fivavahana sy ny franmaçonnerie

1. xxx ( 11/08/2009 07:42)
Misy ve ny fikambanana franmaçonnerie eto Madagasikara?
Afaka miaraka ve ny fivavahana kristiana sy ny franmaçon?
répondu par andry44 le 28/08/2009 02:17
2. Mirananirina ( 11/08/2009 09:44)
tsy azoko mihitsy aloha e? 8O :roll: :roll: inona ilay franmançonnerie aloha e??Fikambanana sa maçonnerie(batiment) sa inona?? :roll: :roll: :roll:
3. ni81 ( 11/08/2009 10:21)
tsy azoko mihitsy aloha e? inona ilay franmançonnerie aloha e??Fikambanana sa maçonnerie(batiment) sa inona??
:lol: :lol: :lol: manao kômika indray mirana!
4. Mirananirina ( 11/08/2009 10:36)
manao kômika indray mirana

ni a,tena tsy arako kosa io anie e
5. ni81 ( 11/08/2009 10:49)
ni a,tena tsy arako kosa io anie e
tena nataoko fa mananihany ka! azafady raha tena tsy hainao fa izaho kamo hanazava teo mantsy na dia efa mba nandre an'izy io ihany (tany dago) ary misy "hono" any dago, ary nanana namana vavy iray izay aho mpikambana tao aminy tao.
http://fr.wikipedia.org/wiki/Franc-ma%C3%A7onnerie
6. booboo ( 11/08/2009 12:13)
hihihihi noheveriko fa mananihany koa Mirananirina kay tena sérieuse.
7. Mirananirina ( 11/08/2009 12:58)
tena nataoko fa mananihany ka! azafady raha tena tsy hainao fa izaho kamo hanazava teo mantsy na dia efa mba nandre an'izy io ihany (tany dago) ary misy "hono" any dago, ary nanana namana vavy iray izay aho mpikambana tao aminy tao.
Jereo eto
misaotra ni a,izay vao mazava fa tena tsy mbola henoko mihitsy io
hihihihi noheveriko fa mananihany koa Mirananirina kay tena sérieuse
tena sérieuse be aho tamin'io satria tena tsy fantako mihitsy e
8. bichette ( 11/08/2009 13:30)
Misy dia misy ny francmaconnerie any dago, tsy fantatro fotsiny na efa miseho ampaha-bemaso izy ireo na tsia ..; fa dia misy tokoa
9. ikaretsaka ( 11/08/2009 14:02)
misy ny franc macon any dago ka... mahafantatra namana za fa tsy hikozy fa efa tao ambany maillet
10. ni81 ( 11/08/2009 14:16)
Misy ve ny fikambanana franmaçonnerie eto Madagasikara?
Afaka miaraka ve ny fivavahana kristiana sy ny franmaçon?
efa voalaza tery aloha fa misy azy ao madagasikara, ka raha hoy ianao hoe afaka miaraka ve ny fivavahana kristiana sy ny francmaçon dia:
Raha toa ianao ka kristiana ivelambelany dia mety aminao (hoy aho), fa raha toa ka tena miezaka ny hanaraka araka ny tokony ho izy an'i KRISTY dia TSIA.

11. ikaretsaka ( 11/08/2009 14:44)
izay mihitsy
12. simplex ( 11/08/2009 15:43)

dain
za mahita nefa fa otran'ny milay be le izy :)
zavatra reelle no hibaser-na ny fiainanaa :P

13. ikaretsaka ( 11/08/2009 17:24)
Ka miodikodina eo ko
14. rzakarivola ( 12/08/2009 08:26)
simplex >>> inona ny réel ?
15. tywa68 ( 12/08/2009 08:47)
Simplex : réel satria mitodika @ zava-misy ary manampy ny manodidina azy v ?
Tsy midika hoe mety @ kristianina satria tsy i Kristy no tompoina ao fa olona sy fomba2 ...
16. ikaretsaka ( 12/08/2009 15:57)
simp> de ny fomba fanompoana azy de le fomba fatao arokatra koa///
tywa> fa azo atao akama ireny bandy ireny?
17. andry44 ( 12/08/2009 18:52)
Ny fahafatarako an'io aloha de ohatry ny hoe fikambanana manao soa, manampy ny mpiara-belona raha ny fahitana ny endriny iveleny fa zay ao antiny tsy haiko.
Ohatry ny resaka secret ao antin-dry zareo ao ihany rha vao akoatran'ireo voalazoko ireo koh!!
Ity misy page web manambara fa misy any dago io ary efa hatr@ faha-panjaka mihitsy aza no tafiditra teto amintsikahttp://www.webzinemaker.com/admi/m9/page.php3?num_web=31230&rubr=3&id=257816
De mazotoa mikaroka daholo ary e!
18. ni81 ( 12/08/2009 19:56)
Ny fahafatarako an'io aloha de ohatry ny hoe fikambanana manao soa, manampy ny mpiara-belona raha ny fahitana ny endriny iveleny fa zay ao antiny tsy haiko.
19. Lejoba ( 12/08/2009 23:35)
misy any, hitako ny misy azy, ary tsy miafina izy, saingy ....... tsy atoroko satria horera be. Malaza manao sorona olona velona ireo Hiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
Nahafantatra sasan-tsasany aho tao @ rotary sy lions club, fa tsy mahate-hanatona mihitsy. Na toa miresaka sy manampy ny hafa aza, tsapanao misy manelingelina izany ny toetran-dry zareo. Ireo fantatro, be no mampirafy na manam-bady ara-dalàna izao aza, misy PD tsy miafina mihitsy (na dia t@ taona 80 mbola tsy nalaza aza ny PD), ny pédophiles sns. fa ny tsaroako toetra niraisany dia ny CRUAUTE.
Tsia, tsy tsara miaraka @ fivavahana Kristiana, na dia mankany am-piangonana sy misy diakona mihitsy aza ireo fantatro ireo.
20. ikaretsaka ( 12/08/2009 23:39)
tsy ny maha freemasons na maha rotariens na lion azy kosa no maha PD azy fa ny zavatra ao @ sainy mihitsy e de ahoana izao bedebe ny lion na ny kiwanis sns tsy pelaka?
le hoe mifanambady izy samy izy ... ka raha misy ao haka alavitra ve? ohatran"ny hoe samy 1 fiangonana ao ihany io... fa le hoe mangala_badin"olona no tsy milamina fa rehefa hifankatantesany koa moa maninona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6884