takleny rakotovazavaha i rondefo ry dia k.o
1. zoam
(
17/08/2009 15:40)
http://www.youtube.com/watch?v=o-kL9Ruerbw
répondu par pikatti le 18/08/2009 12:18
2. locl
(
17/08/2009 16:03)
Merci pour l'info fa dia asa na mba miantefa any andohany olona niantefany ny resaka na akory.
3. Noue
(
17/08/2009 16:22)
misaotra less zoam aa ! enganie ka mba ho hitan'io rondefo io ity fa tena mahamenatra marina ee ! zany ve no atao oe praiminisitra???
4. remahity
(
17/08/2009 17:06)
diso tanterake i Rakotovazaha sur plusieurs points:
-Quand ZAFY albert, un vieillard de 80 piges a eu son daka vody, par les jiolahim-boto de Ravalomanana decembre 2006 sur la place du 13 Mai, nanameloka ve i rakotovazaha nanameloka ve i Manandafy, ary i ravalomanana izay reharehan'ny MFM, inona no nataony?
-Ratsiraka n'est pas une reference, ny ni-traiter-dratsiraka an'i Bao Andriamanjato, renim-pianakaviana t@ 1991, izay nitarika fahafatesana ho azy, on n'oublie pas.
-Charles n'est pas un general, mais il est non plus un 2 ème classe , donc respect tompoko, un commandant est un officier superieur s'il vous plait.
-Ny tena olana'niny carlton iny, dia tsotra,
incitation aux meurtres no nataon'n'i constant raveloson teny ambohijatovo, relayé-ny TIM sur INTERNET, jeté en pature ny noms,ny promotion, ny adresse-ny, ny toearana ianarana sy iasan'ireo zanaka sy havan'ireo miaramila CAPSAT. et Mananadafy était là; et il n'a rien dit

5. kamiviombio
(
17/08/2009 23:15)
Zay le probleman-tsika ny hifampitaha foana ny tany @ lasa fa tsy hanarina ny ho avy ,de satria ve ranona voadaka na i josékely nasaina nanasa tanàna na izao sy izao , ary niteny ve izy fa tsisy naharé fa zay miteny dia aleo aloha ho hatomboka eo ny fiovan'ny toe-tsaina,fa tsy ny esprit révanchard lava zao ,tsy ho lasa tsika fa miodina hotran'ny alika manaiki-drambo
6. zoam
(
18/08/2009 06:14)
remahity:
diso tanterake i Rakotovazaha sur plusieurs points:
-Quand ZAFY albert, un vieillard de 80 piges a eu son daka vody, par les jiolahim-boto de Ravalomanana decembre 2006 sur la place du 13 Mai, nanameloka ve i rakotovazaha nanameloka ve i Manandafy, ary i ravalomanana izay reharehan'ny MFM, inona no nataony?
-Ratsiraka n'est pas une reference, ny ni-traiter-dratsiraka an'i Bao Andriamanjato, renim-pianakaviana t@ 1991, izay nitarika fahafatesana ho azy, on n'oublie pas.
-Charles n'est pas un general, mais il est non plus un 2 ème classe , donc respect tompoko, un commandant est un officier superieur s'il vous plait.
-Ny tena olana'niny carlton iny, dia tsotra,
incitation aux meurtres no nataon'n'i constant raveloson teny ambohijatovo, relayé-ny TIM sur INTERNET, jeté en pature ny noms,ny promotion, ny adresse-ny, ny toearana ianarana sy iasan'ireo zanaka sy havan'ireo miaramila CAPSAT. et Mananadafy était là; et il n'a rien dit
ny tantara mbola hitsara an 'iny charles iny
8. remahity
(
18/08/2009 11:52)
et puis:
-Ratsiraaka et Tsiranana envers Monja jaona , etaient president, maintenant c'est Rajoelina le boss, Pas roindefo
-Mais surtout, nanana plein pouvoir i tsiranana sy ratsirake, izay decision raisiny sur izy fa henken'ny vahoaka sy ny namany, par contre I TGV tsy reconnu par Manandafy, ary i Mananadafy no mi-contribueer @ izany tsy fanana'ny TGV ny pouvoir izany, ka olo lazainao ,tsy misy pouvoir, angatahinao famelana indray, surtout ianao no mi-contribuer an'ilay tsy fananany pouvoir effectif et total ?????...
c'est totale aberration ça, c'est too much baby
i charles indray, il n'a pas encore tué, pas comme ravalo et radidy
son talent à charles et lylison??? ils savent faire regner l'ordre, sans tirer sur quelqu'un, juste intimidation par enguelade et gesticulation

9. pikatti
(
18/08/2009 12:09)
son talent à charles et lylison??? ils savent faire regner l'ordre, sans tirer sur quelqu'un, juste intimidation par enguelade et gesticulation
tsy maintsy ho izay ny fandehany fa enao ve mihevitra fa hamono ny Malagasy manontolo ry zareo vao hijanona ,ary tsy hoatr'izay ihany ny teo aloha