popety sy rain'ny jadona

1. dragon2madagascar ( 07/08/2009 05:38)
Salama jiaby,

Saika hizara fomba-fijery kely @'ny vahoakan'ny serasera.org.

TGV etsy andaniny, Legaliste etsy ankilany, mouvances ho an'i Rakoto sy Rabe etsy @ sisiny...rehefa dify Maputo, dia mbola mipetraka ilay voalaza ato @'ito rohy ito:

http://www.youtube.com/user/dragon2madagascar

Ampitao @ hafa raha heverinao fa hitondra soa ho an'ny firenena.

Mankasitraka!
répondu par pikatti le 07/08/2009 08:55
2. pikatti ( 07/08/2009 08:55)
Tsy ratsy lesy le montage , kay io le hoe mikatso ny raharaham-pirenena fa dia miandry ny tapaka avy ao Maputo aloha ,ka zay mahasoa an'i Madagasikara dia raisina raha tena responsable marina reto manam-pahefana reto fa tsy miady seza lava
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1239