30 taona hoe de afaka mirotsaka ho filohampirenena?
1. Bazily
(
28/07/2009 04:56)
Tsy hivarina ankady ve zany ity Madagasikara ity raha izany. Mba jerena ihany ny fahamatorana e! Fa tsy de entanikafanampo be loatra dia izay haroso dia tapahina.
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=7224
Afaka mirotsaka ho fidiana filoham-pirenena Ing. Andry Rajoelina
Hanaiky an’izany ve anefa ireo nisafidy fa olona tokony ho efa matotra tsara izany ho fidiana filoham-pirenena izany ? Ho hita eo amin’ny fihaonambem-pirenena.
Hita izao fa mirona betsaka mankany amin’ny taonan’Ing. Andry Rajoelina ny taonan’ny olona afaka milatsaka ho fidiana filoham-pirenena raha ny fandravonana ny fehinkevitra tapaka tamin’ny fikaonandoham-paritra natao farany teo no jerena. Raha ny nambaran’ireo mpandrindra nasionaly nandritra ny fampahafantarana tamin’ny fomba ôfisialy ny fehinkevitra tapaka nandritra iny fikaonandoham-paritra teny Ankatso omaly iny, dia 30 taona ny taona farany ambany ho an’ny olona afaka milatsaka ho fidiana ary tsy ferana kosa ny taona farany ambony. Faritra maro no nambara fa namoaka sy nisafidy an’io fironana salan-taona io. Nisy faritra ihany koa anefa nametra ny taona manomboka amin’ny 40 taona noho miakatra toy ny faritra Diana. Ny faritra Boeny kosa dia nametra ity taona hahazoana milatsaka ho fidiana ity manomboka eo amin’ny taonan’ny Filohan’ny HAT avy hatrany, izany hoe 35 taona, ary nametra izany hatramin’ny 60 taona izay hita fa manilika an’ireo tsy tiana hirotsaka intsony. Raha ny ankapoben’ireo no horaisina dia afaka hirotsaka ho fidiana izany Ing. Andry Rajoelina.
Mahakasika ny famontsoran-keloka dia hita fa nailika tanteraka tsy hahazo izany ny fitondrana Ravalomanana. Manomboka ny taona 2002 ka hatramin’ny 2008 no voafaritra hahazo ny famotsoran-keloka. Mbola arakaraka ny heloka vitan’ireo izay voakasika ihany koa anefa no hahazoana izany na tsia.
Ankoatra izay, faritra 18 no nisafidy ny fanjakana tokana. Nisy ihany koa ny nangataka ny fanjakana federaly sy faritany mizakatena. Saika niraisan’ny faritra rehetra kosa ny fotoam-piasan’ny Filoham-pirenena indroa miantoana ao anatin’ny dimy taona avy. Tsy mbola nambara omaly aloha izay fehinkevitra farany horaisina amin’ireo fa amin’ny fikaonandoham-pirenena no handravonana azy, raha ny fanazavana. Mbola raharaha henjana anefa ny handravona an’ireo ary misy fehinkevitra avy amin’ny faritra sasany no voatery tsy maintsy hailika. Hanaiky an’izany ve anefa ireo mpizaika ? Raha tsy hoe zavatra efa nomanina mialoha angaha ?
Ny Tahiry R.
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=7224
répondu par xxx le 31/07/2009 11:07
2. ravatorano
(
28/07/2009 05:14)
raha izaho manokana dia aleo mihitsy izy hilatsaka dia ho jerena eo raha ho lany na tsia fa tsy olana izany amiko !
ny fahamatorana ara politika dia tsy miteny loatra izany eto madagasikara satria ireo lazaian fa efa tena kalaza amin 'io taranja io aza no tena manao hadalana eto amintsika ary tena mifikitra mahita seza ary manao izay hahazahoana an'izany reefa tsy mahazo seza ary amin'ny endriny hafahafa foana matetika koa aleo ilatsaka indray ny vaovao sy ny tanora mba ho hita eo raha ankafizin'ny mpifidy !
