vaovao farany MAPUTO: mahazo miverina i DADA!
1. xxx
(
08/08/2009 12:01)
heno t@ radio fahazavana
Mody i Dada, mahazo mirotsaka soa aman-tsara ho filoha @ fifidianana manaraka, izay aloha no anombohako azy, manaraka dia ireto avy no tapaka nandritra ny ady hevitra mafana naharitra ora 10 mahery minitra vitsy:
- voavafafa daholo ny helok'ireo nahazo izany ara-politika nanombka ny 2002 no makaty
- hajoro ny rafitra tetezamita maharitra 15 mois
- hisy ny referendum
- hisy Président sy vice président de la transition
- PM de la transition + vice PM 3 + MINISTRE 18
- conseil sup de la transition + senateurs
- congrés de la transition + depioté (118 no mpikambana)
- conseil pour la reconciliation nationale
- Haute cour de la transition

répondu par pikatti le 09/08/2009 09:21
3. ntss
(
08/08/2009 13:27)
nga mo tsy hoe i dadanareo njay no mbola filohan'ny repobilkan'ny ara-dalàna e!
nga mo nareo manaiky ny transition njay e!
;-)
nga mo nareo manaiky ny transition njay e!
;-)
4. xxx
(
08/08/2009 13:57)
tsisy hambara indray ve ra ntsss, miverina Dada fety b aloha, zay no fandaminana ka mahazo tsy miditra @ transition lisany raha milay!!
5. locl
(
08/08/2009 14:11)
Tsara izany vaovao izany e!
ntsss: Tsy tetezamita le hevirnareo no hitsangana eo ka izany no hanekenay azy, Dada miverina no tena mahafaly anay.
ntsss: Tsy tetezamita le hevirnareo no hitsangana eo ka izany no hanekenay azy, Dada miverina no tena mahafaly anay.
7. ntss
(
08/08/2009 15:27)
De misaora an\'i Président Andry ra marina zany, de mba antsoy Président am zay iz fa tsy nahazo Amnistie ne ra8 ra tsy izy e!!! De Bizou be am zay fa efa miombona lol. :* :-*
8. vitamatavy
(
08/08/2009 15:49)
hihihihihi hilatsaka president ho fidiana i dada ,ny resultat efa fantsika 1er tour da vita =)) =)) =)) =))
9. xxx
(
08/08/2009 16:06)
Raha za nareo aza minomino zay resaka mandeha aloha fa aleo hamoaka vaovao officiel i Chissano. Gravy be mantsy lé source anà tsaho @ zao fotoana zao. Vao re vao teo t@ rnm ndray fa tsy marina velively ny filazàna hoe mahazo miverina i Dada.
11. bazylou
(
08/08/2009 16:37)
aza manao resaketotra hoaho fa tsy misy izany, nofy io ry tim mpampiesona ,a, vive tgv :-D :-D
12. zandikely
(
08/08/2009 17:39)
Spécial Maputo : vers un accord de sortie de crise ce samedi
8 août 2009
Selon la radio d’état du Mozambique citant l’ancien président Joaquim Chissano : au stade actuelle de la négociation et après plus de neuf heures de discussions, Andry Rajoelina aurait accepté le retour de Marc Ravalomanana à Madagascar mais sous condition. La condition serait un procès pour détournement de fonds publics
Mahandrasa kely iany aloha fa tsy mbola misy zavatra officiel mihitsy hatramin'izao.
13. zandikely
(
08/08/2009 17:44)
Pour Joaquim Chissano, ce samedi s’annonce comme le « D-Day » : « les parties sont prétes à céder aux demandes de l’autre. Bien sûr, ils divergent et se réunissent tout au long du processus », a-t-il dit, ajoutant que les discussions étaient « bonnes et très franches ». « Une chose est certaine, ils ont fait des concessions les uns envers les autres », a déclaré Chissano, sans donner plus de détails.
« Mon mandat est de 15 mois et nous avons encore un long chemin à parcourir jusqu’à l’ultime objectif est atteint », a-t-il ajouté lorsqu’on lui a demandé si les pourparlers à Maputo étaient les derniers.
Interrogé sur la question des amnisties, Chissano n’a par ailleurs pas confirmé que l’ancien président Didier Ratsiraka avait été gracié et pouvait revenir à Madagascar. Il a déclaré que l’amnistie générale a été discutée.

14. Noue
(
08/08/2009 18:29)
zandikely:rehefa tsy officiel dia aza manao tatitra ee
Mahandrasa kely iany aloha fa tsy mbola misy zavatra officiel mihitsy hatramin'izao.
15. zandikely
(
08/08/2009 18:37)
Noue:
Afaka mitatitra izay tiako taterina aho e, tsy afaka misakana ahy amin'izany.
Do you understand what I mean?
Afaka mitatitra izay tiako taterina aho e, tsy afaka misakana ahy amin'izany.
Do you understand what I mean?
16. pikatti
(
09/08/2009 09:21)
hoy zandikely
Ento daholo koa ny fianakams elah fa miandry ao ny capsat ha ha ha
Afaka mitatitra izay tiako taterina aho e
Ento daholo koa ny fianakams elah fa miandry ao ny capsat ha ha ha