Président neutre no tokony hitondra
1. locl
(
18/08/2009 20:02)
Izaho manokana dia mihevitra fa tokony ho neutre ny olona mitondra ny tetezamita, izany hoe ny président sy ny vice-président. Ny praiministra 3 no hifanjarana.
répondu par pikatti le 26/08/2009 18:28
2. Noue
(
18/08/2009 20:18)
ka iza nefa no azo atao eo ?? tgv aza tsy mamela ny toerany kooo :^) :^) :^)
4. xxx
(
19/08/2009 08:48)
i andrywui ,laingako zany é,efa mitapy mintsy ary izy ao anaovan'i pikatti azy!
pikatti ihany lesy ty a
pikatti ihany lesy ty a
5. bacouli
(
19/08/2009 10:48)
Olona vaovao tsy mbola niditra sehatra politika mihintsy ,mba olona tena tia tanindrazana sy mitady ny hampandroso an'i Madagascar fa tsy ilay olona tonga hanao vedette politique sy hameno paosy foana ohatran'ny mahazatra!
6. pikatti
(
19/08/2009 12:58)
i andrywui ,laingako zany é,efa mitapy mintsy ary izy ao anaovan'i pikatti azy!=))
pikatti ihany lesy ty a
7. Mirananirina
(
19/08/2009 14:43)
manohana 100%,saingy indrisy manko fa tsy ho hisy izany raha mbola tgv no eo.Tia tena ireo,tgv partout brrrrr..........
8. halloween
(
19/08/2009 15:09)
pikatti:
i andrywui ,laingako zany é,efa mitapy mintsy ary izy ao anaovan'i pikatti azy!=))
pikatti ihany lesy ty a
tsisy idirako lesy ny resak'elah sy ouiandry ry pokatti fa aza ny anarako no tenitenenlah eo ah!!! efa miteny anlah i ouiandry fa afaka manamboatra anlah ono izy raha tsy mbola maina be elah!! ka inn njay no andrasanlah fa tsy eo no bekizintina eo :-D :-D :-D :-D
9. xxx
(
19/08/2009 15:12)
pelaka marina io bandy io ,eo de tsy menatra hono miseho milay eo manao taimbava nef ambola ary ampaladia ny fisainany :@
10. pikatti
(
19/08/2009 15:15)
pelaka marina io bandy io
efa malaza be lery io ,nedala mantsy le famelin'olona zay no hitondrany menaka lava io :-D :-D
11. halloween
(
19/08/2009 15:28)
pikatti:
efa malaza be lery io ,nedala mantsy le famelin'olona zay no hitondrany menaka lava io :-D :-D
ka maninn lity ry pokatti rah omena nedala d hitanlah ny marina momba anlery:-D :-D :-D fa nedal kou anie tena tehalala marina na efa tena maina be elah na mbola lonaka éééé, sady miteny kou nedala oe refa amboarina ono elah d tsy hokizintina eto intsony, d hovitanlah ny asanlah satria jereo fa tsisy afisy nipetaka mintsy depuis nareo mitsam mifanala eto :-D :-D :-D :-D
12. xxx
(
19/08/2009 15:32)
pelaka marina io bandy io ,eo de tsy menatra hono miseho milay eo manao taimbava nef ambola ary ampaladia ny fisainanytsy pelaka lery ka,mahay mikoty sipa tsara mihitsy e.hihihihihih :lol: :lol: :lol: :lol: za aza efa nokotiny =)) =)) =)) =)) ,fa za aloha vehivavy e,fa tsy bandy,
13. pikatti
(
19/08/2009 15:34)
fa nedal kou anie tena tehalala marina
na hivadika inona eo elah efa koba fa le ouiandy no mpilalao PS saingy refa pelaka de con ary refa con de con oz remahity zay :-D
14. halloween
(
19/08/2009 16:01)
pikatti:
na hivadika inona eo elah efa koba fa le ouiandy no mpilalao PS saingy refa pelaka de con ary refa con de con oz remahity zay :-D
efa koba aona ndray lity ry pokatti :-D :-D :-D :-D ataonlah otran'ny minana koba mintsy zany le ouiandry raha azonlah ao ampandrina ao, maty ah basin'i ouiandry fa d hovoakaikikaikitra mintsy nedala raha azoko tsara :-D :-D :-D
15. pikatti
(
19/08/2009 16:10)
tsy makaiza eo elah hoa na hivadika ps ,efa fantatra lesy reo a,mamorona vaovao ary mba fetsifetsy fa ty tena tsisy tototra :-D
16. xxx
(
20/08/2009 12:46)
Koa raha tsy adàla Rajoelina ko izy namaky ny taolana indray no hailika toa ny taho kofàfa
aza manonofy !!
aza manonofy !!
17. pikatti
(
20/08/2009 13:45)
xxx15 Efa lazain'i ouioui fa mpiasan'olona io e,elah ve tsy kôpy e :-D :-D :-D
18. xxx
(
20/08/2009 18:16)
Mety sy mitombina tsara ilay dinika. Tokony ho "neutre" kanefa iza ary aiza no mety hahitàna olona tena sady tsy momba ny atsy no tsy momba ny aroa?
Angataho mafy ny Zanahary hanome hery izany olona tadiavintsika izany.
19. bazylou
(
20/08/2009 18:44)
resabe sy nofy izany neutre izany e, sady iza amin'ireo gasy ireo no milaza azy ho neutre ?? tsy misy, :-D :-D
20. pikatti
(
21/08/2009 10:29)
resabe sy nofy izany neutre izany e,
aleo lesy le tgv fopla ouiiiiiiiiiandry le pelaka atsy iny no alefa ao ,ha ha ha,faly dôly ny rasily @ io efa mpisolelaka lava io @ zay,aza mba mpanompo sampy ihany bainn a :-D
