa dia avy deraillé @ izay
22. dadabe ( 21/08/2009 07:31)
:�)
23. pikatti ( 21/08/2009 10:13)
tsy ny tafika sy ny foloalindahy rehetra akory no mpanao politika fa ireo manamboninahitra vitsy mpikomy nivarotra ny tanindrazany indray t@ ireo mpanao politika saribakoliny frantsay toa an'i Andry tgv izay tapi-dala kaleha nefa te ijanona eo

Ny @iny aloha de mazava be :-D
24. pikatti ( 21/08/2009 10:16)
hoy le mpanompo olona ouiiiiiandry

ny zavatra tena hitako oe misongadina @ ilay fomba fisainan'i Ramambazafy d ilay TSY MANOMPO OUL fa manohana hevitra, jereo kou ilay lien nomeny ao mandeha ao @ madatsara!!!

samy mpanompo sampy lisany ,ary miantso vonjy any @an-dry jeannot nga elah zany klé ha ha ha,lery koa be asa be asa tsy handany andro @ tgv fopla :-D
25. AndriambyII ( 21/08/2009 11:22)
Re :
17. Mpandefa : dadabe [ Valio ] 20-08-2009 19:52:28
Lohateny : Re : Hivalona ho tantara ty HAT ty ?
hisy ko9mbaka njayy ve leuleu ?
Tsy hisy intsony ny gidraka fa raha mbola misy ny mseo azy ho tain' alika eo dé alefa any ambany rangolah !Efa vonona ny ombilahy bevozona ,kôzz vrai mba sann abavy !! 8) 8)
26. pikatti ( 21/08/2009 11:28)
Tsy hisy intsony ny gidraka fa raha mbola misy ny mseo azy ho tain' alika eo dé alefa any ambany rangolah !Efa vonona ny ombilahy bevozona ,kôzz vrai mba sann abavy !

Efa lasa vovoka lesy andrywui ,tahio fa lasanko razana :-D
27. milamm ( 21/08/2009 14:22)
xxx > tatsy ambony nilaza hoe dondrona izay milaza fa tsy eo ambany fiahiny vondrona iraisam-pirenena ,asa ianao na manaraka ny zv misy na izay fantatrao ihany no lazainao...io fahaleovan-tena nolazainao io anie sy ireo safidimbahoaka ary lalam-panorenana,andrimpanjakana samihafa no narodany TGV sy ny kapisaty mampihorohoro sy nandatsak'aina ny vahoaka(07/02/09) sao tsy azonao ka raha anisany tsy manaiky ianao dia ireo aloha esorina satria izi ireo no antony zany voalohany.Rehefa voatery ambava-basy ny filoha voafidy 2007 ka nisintaka any ivelany ary ny filohany HCC(J.M.Rajaonarivony),sy ireo manamboninahitra voavidy dia tonga @ izao lavaka izao isika .eritrereto tsara aloha ny toerana misy antsika fa tsy antoko tinao na tsia
28. milamm ( 21/08/2009 14:26)
dadabe > manatena ny ijapy @ izao ka ho afa-maina ny kapisaty io no antony anarahany akaiky ny fifanarahana maputo dia hisy famotsoran-keloka .Ireo nge efa t@ androny deba ex-resep no teo izany hoe raha tsy voafongotra aloha ireo tsy misy ny filaminana,mbola misy ny mafibe noho ireo ho avy na dia efa maty hozatra aza ny tafika sy ny foloalindahy :-D
29. dadabe ( 22/08/2009 04:10)
:-w maty hozatra inona leuleu ?? :@
Tsy hisy intsony ny gidraka fa raha mbola misy ny mseo azy ho tain' alika eo dé alefa any ambany rangolah !Efa vonona ny ombilahy bevozona ,kôzz vrai mba sann abavy !!


eny less leuleu... ta...y @ ..amnnnn ihany le ressaka eto kle sa ahoana ozzz lah :�)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3188