Inona no efa nitranga taminareo ,ny ahy izany an ....!
1. niryna
(
10/08/2009 04:34)
Mety misy namana efa nisy zavatra nitranga taminao angamba ...
Ny ahy indray izany dia tsy dia tena hoe zava-dehibe akory fa mba nahavariana ahy fotsiny ilay fomba ataon'ny olona andresena lahatra anao amin'ny lainga toa nitombona kanefa tena fitaka.
Sendra nandalo morontsiraka izahay rehefa variana nipetrapetraka dia nitondran'ireo olona teo amin'ny tanana karazana voninkazo ary efa mamelana tsara be avy izy jiaby.
Dia tonga koa ireo mampiresaka fa kely sisa ity dia efa hamelana tsarabe koa ary ho hisy fanjany mavomavo,volomparasy ,mena midorehitra.Dia eo koa ny hoe tsy mila ambolena akory izy ity fa ao anaty rano fotsiny dia maniry.
Dia mba jenitra sy mba faly ery ny tena ary dia novidiana avokoa ireo voninkazo mifonofona raha ireo.Nony tonga tany an-trano koa izahay ity, dia nosokafana ilay fonony fa hoe tonga dia ambolena.Inona no teo,tsy nisy fakany na iray aza.Ireo notenenina hoe atao ao anatin'ny rano dia hoe hisy fakany rehefa herinandro mahery,nasiso be ary nariana fotsiny.
Nisy toerana iray indray nalehanay dia nividy coco izahay hoe ambolena ary teny am-poton'ny mpivarotra zana-kazo sy voninkazo mihitsy no nandeha hay ve ity coco ity tena iny vatany ngezabe iny no maniry e dia noteneniny avy ny fambolena azy ka io no maniry hatramin'ny androany.
Inona no zavatra efa nitranga taminareo,ireo fitapitaka kely ?
misaotra mialoha :D
(l) niryna

répondu par niryna le 08/09/2009 04:44
2. ikaretsaka
(
10/08/2009 05:15)
Ny ahy kiwis lahy samy lahy..
Ny kiwis (voankazo) de misy ohatran'ny papay hoe kiwis lahy sy vavy. Dia mba te hamboly. Azy ireny any madagasikara ny tena dia nanafatra "couple" @ ireny mpivarotra zanakazo taty ivelany ireny. Dia efa namboarina tsara ery sns...nisy fanany aloha le izy de nitsiry tsara..fa nony namony de tsy nety namoa...dia mahana aho dia nojereko ny voninkazony...samy tsy misy vaviny. Fa lahy be le...
Nitondra indray ahako taty afara. Dia izao lasa 3 lahy 1 vavy ry zareo. Mamokatra tsara fa tsy maharaka ny vavy...nefa tsy mety hoe vavy 2 no afarana fa tsy maintsy couple...
Kiwi pede moa no niantsoanay azy 2 lahy taloha
Asa raha mety hahazo kiwi lesbiennes indray aho indray andro any...haha

3. soanja
(
11/08/2009 00:43)
Ny nahazo ahy indray dia ireny trondrokely amidy anaty tavoahangy voatefy tsara sy voahaingo tsara mahafatifaty teny Analakely tam zah tany Ankatso. Nalahelo aho fa vao tsy ampy roa andro akory dia maty ilay trondrokely. :(
4. niryna
(
21/08/2009 14:26)
ikaretsaka:hay ve e,mba loza koa izany,hay ny papay koa misy lahy sy vavy e,misy olona mamboly voany ao aminay dia hoe omeny hono aho fa manana folo maniry izy ,hay izy ity koa izany tsy mahalala hoe lahy sy vavy ,angamba ho teneniko izy hoe avelao aniry eo avokoa fa sao tsy misy vavy ,hi,hi
Ny ahy kiwis lahy samy lahy..
Ny kiwis (voankazo) de misy ohatran'ny papay hoe kiwis lahy sy vavy. Dia mba te hamboly. Azy ireny any madagasikara ny tena dia nanafatra "couple" @ ireny mpivarotra zanakazo taty ivelany ireny. Dia efa namboarina tsara ery sns...nisy fanany aloha le izy de nitsiry tsara..fa nony namony de tsy nety namoa...dia mahana aho dia nojereko ny voninkazony...samy tsy misy vaviny. Fa lahy be le...
Nitondra indray ahako taty afara. Dia izao lasa 3 lahy 1 vavy ry zareo. Mamokatra tsara fa tsy maharaka ny vavy...nefa tsy mety hoe vavy 2 no afarana fa tsy maintsy couple...
Kiwi pede moa no niantsoanay azy 2 lahy taloha
Asa raha mety hahazo kiwi lesbiennes indray aho indray andro any...haha
5. niryna
(
21/08/2009 14:30)
soanja:
Ny nahazo ahy indray dia ireny trondrokely amidy anaty tavoahangy voatefy tsara sy voahaingo tsara mahafatifaty teny Analakely tam zah tany Ankatso. Nalahelo aho fa vao tsy ampy roa andro akory dia maty ilay trondrokely. :(
ndry nampalahelo izany indry
HS kely ity fa izaho nanana trondro kely maity izay mbola kely toy ny akihibe ilay izy no nataoko tao anatin'ilay fitoerana trondro ireny,nosoloiko matetika ny rano ary nitombo ngezabe noho ny felantanana ilay izy,trondro lahy hono ilay izy tsy fantatro aloha ny anarany fa nasiako vatovato kely reny tao anatin'ilay tanky dia alainy ilay izy ary afindrany ery amin'ny ilany,izay foana no ataony isan'andro,nahavariana ilay izy
Nisy fianakaviana iray izay indray nilaza fa nisy olona poritra dia nitondra kavina kely volamena
Nomeny ny vola ary rehefa lasa ilay ramatoa dia nivadika karoty ilay izy,tena tsy azoko veroka ilay izy
6. endrika01
(
24/08/2009 08:43)
niryna> lay vola ve no nivadika ho karaoty sa lay kavina kely,mahay raha ra-Malagasy,saingy entiny @tsy rariny.
7. xxx
(
24/08/2009 08:48)
Hain'ny gasy io fitapitaka madinika io , classique be io voninkazo tsy misy fakany io
8. niryna
(
08/09/2009 04:44)
ikaretsaka:ahoana izany tsy maharaka izany ilay vavy ?
Ny ahy kiwis lahy samy lahy..
Ny kiwis (voankazo) de misy ohatran'ny papay hoe kiwis lahy sy vavy. Dia mba te hamboly. Azy ireny any madagasikara ny tena dia nanafatra "couple" @ ireny mpivarotra zanakazo taty ivelany ireny. Dia efa namboarina tsara ery sns...nisy fanany aloha le izy de nitsiry tsara..fa nony namony de tsy nety namoa...dia mahana aho dia nojereko ny voninkazony...samy tsy misy vaviny. Fa lahy be le...
Nitondra indray ahako taty afara. Dia izao lasa 3 lahy 1 vavy ry zareo. Mamokatra tsara fa tsy maharaka ny vavy...nefa tsy mety hoe vavy 2 no afarana fa tsy maintsy couple...
Kiwi pede moa no niantsoanay azy 2 lahy taloha
Asa raha mety hahazo kiwi lesbiennes indray aho indray andro any...haha
=)) =))
ilay namanay izay nilaza fa namboly papay ary misy folo maniry hono eo an-tokontaniny ,aza itako lahibe avoko :D