aza adino fa ireo mpikambana ao amin'ny hat aloah izao dia efa fantampatatra ny mety hilatsaka ho fidiana eo ao ry Rolland Ratsiraka izay efa ela no nanao ny "fanetanana sy fanagonan'olona" etsy sy eroa ,ao koa Monja Roindefo izay arovana mafy mihitsy fa raha vao misy siosio mandeha fa esorina izy defa mandefa feo avokoa izao rehetra izao fa tsy manaiky izany ary mazava ho azy fa efa maro no niantso azy hilatska ho fidiana ! dia aza adino ry goaika antitra isany ireo izay minoa ahy marimarina ianareo fa raha tsy hilatsaka aza ry voninahitra sy ry pety dia hilaza amin'izay ho tohanany eo fa tsy maintsy mahazo seza maro maro ny ekipany raha lany ilay tohanany !
mbola ao koa ny tim sy ny mafana ary ho avy tsy ho ela eo koa ireo tsy miakina sy izay milaza azy ho "majorité silencieuse" izao !
d ho hita eo eeeeeeee
dia ho hita eo eeeee fa aleo hilatsaka e

3. xxx
(
28/07/2009 06:36)
Zao ange no tsy azoko am reo mametrapanotaniana momba an'izany taona izany e???!!
firy taona zay nanao zay nataony ny GOAIKA ANTITRA mpitady seza tsy nanjary fa lasa orera beuh ny firenena...
inn ny olana na 20 ans ary reefa mety hahavita azy? Ny saina sy ny fahaiza manao ange no mitondra n'io fa tsy ny taona ee!!! Famatorana zany tsy milaza taona fa reefa maazaka ny adidy sy andraikitra tokony ho sahaniny ny olona iray d matotra zay...
Signé Sipa Gasy Dark angel

4. ravatorano
(
28/07/2009 07:51)
raha 20 taona moa no lanin'ny mpandany azy d zay zany
mbola hiditra referendum ange izany fandaniana ny taona amin'ny filatsahana ho fidiana izany e ! mbola handalo fisedrana lehibe !
afaka an'izay mbola handalo fifidianana iray goavana koa izay ahitana ny tena hoe iza sy iza marina no tena miaraka !

5. Rafahafahana
(
28/07/2009 08:24)
Tena resaka adala be :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
6. naritsimba
(
28/07/2009 09:54)
matoa 18taona dia mahazo kara-panondro dia midika izany fa efa olon-dehibe, amiko tsy misy olana izany fa ataovy 18taona noho miakatra dia avelao hirotsaka daholo.
Rafahafahana> hay ianao lehibe tsy aman-tsaina izany, mba olona lehibe ihany fa tsy mahatoky tena akory.
Ilay hoe 60 taona dia tsy olana koa amiko, fa raha ny hita aloha dia 18 taona hatramin'ny 60 taona no afaka miasa ny olona, ary misy antony matoa nasiana ny fisotroan-dronono, ka nahatonga ny fitenenana hoe be antitra.
Fa io anjaran'ny tsirairay no maneho ny heviny sy manadihady tsara fa tsy tonga dia mandray an-tendrony.

7. ari.malala
(
28/07/2009 11:24)
K io oul tohanan'i naritsimba io 35 taona, fa jereo kely ny zavamitranga eto am firenena... k mainka v fa 18 taona! mba misaina ry naritsimba a!
9. ndotofetsy
(
28/07/2009 13:15)
tsy ambony loatra ve le 30 ans tokony hatao 19 ans dia amizay be candidat
8O 8O 8O 8O 8O 8O
8O 8O 8O 8O 8O 8O
10. reeves
(
28/07/2009 15:25)
Ireo olona nandray anjara nametraka ireo fepetra rehetra ireo dia saika olona pro-HAT daholo fa tsy ny vahoaka maro an`isa akory ka tsy mahagaga raha mametraka ny fepetra hilatsahan`i TGV sady hanilihina ny filatsahan-dRa8 NOHON`NY TAHOTRA SATRIA MBOLA AHIANA METY HO LANY ITO FARANY !!! Raha tena lehilahy nefa tokony tsy ho KANOSA toy izany fa mila MIATRIKA FITSARAM-BAHOAKA marina ! Araka ny tenin`i Ravatorano , mbola hisy ny referendum ka ho hita eo raha ho lany zany 30 ans izany na tsia .
