naeo ve ry reto
1. xxx
(
31/07/2009 06:40)
Nareo ve ry reto rehefa akaiky ho tonga fotoana de hoatrany te hanao firaisana be zany tsy haiko aloha fa za zany e normal ve io :wink:
répondu par lamour le 11/08/2009 05:47
2. Ahton
(
31/07/2009 09:37)
Tena normale izany. Manambara izany fa olona salama ianao, ka tsy misy tokony hatahoranao.
3. Papoose
(
31/07/2009 14:42)
dia raha tsy mahita hanaovana firaisana dia mety ho lasa manin? :roll:
6. Mirananirina
(
01/08/2009 16:29)
Nareo ve ry reto rehefa akaiky ho tonga fotoana de hoatrany te hanao firaisana be zany tsy haiko aloha fa za zany e normal ve io
Nefa aloha raha tokony ho izy ,ilay fotoana mahabevohoka iny no tena mampi......,nefa koa mety isan'andro an,hihihi
10. ari.malala
(
03/08/2009 09:24)
ikaretsaka:
Maty aho cocombre maty aho akondro maty aho courgettes
:-D :-D :-D :-D enao zany zao hifady sa efa mifady an'ireo sakafo ireo? d tsy azoko, in no idiran'ny kokombra sns eto amle resaka :-P
11. Mirananirina
(
03/08/2009 12:28)
enao zany zao hifady sa efa mifady an'ireo sakafo ireo? d tsy azoko, in no idiran'ny kokombra sns eto amle resaka:lol: :lol: :lol:
12. mandrindra
(
03/08/2009 17:40)
raha izany no izy dia tokony ho tonga fotoana matetika ny vehivavy