naeo ve ry reto

1. xxx ( 31/07/2009 06:40)
Nareo ve ry reto rehefa akaiky ho tonga fotoana de hoatrany te hanao firaisana be zany tsy haiko aloha fa za zany e normal ve io :wink:
novalian'i lamour ny 11/08/2009 05:47
2. Ahton ( 31/07/2009 09:37)
Tena normale izany. Manambara izany fa olona salama ianao, ka tsy misy tokony hatahoranao.
3. Papoose ( 31/07/2009 14:42)
dia raha tsy mahita hanaovana firaisana dia mety ho lasa manin? :roll:
4. ikaretsaka ( 31/07/2009 17:11)
Maty aho cocombre maty aho akondro maty aho courgettes
5. Ratoa ( 31/07/2009 18:27)
Aza mampihomehy.
Tsy manimba anao ny sty mahita firaisana.
6. Mirananirina ( 01/08/2009 16:29)
Nareo ve ry reto rehefa akaiky ho tonga fotoana de hoatrany te hanao firaisana be zany tsy haiko aloha fa za zany e normal ve io

Nefa aloha raha tokony ho izy ,ilay fotoana mahabevohoka iny no tena mampi......,nefa koa mety isan'andro an,hihihi
7. sitlo ( 02/08/2009 08:16)
Dia izay ve ilay antsoina hoe mangidihidy?
8. Ratoa ( 02/08/2009 13:49)
mahatsikaiky mihitsy ianao ry stilo!
9. harilalaina ( 02/08/2009 18:31)
za ko otrizany
10. ari.malala ( 03/08/2009 09:24)
ikaretsaka:

Maty aho cocombre maty aho akondro maty aho courgettes



:-D :-D :-D :-D enao zany zao hifady sa efa mifady an'ireo sakafo ireo? d tsy azoko, in no idiran'ny kokombra sns eto amle resaka :-P
11. Mirananirina ( 03/08/2009 12:28)
enao zany zao hifady sa efa mifady an'ireo sakafo ireo? d tsy azoko, in no idiran'ny kokombra sns eto amle resaka
:lol: :lol: :lol:
12. mandrindra ( 03/08/2009 17:40)
raha izany no izy dia tokony ho tonga fotoana matetika ny vehivavy
13. arialy ( 08/08/2009 09:42)
mandrindra :lol: :lol: :lol: :lol: mahita lazaina tssss
14. lamour ( 11/08/2009 05:47)
adinonaleo n ôBlzin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2898