11. xxx
(
28/07/2009 15:29)
Raha mandinika ianareo d`efa maro be ny propagande alohan`ny fotoana amin`izao ho an`ireo mety ho candidat tsy dia matoky tena , ary ny mampiomehy dia ny fiamboana ho nahavita zavatra amin`ny alalan`ny fitokanana zava-bitan`ny HAFA dia mihevitra ry zalahy fa adala angaha ny mpifidy ka azo fitahina ohatran`ny fanaony hatramin`izay
13. bazylou
(
28/07/2009 19:03)
tsy aleo 30 taona toa izay anti dahy mpangalatra fotsiny sy hanao lova tsy mifindra amin'ny fitondrana , dia hizity fotsiny avy eo, jereo ny afrikanina, :-D :-D
14. fijo
(
28/07/2009 22:53)
arimalala an,rehefa ny fankahalana anie no mibaiko,tsy hita intsony izay misy ny fahendrena e.
15. ari.malala
(
29/07/2009 06:34)
fijo, marina ny teninao...
Misy ny sasany d valiteny bontolo ftsn refa tsita tsony ze tenenina! manao eis goaka ftsn... manao boloke :-D :-D :-D
Misy ny sasany d valiteny bontolo ftsn refa tsita tsony ze tenenina! manao eis goaka ftsn... manao boloke :-D :-D :-D
16. watafon
(
29/07/2009 06:40)
Dia zao za d efa manentana antsika rehetra namana fa mba hilatsaka kou aho zany e!
Avelao mihitsy i Andry hilatsaka hohitan'ny havany eo e! sady tsy sarotra anie ny mandresy lahatra ny olona @ ty indray mitoraka ity e !!
Avelao mihitsy i Andry hilatsaka hohitan'ny havany eo e! sady tsy sarotra anie ny mandresy lahatra ny olona @ ty indray mitoraka ity e !!
18. xxx
(
29/07/2009 09:13)
ndotofetsy:
tsy ambony loatra ve le 30 ans tokony hatao 19 ans dia amizay be candidat
8O 8O 8O 8O 8O 8O
Eka ozy , 18 ans dia efa majeur ka inona no iandrasana 30 ans !!!
Efa mitapy ireto HAT ireto !!!
19. Rafahafahana
(
29/07/2009 09:39)
naritsimba:
matoa 18taona dia mahazo kara-panondro dia midika izany fa efa olon-dehibe, amiko tsy misy olana izany fa ataovy 18taona noho miakatra dia avelao hirotsaka daholo.
Rafahafahana>hay ianao lehibe tsy aman-tsaina izany, mba olona lehibe ihany fa tsy mahatoky tena akory.Ilay hoe 60 taona dia tsy olana koa amiko, fa raha ny hita aloha dia 18 taona hatramin'ny 60 taona no afaka miasa ny olona, ary misy antony matoa nasiana ny fisotroan-dronono, ka nahatonga ny fitenenana hoe be antitra.
Fa io anjaran'ny tsirairay no maneho ny heviny sy manadihady tsara fa tsy tonga dia mandray an-tendrony.
Aza dia mahay vava fa tsy mitovy ny fitondrana fanjakana sy ny fiainana andavanandro.
20. xxx
(
29/07/2009 12:34)
ari.malala:
wata, hihihi asehoy alou ny programan'asanao aza hoe :P
angaha mila an'izany e, jereo ireny ny HAT tsy misy pgm fa dia lany 100% n'ny vahoaka hono e ... Pgm de destruction angamba no tena nananany