Torana in-2 i Tgv tany Maputo

1. Onjakeli ( 16/08/2009 16:16)
Tsy zakan'ny sain'ilay Kely ny fandehan'ny raharaha ka sasatra ny torana le dala tany Maputo. in-2 be izao. Sady mampahalahelo no maharikoriako. Bandy miana-kendry. Mbola miseho be saina ihany nefa efa otrizany ny zavatra mahazo. Tsy aleo ve mijanona ho mpampandihy e! Aona koa mo hahazakan'ny lohana Dj sommet goavana tahaka ireny?mitapitapy tsss
De ankoatra ny torana de sasatra ny nivoaka naka rivotra na nitady vonjy sy hevitra tamin'ireto goaika antitra mpitaty seza sy mpanomndro voana. Tsy nahalala Norbert Lala Ratsirahonana azy koa anefa ny raharaha ka voafitaka ilai Kely. Tonga taty Mada vo nitady ny fika rehetra oe aona ny hilazana ny zava-misy amin'ireo foza mpanaraka fa tena handeha mitorona mafy be eo ireo.0 hi hi.mbola aiza re izany e!
répondu par pikatti le 17/08/2009 22:28
2. xxx ( 16/08/2009 16:27)
aleo ho faty any fa tsy misy ialaina an'ireny akory,raha hoan'ny maputo2 tonga dia entina ny vatapaty sy lamba mena sao maimbo any fatiny iny
3. locl ( 16/08/2009 18:13)
Ny tena olany dia tsy noheverina ho tena zava-manahirana ity mitondra firenena, ny azy entina @ fo, ny an'olona ny vola no nanarahany azy ka dia izao no hiafarany.
Ny loza dia mbola ho lavitra ny lalana nefa izy ity tena efa misavoana tsy hay izay hatao.
Ka inona moa no hataony any Maputo 2, sa dia hoe handeha fotsiny mba ho tendrena président, dia président tsy misy dikany izany.
4. patrick2002 ( 16/08/2009 19:03)
velona in-2 ny an`i Ravalo tany maputo.
velona in-2 ny an`i Ravalo tany maputo satria teo akaiky ny onjakely :-D :-D :-D
5. zoam ( 16/08/2009 19:40)
miala any indray ny optique2000,il est fous bazyou, il est fous bazylou :-D :-D :-D
6. zoam ( 16/08/2009 19:42)
pub malaza be aty france io so tsy hain elahy an toa ny hoe mipetraka ny villa be ratsiraka nefa HLM :-D :-D :-D
7. xxx ( 16/08/2009 19:58)
TONGA DIA LASA NITSOAKA MATANJAKA KLE :-D :-D :-D
8. ouiandry ( 17/08/2009 05:55)
patrick2002:

velona in-2 ny an`i Ravalo tany maputo.
velona in-2 ny an`i Ravalo tany maputo satria teo akaiky ny onjakely :-D :-D :-D

:-D :-D :-D :-D :-D :-D ary efa kobon'ny ra-pah kou angaha fa mahay mamelona be ity onjakely ty :-D :-D :-D :-D io no spécialitéany é!!! mampalahelo anie izy io fa efa maina be d izy anefa fohifohy d elle ne fait pas son âge d boykely fona no hitany d ny boykely anefa vao mahita fa efa tsy lonaka ntsony kala d mitsoka, d mba hanambatambazany an'ilay boykely d velominy @ vava ny an'ilay boykely d io famelomanana io na lasa manavanana anazy kay zany nampésainy t@ i dadavalo le izy :-D :-D :-D :-D :-D
9. ari.malala ( 17/08/2009 07:48)
D tena tsisy afats zany v no azo resahina? Manin kay raha mba akarina ambonimbony kokoa noho ny ceinture ny niveau ny fisainana?
10. xxx ( 17/08/2009 07:56)
ka marary saina anie io bandy tsy misy paps io e! aigri loatra @ ilay fiainana lery dia io mivika io
11. dadabe ( 17/08/2009 08:10)
hahahaha mahita kozina reto tary ireto kle :^)
12. AndriambyII ( 17/08/2009 08:19)
Onjakeli:

Tsy zakan'ny sain'ilay Kely ny fandehan'ny raharaha ka sasatra ny torana le dala tany Maputo. in-2 be izao. Sady mampahalahelo no maharikoriako. Bandy miana-kendry. Mbola miseho be saina ihany nefa efa otrizany ny zavatra mahazo. Tsy aleo ve mijanona ho mpampandihy e! Aona koa mo hahazakan'ny lohana Dj sommet goavana tahaka ireny?mitapitapy tsss
De ankoatra ny torana de sasatra ny nivoaka naka rivotra na nitady vonjy sy hevitra tamin'ireto goaika antitra mpitaty seza sy mpanomndro voana. Tsy nahalala Norbert Lala Ratsirahonana azy koa anefa ny raharaha ka voafitaka ilai Kely. Tonga taty Mada vo nitady ny fika rehetra oe aona ny hilazana ny zava-misy amin'ireo foza mpanaraka fa tena handeha mitorona mafy be eo ireo.0 hi hi.mbola aiza re izany e!


Ny marina lazaina ry onja kely fa aza manitatra kosa a! torana in-2 ahoana ? Dia mbola ireo olona goaika efa miverin- doha ireo ihany izany no tianao hitondra an' i Mada nefa ny sasany @ izy ireo aza efa tena very tadidy sy tadin-dokanga mihintsy!! Efa tokony handeha hanaha lamba sy vary eny an-tampoketsa mihintsy na i Ratsiraka na Ra 8 na i Zafy ,na i Manandafy , na i Ratsirahonana , na i Rajaonarivelo .

13. dadabe ( 17/08/2009 08:29)
ekena :wink:
14. Rajakoo ( 17/08/2009 10:56)
d mba hanambatambazany an'ilay boykely d velominy @ vava ny an'ilay boykely

TSY MANJARY MATY KARAH MAMANAO FOAGNY ANÔ TY?NANGNENENAKO NAMETRA ANÔ OUIANDRY ZAZA MAGNANO SAINAN-DAMBO :lol:
15. pimaso ( 17/08/2009 14:30)
tsy hita ny maty ka andramana ny torana
16. bazylou ( 17/08/2009 15:15)
vive tgv :-D :-D
17. pikatti ( 17/08/2009 22:28)
NANGNENENAKO NAMETRA ANÔ OUIANDRY ZAZA MAGNANO SAINAN-DAMBO

aoka less fa mba efa manaja anao rainy aza izy é :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0878