madiv hifarana n tontolon 'ny Ravalomanana sy n Tim vizana b

1. terrywui ( 14/08/2009 15:12)
salut less ouiandry !!!ten ao tsar zany ra fianakam's ko aa!! mivilana mits ra pikatti ao ambany ao nanaovanlah azy lééé,,, tena kozy milay l kozinlah ra ouiandry a ,,,,tokony ts idiran'iLehery le kozy ref mb mifandaginnn ato l kofa ,,,, fa ts oe ref metimety anlah n manapoaka n TGV d araraotina b ny manala PS ,,, mb sarotra ane ry lery ny mamorona ps vaovao fa mpetrah elah tsar fa ts ny fianakam's ko ato no ataonla mizana tsindrian'ila lava zao eeeee,, ok ,, anef anlah n site de ataov ze daninnn kibonlah ,,,elah kou ry pikatti refa "MIPIKA TY!! ry Pikaty ka ts VOApika tsony ty" fa efa MIPIKA tanteraka ery d andana miala ilanay ery fa mandagy be fotsn ts mahit avaly eto ,,,okay !!! rah ts faly elah d poy am vato ny loha !!!

o lety ry penguin aa,, ndana elah matory fa misavoritak b ndray n kozinlah rehetr ao ambany ao ,,, ivereno vakiana anie rah tsy otran olona adala miresaka elah ao eeee, sa v ef nivilana kou n tadin-tserveau anlah ,te hanao politika ty nefa mora mivika ,,,

répondu par pikatti le 15/08/2009 17:04
2. xxx ( 14/08/2009 16:15)
o lety ry penguin aa,, ndana elah matory fa misavoritak b ndray n kozinlah rehetr ao ambany ao ,,, ivereno vakiana anie rah tsy otran olona adala miresaka elah ao eeee, sa v ef nivilana kou n tadin-tserveau anlah ,te hanao politika ty nefa mora mivika ,,,
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 14/08/2009 19:23)
Enao koa ry terryoui efa TERY SAINA hatramin'ny naha olona biby anao!
4. fijo ( 14/08/2009 20:11)
mba manala izy e,io anie tim gtt be e
5. terrywui ( 15/08/2009 09:03)
hoy fijo

mba manala izy e,io anie tim gtt be e



aoka ra fijo aa!! ha ha ha ha !! misy kozy ambadika ve ???
--jerena ivelany fotsiny ah ozizy fa ny ao atsiko efa vonona fa tsy ny hita anio no hivadika rahapitso ,, ary mbol hifaninanana n ho avy mamiratra rah tafavoaka n hevitr noamasahina !!! ha ha ha !! mbol ho lavitry n afo n kitay amzay satri ef fantatr iany fa TGV aloh no tohanany!!
6. pikatti ( 15/08/2009 17:04)
,elah kou ry pikatti refa "MIPIKA TY!! ry Pikaty ka ts VOApika tsony ty" fa efa MIPIKA tanteraka ery d andana miala ilanay ery fa mandagy be fotsn ts mahit avaly eto ,,,okay !!!

ha ha ha manala tsara kosa zah ato zany klé :-D :-D :-D
aza mbola lagy zany hoa fa mbola ho ela io e ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0564