Mankaleo be ny dinika ato @ politika

1. xxx ( 19/08/2009 18:06)
Tena mankaleo be ny dinika ato @ politika. Tena tsy misy hidiran'ny politika intsony fa lasa resaka tsy manjary.
répondu par pikatti le 21/08/2009 11:34
2. xxx ( 19/08/2009 18:12)
xxx:

Tena mankaleo be ny dinika ato @ politika. Tena tsy misy hidiran'ny politika intsony fa lasa resaka tsy manjary.



E! mba misy film jerena kosa ngeh ry xxx e! manapatsinay ô!Ny politika izao no mankaleo
3. ndotofetsy ( 19/08/2009 18:17)
=)) =)) =)) =)) =))
leo ko no mbola eo ihany :^) :^)
4. ouiandry ( 19/08/2009 18:28)
asehoy ny PS-nareo d asehonay njay fa afaka miresaka politika isika rah ilaina é!!!
Ataoko fa mazava tsara amintsika angamba fa tsy tsara ny mifanaratsy sy mifanompa ary mifanambanimbany satria tsy mahatsara ny ady hevitra izany!!!
Matoa izahay miresaka otran'ireo resaka eo ambany ireo d satria tsy mifanaja rehefa miresaka madio fa ao ny manao xxx d manararaotra manompa sy miteny ratsy, nasehonay anareo androany fa tsy miafina izahay rehefa tehiteny izay tianay tenenina noho izany raha tianareo ny fifanakalozan-kevitra hanovozana fahendrena sy fahalalana ao anatin'ny tsy fitovizan-kevitra d aoka hifanaja, samia misaina fa tsy ny fanaratsiana sy ny fanambaniana olona akory no hampiakatra ny firenentsika fa ny fahaizana miady hevitra miaro fifanajana ao anatin'ny TSY FITOVIAN-KEVITRA, izay fa d mahereza ary tsarovy fa tsy ny fanompoana olona no hanavotra an'ity firenentsika ity!!!
Ho ela velona i Madagasikara ho an'ny Malagasy, izay firenena tsy amidy ary tsy hitadiavana mpividy fa antsika Malagasy sy izay rehetra teraka tao aminy, ny tiako lazaina d ny atao hoe Malagasy d ireo rehetra vonona ny hanondrotra an'i Madagasikara noho izany na Sinoa ianao na Karana ka vonona hanavotra an'i Madagasikara ary izay ataonao d ho an'i Madagasikara d aminay fianakam's d izay ilay atao hoe Malagasy ho an'i Madagasikara, fa na iza na iza kosa mangalatra sy manondrana ny haren'i Madagasikara ka hanimba anazy d fahavalonay izany!!! Mahereza daholo d tsarovy fa tsy anareo irery ny fahendrena fa iaraha manana izany ka aoka isika hifanaja!!!
5. xxx ( 19/08/2009 18:45)
Aleo hifanaja fa izahay tsy tia politika ary efa leo hatr@ andron'i deba reraka irokatra. Ny anareo tsy misy afatsy io dia io no handaniana andro eto nefa aty frantsa ny be sy ny bobaka. Te hiady sez ny any dago dia avelanay hiady ao fa rehefa leo ve tsy hijanona.
Izahay tsy hitady seza no sady tsy hiady aminareo fa avelanay i anona tia ady iry hiady aminareo fa io no mba hobbieany. Izy tsy misy hatao afatsy ny miady politika dia mitaraina sy mitomany fa ny anay ny fiainanay no mandeha voaloha vao i andry tvj na i rafito na i ranona .
Lasa ridikula be daholo fa ny rakotozanany ihany no i ouiandry, pokaty(tena paokaty), na i noue dela anne, na i andryoiuna i anona na i anona. Olona iray mampiady angely eto fa tsy misy hatao. Dia ianareo mianakavy no fanina fa ny azy fanalana andro sady ... esy aho eeeee! izay rovitra hono zairina eeeeeeeeeeeeeee! zairo ny tataka namboariny eeeeeeeeeeeeeeeeeee! :-D :-D :-D
6. vivi ( 19/08/2009 21:26)
tsy azoko koa i xxx , milaza leo politika nefa miditra ato @ dinika politika ihany nefa ato @ seraser be safidy b! ohatra , hevitra fivavahana ,fitiavana , sakafo ...sns ; fa toa aretina tadiavina koa ny anao , ny ahy rehefa tsy tiako d tsy jereko akory ! sa mito? sa hobbie-anao koa ny fampijalian-tena ! rehefa manao zvt koa asio fandinihana fa tsy manaonao foana fa lasa ianao ndray no marary fo eo ! jerevo anie ty eee ....anao e ! mporofony faiblesse daholo zaho !aza miditra ato @ dinika politika intsony fa lasa mampalahelo b ianao , fa ndana mba miady hevitra ao @ fivavahana na sakafo fa tena mahaliana b! :-@
7. pikatti ( 20/08/2009 05:50)
Matoa izahay miresaka otran'ireo resaka eo ambany ireo d satria tsy mifanaja rehefa miresaka madio fa ao ny manao xxx d manararaotra manompa sy miteny ratsy,

