MANANDAFY, l'AGE N'Y PEUT RIEN quand on est con on est con
1. remahity
(
19/08/2009 12:57)
PKOI Manandafy no tsy mety manasonia ny reconnaissance ny accord Maputo:
satria hono izy tia tanindrazana! Tia ny TIM, Tia an-dravalo
Non Mais, il se prend pour qui ce Guignol ????
et les parlementaires Lanto Rabenantoandro, Henri Randrianjatovo, Mamisoa Rakotomandimbidraibe et Raymond Rakotozandry
ou les dirigeants de TIM Raharinaivo Andrianantoandro, Henri Razakariasy, Henri Rabesahala et Mejamirado Razafimaharo
ou Ihanta andriamanjato, etc...
Tsy tia tanindrazana izany ireo, Tsy tia TIM , sa tsy tia ravalo koa ???
on marche sur la téte là...
Pour moi les vrais raisons de ce refus sont 2:
-le palais de Mantasoa, où manandafy est à residence surveillé, etait la 2ème residence du président tsiranana à l'epoque, donc super classe, manandafy y vit comme un NABAB
-Manandafy n'a rien à foutre du TIM, il veut faire sa promotion et celle de son parti, le MFM
solution: Renvoyons ce batârd de MANANDAFY à Tsiafahy, et on verra RAHA hanao sonia izy na tsia

répondu par ravatorano le 21/08/2009 05:59
2. xxx
(
19/08/2009 13:00)
le palais de Mantasoa, où manandafy est à residence surveillé, etait la 2ème residence du président tsiranana à l'epoque, donc super classe, manandafy y vit comme un NABABresa-toaka,n'enpotekoi :-@ :-@ :-@
-Manandafy n'a rien à foutre du TIM, il veut faire sa promotion et celle de son parti, le MFM
3. xxx
(
19/08/2009 13:05)
Remahity! Iha aza koay le mihakatsakatsy avao le bandy ty! ino ty probleminao laha nanao sonia Manandafy na tsy nangnano.
Mivolambola fahatany
Mivolambola fahatany
4. ifiona
(
19/08/2009 13:11)
toa tsy zany mihitsy anefa ny fahazoako azy araky ny loharanom-baovao henoina sy vakiana, fa hoe tsy mety manao sonia LP na ilay atao hoe liberté provisoire i Manandafy satria ny nifanarahana tany Maputo dia "libération immédiate sans conditionnement". Raha mbola LP mantsy dia mbola azo antsoina ihany i Manandafy hiverina ho gadraina.
Na ireo olona izay efa navoaka ireo aza dia tsy nahazo an'izay libération immédiate zay taorian'ny accords de Maputo fa (1) na mbola nandalo fitsaràna ihany nefa tokony tsy hisy intsony zany araky ny nifanarahana tany Maputo (ex: 4 parlementaires) (2) na asiana takalo sy condition ny famoahana azy, toy ny nanjo an'i madame Ihanta Andriamandranto.
Raha ny momban'ireo présumés commanditaires d'attentats à la bombe indray zay afaka nivoaka tsy nisy taratasy na iray aza, dia mbola baraingo ihany ny tena zava niseho fa toa hoe nisy niantso an-tariby ilay sergent tany @ toerana nitazomana an--dry zareo dia taorian'izay dia hoe mahazo mandeha ianareo. Fa na zany na tsy zany dia tsy teo no eo no tanteraka izay fa voatery niandry herinandro vao libérés ry zareo.
Ka asa, iza no manana ny marina amin'izany, angamba eo @ ilay hoe "libération immédiate" no tsy mampitovy ny hevitra.

5. ifiona
(
19/08/2009 13:15)
herinandro taorian'ny nanaovana sonia an 'ilay accord Maputo moa no tiako lazaina tetsy ambony tetsy.
Ity misy rohy manazava ny antony tena mahatonga ny ankolafy Ravalomanana mitaky ny fanaraha-maso akaiky avy @ GIC: http://www.madagascar-tribune.com/Un-memorandum-adresse-au-GIC,12546.html

6. xxx
(
19/08/2009 13:42)
misy ny olona d tsy manara-baovao sy mijery fa d faly ny hanenjika sy hanaratsy olona fotsiny, mazava b ny accord nifanarahana sy nosoniavina tany Maputo, ary samy nanao sonia izy 4 mouvances, ka tokony ho tanterahana izay nosoniavina.
7. remahity
(
19/08/2009 14:19)
dedicace manandafy:
http://www.youtube.com/watch?v=gznDOMKeWkA&eurl=http%3A%2F%2Fvideo%2Egoogle%2Efr%2Fvideosearch%3Fq%3Dquand%2Bon%2Best%2Bcon%26hl%3Dfr%26emb%3D0%26aq%3Df&feature=player_embedded#t=11

8. Mirananirina
(
19/08/2009 14:39)
MANANDAFY, l\'AGE N\'Y PEUT RIEN quand on est con on est con
Prendre des années n\'est pas très grave, car chaque âge a ses plaisirs et ses bonheurs
Les politiciens sont les mémes partout. Ils promettent de construire un pont méme là où il n\'y a pas de fleuve,comme TGV
10. xxx
(
19/08/2009 15:57)
"remahity":
MANANDAFY, l'AGE N'Y PEUT RIEN quand on est con on est con
"ifiona":
faly aho fa mba tsy niteny ratsy i remahity! misaotra e!
"remahity":
za ve mpiteny ratsy ry ifiona?
aia lie, my apologize ary , sorry baby!
izay no mahatsara le misy olo-kendry eto @ serasera, mba misy manitsy . merci akia a!
misy ny olona d tsy manara-baovao sy mijery fa d faly ny hanenjika sy hanaratsy olona fotsiny, mazava b ny accord nifanarahana sy nosoniavina tany Maputo, ary samy nanao sonia izy 4 mouvances, ka tokony ho tanterahana izay nosoniavina.
11. ravatorano
(
21/08/2009 05:59)
raha ny tena marina aloha dia tsara nofafaina ity resak ity satria tsy mbola nisy olona afaka hanao con izany na iza na iza ary na ny mpiandraikitra na ny mpisera forum teto mbola tsy nanao con an i remahity ka aoka mihitsy hifanaja na amin'ireo olona resahina eto na isika samy isika.Aza hadino fa ny con no nidiran 'i josé kely amponja ange a !
vasa alinon 'i remahity raha zay !
:wink:
vasa alinon 'i remahity raha zay !
:wink: