fivavahana sy ny franmaçonnerie
21. andry44
(
13/08/2009 02:27)
Sao de mba toetran'olona vitsy² ihany ary ireo toetra notanisain'Lejaoba ireo? :roll: de ireo no ilazanao hoe tsy tsara miaraka ny francmaçonnerie sy ny kristianisma???
De ireo olona ireo ve zany samy milaza ny tenany fa kristiana ry Lejaoba?
Arak'izay mba hitako sy novakiako t@ net aloha de zao ny fahitako an'io francmaçonnerie io e:
izy io de misy hifandraisany ihany @ lay hoe batir sy maçon e!fa @ esprit hitondrandry zareo azy indray de tsy miconstruir trano na tanàna réel fa monde vao² iréel (tsy hita maso izany fa ao antin"ny tsi11 ao); zany hoe ny toe-tsaina, ny fomba fiana, ny fijery ny tontolo manodididina, ny fivavahana (spirituel izany) mihitsy no ovaindry zareo ho an'ny membre ao @ny satria aza adino fa ny olona dia fitambaran'ny saina vatana fanahy.
Fa de misy mahazo tombotsoa bobaka be sy toerana tsara @ny a!

22. xxx
(
13/08/2009 02:46)
Misaotra mizara hevitra e!
zao mantsy ny olana: misy namako be zay tafiditra @ io ; efa tafakatra @ dégré ambony² izy io ary tsara d tsara mihitsy ny fianany (manana asa tsara, karama tsara ary ohatry ny mahita vola izany foana izy) de resahiny foana zà hoa milay be io sns nefa ny fahitako sy fahalalako kely ny momba ny franmaçonnerie de hoe mivavaka @ andriamanitra tsy izy, miresaka @ devoly sy losifera ary maka hevitra avy aminy miampy lay noresahin'i Lejoba io koa. Neleoko mihitsy nisaraka taminy fa ohatry ny mampatahotra koh! :{

23. ikaretsaka
(
13/08/2009 02:53)
le hoe "mivavaka @ Atra tsy izy" dia miovaova arak"ilay toerana sy hoe iza Atra aminao....
raha Kristianina ianao manko dia izay Atra tsy araka ny fijery Kristianina no tsy izy aminao... raha silamo ianao dia izay tsy araka ny fijery silamo no tsy izy aminao...raha hindu ianao dia hafa koa no hijerevanao Atra....

24. ni81
(
14/08/2009 06:08)
Misaotra mizara hevitra e!
zao mantsy ny olana: misy namako be zay tafiditra @ io ; efa tafakatra @ dégré ambony² izy io ary tsara d tsara mihitsy ny fianany (manana asa tsara, karama tsara ary ohatry ny mahita vola izany foana izy) de resahiny foana zà hoa milay be io sns nefa ny fahitako sy fahalalako kely ny momba ny franmaçonnerie de hoe mivavaka @ andriamanitra tsy izy, miresaka @ devoly sy losifera ary maka hevitra avy aminy miampy lay noresahin'i Lejoba io koa. Neleoko mihitsy nisaraka taminy fa ohatry ny mampatahotra koh!
25. ikaretsaka
(
14/08/2009 06:17)
de ataovy namana izy fa aza miditra fotsiny de aza tsaraina hoe devoly sy losifera izay hakany hevitra any raha tsy hitanao.. rehea tsy mandrimandry ny saina de fero hatreo fotsiny ny finamanana..
za dia mpanorin-trano ary ao @ sehatry ny fanorenan-trano dia betsaka izy ireo.. fa dia namana mpiara miasa no andraisako azy na degree ambony be aza izy ireo
... manomana tany sy lanitra vao ho'zy le hira izay.,..

26. klitika
(
15/08/2009 02:14)
xxx:
Misy ve ny fikambanana franmaçonnerie eto Madagasikara?
Afaka miaraka ve ny fivavahana kristiana sy ny franmaçon?
Tsy dia misy idiran'ny fivavahana amin'ny freemason, raha tsy hoe angaha ny ady ara-potokevitra amin'ny Katolika, ary ity farany aza no tena manohitra sy manenjika ny masonic noho ny masonic tsy manaiky ny Dogme.
Devoly ve ny masonic? Tsy dia hitantara betsaka fa na ny ONU, na ny kroarozy aza dia ny masonic no namorona azy voalohany, i Etazonia dia masonic no nanambatra sy namorona ny firenena voalohany.
Fa io moa fijerin'ny tsirairay. Ohatry ny hoe ny Ota sy ny Devoly ve afaka miaraka amin'ny Kristianina? Nefa firy ny manota ka manaraka ny hevitry ny Devoly amin'ny Kristianina? (raha misy ny devoly a?)
28. tywa68
(
17/08/2009 09:37)
ikaretsaka:
simp> de ny fomba fanompoana azy de le fomba fatao arokatra koa///
tywa> fa azo atao akama ireny bandy ireny?
Tsy misy manakana hinamana anie fa aza adino anefa fa rhf ela fiarahana eny d lasa ekena mbakan'ny fanaony donc mety lasany any koa :lol: :wink: (raha tsy mailo)
29. ikaretsaka
(
17/08/2009 14:16)
tywa kiiiii... nefa mahagaga fa ato ahako manana akama voanjo alika betsaka nefa tsy mety lasany...lol
30. majesty
(
18/08/2009 10:17)
() za tena tia mozika klasika be mintsy ary nisy t@ ireo sangany t@ famoronana ity mozika ity tena nankafiziko manokana ny sanganasany sy ny aim-panahy azo avy amin'ny hirany fa niverina zéro mintsy ny compteur-ko vao naheno taty aoriana fa hay izy kay lohandohany tao @ franc maçon tao.
Sady na te hiditra ho franc maçon koa aza ianao dia tsy moramora ny hidirana ao raha tsy hoe manana namana ao angah dia izay namanao izay no karazan'ny hoe ray aman-ndreny @ batisa ao amin'io fikambanana io.
Fa ny tsara dia ny hoe aleo mijanona Kristiana dia Kristiana foana ,na koa hoe franc maçon d franc maçon foana fa lalana samihafa mifanao atsimo sy avaratra ireo.

31. fahamarinana
(
18/08/2009 10:52)
:arrow: ary ny eto paris efa mandehandeha any fa 2 octobre nefa toa tsary misy fampilazana akory sy hoe aiza no hisoratra anarana ,ny toerana hoe voafetra sa efa misy lisitra manokana !Ahoana moa zany no mba ahafahanay misoratra amin'izao o ? Sa dia efa tokony hamboatra saina fa tsy handeha ! esy e ! :? (l)
32. fahamarinana
(
18/08/2009 10:54)
:arrow: :-D :-D desolé fa tokony handeha any am fihaonana dia voasoratra ato !azafady o ! (l)
33. ari.malala
(
18/08/2009 11:27)
Faha, hihihihi! efa may mafy ny hihaona @ namana mints ndriko zany an :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
34. fahamarinana
(
18/08/2009 12:07)
:arrow: ari : matiko njy an ! zany rehefa tia mipetsopetsona loatra kouh hany ka diso ! :wink: (l)
37. mion
(
19/08/2009 11:11)
FM=franc maçon
TSY AFAKA MIARAKA IREO
Ny FM dia miseho ho tarehy tsara, entina ambaboana fon'oul, na koa hanafenana ny ratsy ambadika konokononina. amin'ny alalan'ny social no isehoany matetika (bonnes actions) nefa mandray anjara mavitrika @ domaine rehetra izy : hatram pôlitika ka hatram fivavahana, indrndra ny katôlika. Io farany io no asiako teny : infiltration no tena ataony any @ fivavahana (mpitsikilo sy manembantsembana).
Misy voady fanaon'ny Jesuite (pretra na eveka) izay rehefa tafakatra @ grady ambonimbony izay izy dia manao voeux oe handravany FM eto ambonin'ny tany.
Ny olona miditra FM dia tsongaina, ireo anisan'ny mahay na manana influence social na manakarena na tsara tarehy, oul manana hatsarana @ lafiny samihafa zany e, ka rehefa tafakatra @ degré ambonimbony ianao de mahazo mission @ zay, tambazana izay mahaory anao ianao fa valiny kosa tsy maintsy vita ny mission.
Ao anaty rituel an'ireo tokoa misy ny Sacrifice humain, na dia tsy zareo mivantana aza no manatanteraka izany, fa miray tsikombakomba fotsiny
Ireo FM ireo no anisan'ny fitaovana ampiasaina mba ahatanteraka ilay "Nouvel Ordre Mondial" , Esclave ny fiantson'ny Lehibeny azy ireo (Ny FM na manana ny degré faratampony aza dia mbola Esclave iany). Société secrete moa no mibaiko azy ireo ary io société secrete io de efa 5000 taona lasa izay no nisy.
Araka ny tantara hono dia FM daholo ny ankamaroan'ny Pdt USA, eny fa na ny any an-kafa koa aza, ary ny tena manaitra dia 33 @ ireo Pdt USA dia misy rà iombonana @ Charlemagne sy Mpanjaka anglisy izay avokoa (izay manana rohim-pihavanana iany koa), zany oe raha tsy manana ilay rà ianao zany tsy ho afaka ho Pdt any, asa ity Obama na hanao aôna na hanao aôna.
Jerevo @ internet ny momba ny Illuminati sy ny Nouvel Ordre Mondial

38. andry44
(
20/08/2009 01:58)
Misy doc hitako zay miresaka azy io fa de 222p be zao!!!
Mbola eo ampamakina azy miandalana zà zao fa misy sombiny ity ataokocopie colé eto:
Si une loge secrète trompe le public en lui mentant et en le manipulant pour accéder à un pouvoir politique et économique - aux dépens des autres, garder un secret peut devenir (cf. l'exemple précédent) un instrument de mort.
Cela ne signifie pas que toutes les sociétés secrètes sont destructrices ou méchantes. Par exemple, une des nombreuses branches des FRANCS-MAÇONS qui vit le jour après 1307 est issue TFMPLIERS qui furent pourchassés par le Vatican sur l'ordre du roi Philippe IV.
Ceux qui purent échapper à l'arrestation et à la torture imposée par les inquisiteurs se réfugièrent surtout au Portugal, en Angleterre et en Ecosse. Là-bas, ils travaillèrent pendant des siècles en secret pour apporter la justice au monde et pour faire avancer les droits de l'homme. Mais l'histoire montre que, d'un autre côté, des sociétés secrètes, telles
que, par ex., le 33ème degré du "Rite écossais des francs-maçons", peuvent étre une force dangereuse capable de mettre en place des gouvernements, de les renverser et de se servir d'alliances secrètes pour provoquer des bouleversements globaux.

39. andry44
(
20/08/2009 02:29)
La franc-maçonnerie est une des plus vieilles organisations existant encore de nos jours.Des rouleaux de papyrus, trouvés en 1888 lors de fouilles dans le désert de Libye, décrivent des rencontres secrètes de corporations semblables 2.000 av. J.-C. Les corporations avaient déjà participé à la construction du Temple de Salomon et leur fonction était à peu près celle des syndicats d'aujourd'hui, mais elles étaient alors déjà garantes de
la tradition mystique. On dit que le but de la franc-maçonnerie est la transformation intérieure de l'homme grâce à un travail spirituel qui vise à la perfection, dans le respect de Dieu. Les francs-maçons appartiennent à diverses religions d'où le nom qu'ils donnent à leur Dieu de "Grand architecte de l'univers".
Nous trouvons d'autres renseignements dans le Livre des morts des Egyptiens et grâce au dieu Tôth qui fut jadis leur grand maître. Grand maître, tel est le titre usuel pour les grands dirigeants. La connaissance spirituelle des francs-maçons fut traduite par des symboles,
des allégories et des rituels, qui servaient aussi à la communication (le langage secret est représenté par des symboles, tels que la poignée de main des francs-maçons, la pyramide,le pentagramme, l'utilisation des chiffres 3,7,13 et 33 qu'on trouve dans leurs armoiries,
dans les emblèmes et aujourd'hui dans des sigles de firmes et dans des noms propres).
Le symbole le plus important dans beaucoup d'organisations, y compris dans la franc-maçonnerie, est le tablier. Le tablier, qui, au début, était très simple et sans ornement, a été troqué par le CLERGE DE MELCHISEDECH vers l'an 2.200 av. J.-C. pour une peau d'agneau blanche qui est utilisée, aujourd'hui encore, telle quelle. Dans l'ancienne Egypte,les dieux qui, selon de vieilles traditions, volaient dans des "barques divines" (OVNis)
étaient représentés avec le tablier sur les fresques des temples. Les prétres portèrent aussi, plus tard, le tablier, symbole de leur dévouement envers ces "dieux volants" et symbole aussi de l'autorité face au peuple puisqu'ils étaient les représentants des dieux.
Déjà en 3.400 av. J.-C., les membres de la "FRATERNITE DU SERPENT" (voir la genèse dans l'appendice)(3) portaient le tablier en signe de leur soumission aux dieux qui descendaient des cieux sur des "roues volantes". Il est peu probable que dans les grades inférieurs des loges, on connaisse, aujourd'hui, la symbolique du tablier (4).
Teto M/kara, iza no tena nalaza t@ fampiasana io chiffre 7 io???

40. mia
(
24/08/2009 18:42)
Ho an'ny kristianina dia jesoa no lalana sy fahamarinana ary fiainana
ho an' ny maçons izay tsy tena société secrète intsony izao fa société discrète dia ny "asa" no ahatratrarana ny idealy sy ny fahamarinana ary ny fahalalana.
accéder à la Connaissance par le travail n'est autre chose que la vieille hérésie du salut par les oeuvres de la chair.
La franc-maçonnerie refuse toute idée de salut. Pour eux, l’homme se construit par lui-méme.
tsy manaiky an'i Jesoa tonga nofo izy ireo, izany hoe contre an'i kristy satria l’homme veut se passer de Dieu pour faire le bien!!
NY FINOANA KRISTIANINA ANEFA DIA JESOA no tena vato azo ianteherana, Izy irery ihany fa tsy isika no afaka manova ny fo