namana

1. Lejoba ( 16/08/2009 22:56)
manaja anao Sefo,
rehefa misy dinika dia misy PS mahaliana indraindray ny hahafantatra bebe kokoa ny momba azy : lahy sa vavy, aiza no mipetraka, zavatra tiany ets. Taloha, klikena fotsiny ilay PS dia mivoaka ny momba ilay olona. Izao, manjary hoe page non trouvée foana, tsy maintsy miverina ary @ fandraisana mihitsy, dia mitady namana, ary averina soratana ilay anarana (raha tadididy ny fanoratra azy :? )
Tsy mety averina ohatry ny taloha angaha?
Misaotra anao mialoha
répondu par rhina le 21/09/2009 05:16
2. Papoose ( 17/08/2009 19:10)
za tokoa nahatsikaritra an'io!
3. RATOVOARY ( 18/08/2009 08:21)
Eny tokoa, saika hijery ny momba n'i Papoose aho de tsy navelany :lol: sa mbola tsy ampy taona izy de tsy azo fatarina ny momba azy bebe kokoa. :-D :-D
4. sitlo ( 10/09/2009 02:38)
za tokoa nahatsikaritra an'io! bis
5. Lejoba ( 14/09/2009 22:50)
angamba manjary misy sens interdit sy rond point eto @ serasera. Tazana io ilay izy, fa mba mila mihodina kely ary vao tonga eo!!!!!!!!!!! :roll: :roll:
6. Jessimi ( 16/09/2009 11:45)
Nitady namana aho izany hoe mitady "olon-tiana". Dia nisy maromaro niseho teo. Kanjo nony nojerena ny takelak'ilay voalohany dia kay tsy mitady "olon-tiana" akory izy fa mitady "namana tsotra". :oops:
Ilay moteur de recherche izany misy tsy mety :?:
7. ni81 ( 16/09/2009 19:32)
Ary sao dia mety kosa ilay namana tsotra aloha ho an'ireo olona hitanao ireo e? Avy eo ve tsy hilamina ho fitadiavana olon-tiana? :-P :)
8. Papoose ( 17/09/2009 23:56)
RATOVOARY:

Eny tokoa, saika hijery ny momba n'i Papoose aho de tsy navelany :lol: sa mbola tsy ampy taona izy de tsy azo fatarina ny momba azy bebe kokoa. :-D :-D


hein???
:-P
9. rhina ( 21/09/2009 05:16)
Nena reto afa mintsy a fa mino za fa aza apetraka eto ty an:
tena misy namana tsy mahatoky tena sady tsy mahatoky olona mihitsy eto:
sa ve misy namana manao vevavy nefa lehilahy e!!!!
d zao koa e betsaka ny namana tonga d valiny enao fa tsy mijery ny mombanao kory izy d avy eo iz tena mieritreritra ano ho mpandainga mintsy sns e....
ahoana no anaovana azy ireny e!!
avela ibalady any ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7649