Reo no tena miaramila miaro fanjakana aminy Ravalo aa !!

1. terrywui ( 14/08/2009 16:10)
Tokony mba toy izao fanofanan'ny TGV ny miaramila toy izao no nampanaovana formation n'ny miaramila tamin Ravalomanana fa tsy niavonavonana sy nanaovana taimbava foana isakizay mba mangataka ry lerony !!!

Izao ataon'ny TGV zao mihitsy no tena andraikitrin'ny miaramila rehetra miaro ny fanjakana mijoro eee !! aiza ary izy zany ,,

raha toy izao hoa ny formation nataon dravalo niampy kely fanondrotana kely ny karamandry zalahy sady mba najaina sy nasiana hasiny fa tsy natao toy ny fako ny officiers de mba tsy ho toy izao no niafaran'ilay dada voahozona iny !! zao ny tratra mangana ny hanina tsy azo !! ny officiers natao toy ny fako , ny sasany gadragadrainlery fahatany , ny sasany rahonana , ny sasany(géneral) abatibatiana imason'olona ery IVATO ery , ny fanambaniana ny galonandry zalahy amzany manginy fotsiny !! TENA SIVILY marina ngah iny ka tsy fantany zay tokony hataony !!

aza manantena tsony zay fiverenany zany ry zanak'i dada fa aleo ary izy tsara pirina any toy zay mitonotena toy n kakana aty aa !!

ny miaramila ato vonona ny tonga de hanagoaka azy vao miditra eo iny ko ,, ry zalah kou manana kankay aminy daholo kouu !! sarotra ny fandidiana ee!
répondu par pikatti le 15/08/2009 17:55
2. xxx ( 14/08/2009 16:18)
miteniteny foana!!
3. Mirananirina ( 14/08/2009 16:47)
tsy hitako izay hambara fa tsy miaramila aho
4. xxx ( 14/08/2009 17:44)
terrywui:

Tokony mba toy izao fanofanan'ny TGV ny miaramila toy izao no nampanaovana formation n'ny miaramila tamin Ravalomanana

Izao ataon'ny TGV zao mihitsy no tena andraikitrin'ny miaramila rehetra miaro ny fanjakana mijoro eee !! aiza ary izy zany ,,
miteniteny foana !!! vidiana ve? dia manao coup d'état? ireny fampijaliana nataon'racharles kely ireny zany no atao hoe miaro ny fanjakana mijoro? sa miaro an'TGVENDRANA?


5. locl ( 14/08/2009 18:36)
Za moa dia tsy mba tia miaramila hatramin'izay niainako, ka dia confirmé mihintsy aho fa tena tsy misy hialvana miaramila raha eto Mcar, sady tsy hita hoe hatao inona, tsy hi-servi ne mpiray tanindrazana aminy akory fa mitady hotompoina.

Ka hoy hianao hoe nety ny nataon'i TGV, dia hoy aho hoe tena mampalahelo fa vao maika nandetika ny image ny miaramila ny TGV
6. xxx ( 14/08/2009 19:35)
Hofoanana mihintsy ny miaramila fa natao hiaro ny vahoaka nefa lasa mpanongam-panjakana miaraka amin'ny tgvendrana ,tsy aleo ny vola hamoronana asa ho an'ny tanora tsy an'asa ireo ,tokony izay mihintsy no imasoan-dravalo refa miverina izy,izay mba hahitan'ny tanora asa fa manjary mivezivezy ny fanahiny sady ny tanora no ho avin'i madagasikara.
7. fijo ( 14/08/2009 20:02)
ny tena hilan any tafika,dia hanjono.

ny antony,dia ny trondro no atahoran ahanafika ny nosintsika,ka ilaina nytafika hanjono azy ireo
8. terrywui ( 15/08/2009 08:47)
ny firenena tsy misy miaramila ry nandra de ts manana fiandrianampirenena a! firenena kitoatoa ! zany ve no mba hevitry ny "ara-dalana" eto amn serasera eto?
--ny miaramila dia natao tandroka hiaro ny vozona ny araka ny anarany! ka nareo milaza ny aradalana kosa anie managaigy andry lerony lava amle fandrangitana anzany dada lava efa ts hita fototra zany ee,, ka aiza nareo no tsy ho voadaroka be sy votifitra !! zany oa no andraikitry ny miaramila !! mampilamina ny firenena ,, nareo anefa be mokony be de tsy maintsy alefitra zany !! mazava ve ??
--tsy ny action madinika toy izany no tsy itiavana ny miaramila fa ny tanjona lehibe eo alohany dia ny hampilamina sy ny hiaro ny fanjakana mijoro !! mba mino kosa aho fa azonareo 'aradalana " reo ny zava boalaza ka !!!
9. pikatti ( 15/08/2009 17:17)
tena tsy misy hialvana miaramila raha eto Mcar, sady tsy hita hoe hatao inona, tsy hi-servi ne mpiray tanindrazana aminy akory fa mitady hotompoina.

petsa ndray rabekonetaka klé,mitady hanompo miaramila ve elah ry ouiandry :-D :-D
10. bazylou ( 15/08/2009 17:40)
pauvre tim, :-D :-D :-D
11. pikatti ( 15/08/2009 17:55)
pauvre Madagascar ,mampalahelo le toe-tsaina mpanao polifika :-D :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0507