mitady namana

1. tianalee ( 05/08/2009 13:58)
salut

Izaho dia vehivavy 25 taona, mipetraka aty Paris, tonga t@ herinan\'andro, manokatra forum izhao satria tena tsy manana namana mihitsy sady tsy mbola mahita tsara ny tokony haleha!
ka raha mba misy ankizy na lahy na vavy, tsy mifidy za, mba te hinamana amiko dia raisiko an-tanandroa; ity ny email_ko tianalee84@yahoo.fr
misaotra
répondu par Mifenty le 29/08/2009 10:51
2. Papoose ( 05/08/2009 14:29)
dia efa tonga soa aloha fa rehefa tonga eto dia efa namana :wink: :-*
3. fahamarinana ( 05/08/2009 15:05)
:arrow: tahaka i papoose koa aho ! Tonga soa dia eto ndray mitafatafa e!Be namana eto kah ,isika rehetra izao ! :D :-* (l)
4. ni81 ( 05/08/2009 15:46)
Namana aby tokoa isika eto o! :-* , fa kosa ianareo any akaikiny any tokony mba hanoro azy hoe aty no mankatsy eto no mankeroa e! :)
5. tianalee ( 05/08/2009 17:43)
misaotra dia faly mandray anareo ho namana koa ary izaho e!
6. ari.malala ( 06/08/2009 08:41)
Tonga soa ô, zà aty Antananarivo :-P
7. RATOVOARY ( 06/08/2009 12:38)
zà aty Antananarivo
:-D :-D :-D Efa hoe namana paris ko mbola tanà ihany, hors sujet, tsy afaka bepc nefa vaky bal ny examen t@ty. ;-) :-P
Eto amin'ny serasera mpinamana aby ô! tsisy hoe iry na iroa.
8. Mirananirina ( 06/08/2009 13:02)
tonga soa izany.Faly manana namana anao izahay.
9. ari.malala ( 06/08/2009 14:02)
RATOVOARY:

zà aty Antananarivo
:-D :-D :-D Efa hoe namana paris ko mbola tanà ihany, hors sujet, tsy afaka bepc nefa vaky bal ny examen t@ty. ;-) :-P
Eto amin'ny serasera mpinamana aby ô! tsisy hoe iry na iroa.



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. Papoose ( 06/08/2009 15:20)
ka mety hoe paris de dago neee :-P
11. Samoana ( 06/08/2009 15:27)
tianalee:

... satria tena tsy manana namana mihitsy sady tsy mbola mahita tsara ny tokony haleha...


Raha vao manana ordi dia efa akaiky namana sy tsy very mandeha e!
Raha sendra miavona ny gasy paris ( tsy zà no niteny an'io fa efa hitako forum tato :wink:) dia mankanisa ao amin'ny 13ème satria feno "lee" koa any :-D . Mpivazivazy ny eto fa aza mora romotra an. Sahôna ry ari.chérie :P ?
12. Papoose ( 06/08/2009 16:14)
tsara ho fantatra daholo zany fa de misaotra! :D
13. ari.malala ( 07/08/2009 05:30)
Samoana:

tianalee:

... satria tena tsy manana namana mihitsy sady tsy mbola mahita tsara ny tokony haleha...


Raha vao manana ordi dia efa akaiky namana sy tsy very mandeha e!
Raha sendra miavona ny gasy paris ( tsy zà no niteny an'io fa efa hitako forum tato :wink:) dia mankanisa ao amin'ny 13ème satria feno "lee" koa any :-D . Mpivazivazy ny eto fa aza mora romotra an. Sahôna ry ari.chérie :P ?



ooooooooooaaaaaaaaaaaayyyy!!!!!! ela bbbbbbbeeeeeeeeee mitns ah ts nahatazana anao teto! manahoana alou e! tonga soa, taiza foana? :-* :-* :-*
14. hana ( 07/08/2009 22:09)
Tongasoa ianao Tianalee
Tsy azo lazaina ho ankizy loatra intsony ny tenanay fa mety ho afaka hanorotoro, sy hanampy anao hahita namana ihany koa.
Nandefasako hafatra manokana ianao fa jereo any
Tsiky dia ampy
hana
:D
15. tianalee ( 08/08/2009 08:40)
misaotra be d be ry reto an! dia faly mahafantatra anareo :D
16. Mifenty ( 29/08/2009 10:51)
efa naita namana ve i tianalee e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1365