Aza be leso less refa manao ,ary aza be taraina a :-D
8. kamiviombio ( 20/08/2009 06:01)
minana vao maraina ndray i wiwi ty klé,amboary ao leity a!!! aleo tsy afeniko fa masaka be le bofiny alina ha ha ha ,na dia daba loaka aza ozy ry zalahy fa ny moa tstsy ambony no dilirako :@
9. kamiviombio ( 20/08/2009 06:08)
zay rovitra hono zairina eeeeeeeeeeeeeee! zairo ny tataka namboariny eeeeeeeeeeeeeeeeeee!

Rahalina ndray zairinay bofin'ela ééééééééééééééé =((
10. pikatti ( 20/08/2009 06:16)
11. ouiandry ( 20/08/2009 07:53)
[quote=kamiviombio
Rahalina ndray zairinay bofin'ela ééééééééééééééé =((
[/quote]
ary refa tsy eto zah d manararaotra kay le kala ratsy ty fa maly tonga d lasa nanao xxx d nitsoka avy eo, ka efa oe tsisy resaka bofi sy baina tsony zao fa efa samy olon-dehibe fa d tairo le hifankahitana mba hitesterna oe efa maina ve sa mbola lonaka satria raha mbola lonaka oa d iverenako matetika raha toa mou efa maina be d tsy lazalazaiko anizaniza :-D :-D :-D :-D
12. ndotofetsy ( 20/08/2009 08:47)
misy mivarotry bofy eto zegny tsy hitrogna etoa antsony agnay ka raha zeofoagna ny reaky politikinero
=)) =)) =)) =))
13. xxx ( 20/08/2009 10:01)
vivi:

tsy azoko koa i xxx , milaza leo politika nefa miditra ato @ dinika politika ihany nefa ato @ seraser be safidy b! ohatra , hevitra fivavahana ,fitiavana , sakafo ...sns ; fa toa aretina tadiavina koa ny anao , ny ahy rehefa tsy tiako d tsy jereko akory ! sa mito? sa hobbie-anao koa ny fampijalian-tena ! rehefa manao zvt koa asio fandinihana fa tsy manaonao foana fa lasa ianao ndray no marary fo eo ! jerevo anie ty eee ....anao e ! mporofony faiblesse daholo zaho !aza miditra ato @ dinika politika intsony fa lasa mampalahelo b ianao , fa ndana mba miady hevitra ao @ fivavahana na sakafo fa tena mahaliana b! :-@


Tsy miditra ato kah! Tsy marary fo toa anao mamaly koa fa milaza ny zava-misy dia ampy! Tsy manaonao foana koa fa be ny tsy mahay politika fa mahita manao politika nefa tsy mahavita inn akory. Faiblesse @ politika ve??? Faible daholo anie ny manao io eto fa tsy nisy NANAO Science pô na dia ny iray aza e! Ravivi no mampalahelo fa miteniteny foana manao avocat du diable eto! Hi!hi!hi!
Rizareo las resaka bôfy eee! baina eeee! Hamboarinay eee! Izany ve no politikanareo! Dia tena ho lasa lavitra tokoa moa izany eeeee!
:-D :-D :-D :-D
14. pikatti ( 20/08/2009 14:00)
tsisy resaka bofi sy baina tsony zao fa efa samy olon-dehibe

elah efa antidahy loatra tsy maharaka ny olona eto less a,jereo fa le voalaza teo ny an'elah tsy ao ntsony :-D :-D
15. dadabe ( 20/08/2009 17:58)
lindinakika be le resaka leuleu..n..a :?) ry lerouny mahay mishafary aby :?)

sady bandinanakivy aby :evil: lindinakika sy voamadilo +tsaramaso sy voanjobory donk safe zany mangahazo pikati sy ouiandry :-D
16. pikatti ( 21/08/2009 10:41)

bandinanakivy aby lindinakika sy voamadilo +tsaramaso sy voanjobory
:-D
17. AndriambyII ( 21/08/2009 11:32)
Mampinan' nem' aniny zé kondrana sy dondrona ny polifika radadabe a! izay foana no tsy maintsy làlany , tsisy fika akoatry ny miady na dé tanampolo aza entina mitolona !!
18. pikatti ( 21/08/2009 11:34)
tsisy fika akoatry ny miady na dé tanampolo aza entina mitolona !!

bala rora aza eto miady klé :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6113