30 taona hoe de afaka mirotsaka ho filohampirenena?
21. hanjaris
(
29/07/2009 14:37)
Tsy azoko hoe inn no problème e!!!! Efa hoe tsy ny taona hoà no midika inn fa ny zavatra ezahina atao.Efa nanao ze ho afany ny ANTITRA fa inn ny vokany???? aleo ny tanora ndray...Sady tsy zazakely zany 35 ans zany eee!!
Ny tanora no tena contrean'ilay taona 35ans eto am forum...fa maninn? sa nareo miteny ny tenanareo hoe incapable!!!! tsy mety kosa zany!!!
Maztou daolo e!!!!

22. xxx
(
29/07/2009 14:42)
hanjaris:

Si jeunesse savait hoy ny fitenenana ...
asakasakareo izay te hoentin'ny DJ aloha e
23. fijo
(
29/07/2009 20:12)
avelao tokoa hilatsaka ahitany izany atao hoe hafabarak aizany e.tsy misy olona mora resena hoatra ireo mpikambana HAT ireo izay milatsaka eo.
24. naritsimba
(
30/07/2009 07:52)
Tsy nanapaka ary tsy nandray anjara t@ assise nationale akory ny tenako, fa kosa efa ela aho no naniry ny hamelana ny rehetra hirotsaka rehefa feno 18 taona, tsy t@ zao andron'ny TGV izao akory.
Raha t@ assise nationale de la fonction public kosa dia nandray anjara mavitrika mihitsy ny tenako @ fiarovana ny mpiasa sy ny tombotsoan'ny mpiasa. Maninona @ izao fotoana no mandeha ny integration ho an'ireo ECD sy ELD ary EFA ka raisina ho mpiasam-panjakana raikitra, nefa t@ fitondrana rehetra nifanesy dia nolazaina fa tsy afala mandray mpiasa ny fanjakana io ilay antsoina hoe GEL DE L'EFFECTIF.
Manana zoky mpampianatra aho, nanomboka ny taona 1979 izy no nampianatra tao @ lycée technique Tamatave, amin'izao izy mbola contractuelle foana, ary dia nolazaina fa very foana ny dossier-ny. Ny mahagaga anefa @ zao dia mandeha tsara ny fandraisana azy ho mpiasam-panjakana.
Tsy misy fanavahana hoe ity mpiasa niditra t@ andron'ny TIM dia tsy raisina fa dia raisina arakaraky ny fahafenoan'ny antonta-taratasy ilaina ny rehetra.
Malaza teo aloha teo ny hoe rajeunissement des cadres, mahagaga anefa fa toa tsy matoky tena indray ireo tanora raha izao no fandehany fa mbola mihevitra ny tenany ho tsy matotra, aiza moa no hanjary ny firenena raha izany no fisainana, miandry tantanana lava ny tanora malagasy, raha izany dia tsy ho tafavoaka isika.
Tohanako mihitsy ny hevitry hanjaris hoe:
Raha t@ assise nationale de la fonction public kosa dia nandray anjara mavitrika mihitsy ny tenako @ fiarovana ny mpiasa sy ny tombotsoan'ny mpiasa. Maninona @ izao fotoana no mandeha ny integration ho an'ireo ECD sy ELD ary EFA ka raisina ho mpiasam-panjakana raikitra, nefa t@ fitondrana rehetra nifanesy dia nolazaina fa tsy afala mandray mpiasa ny fanjakana io ilay antsoina hoe GEL DE L'EFFECTIF.
Manana zoky mpampianatra aho, nanomboka ny taona 1979 izy no nampianatra tao @ lycée technique Tamatave, amin'izao izy mbola contractuelle foana, ary dia nolazaina fa very foana ny dossier-ny. Ny mahagaga anefa @ zao dia mandeha tsara ny fandraisana azy ho mpiasam-panjakana.
Tsy misy fanavahana hoe ity mpiasa niditra t@ andron'ny TIM dia tsy raisina fa dia raisina arakaraky ny fahafenoan'ny antonta-taratasy ilaina ny rehetra.
Malaza teo aloha teo ny hoe rajeunissement des cadres, mahagaga anefa fa toa tsy matoky tena indray ireo tanora raha izao no fandehany fa mbola mihevitra ny tenany ho tsy matotra, aiza moa no hanjary ny firenena raha izany no fisainana, miandry tantanana lava ny tanora malagasy, raha izany dia tsy ho tafavoaka isika.
Tohanako mihitsy ny hevitry hanjaris hoe:
Tsy azoko hoe inn no problème e!!!! Efa hoe tsy ny taona hoà no midika inn fa ny zavatra ezahina atao.Efa nanao ze ho afany ny ANTITRA fa inn ny vokany???? aleo ny tanora ndray...Sady tsy zazakely zany 35 ans zany eee!!
Ny tanora no tena contrean'ilay taona 35ans eto am forum...fa maninn? sa nareo miteny ny tenanareo hoe incapable!!!! tsy mety kosa zany!!!
Maztou daolo e!!!!
25. xxx
(
30/07/2009 08:00)
tsory hoe tianareo hilatsaka i lava nify e, moramora kokoa izay noho ity mitady excuse sy pretexte eran'ny tanety ity :lol:
26. hanjaris
(
30/07/2009 11:48)
Za tena maita mintsy fa misy neni sasany de tena tsy fitiavana na fialonana an'i Andry fotsiny zao...
Fa maninn ny DJ e!!! Ratsy beuh zany toetsaina manana préjugés zany!!!tsy ny nifiny, na ny passion na ny taonany no hitsaran azy ivelany...
Fa raha ny préjugés angeh no atao, vita beu Ravalo e!!! fa aleo za tsy hiteny fa ny zava-nisy iany no lazaina...

27. xxx
(
30/07/2009 12:44)

Tsy préjugé no anaran'izany fa déduction ka, olona manongana fanjakana @ basy ve dia tokony hoeritreretina sy ho antenaina fa tsy hanao didy jadona !!!
Tsy misy ialonana lava nify aloha e, ny karaoty efa lafo mantsy :-D :-D
28. fijo
(
30/07/2009 19:20)
naritsimba an,aoka hazava nyresaka,ny HAT izao no nandray azy ireo ho mpiasampanjakana hoy naritsimba,ie,satria fantany fa rehefa avy eo tsy izy no hitondra sy hitantana io volampanjakana io fa izay tena governemanta hitondra eo,de hanipy indray ry zalahy hoe tsy anay izany.
sady aza hadino,fa ny tetezamita tsy tokony hanoa izany zavatra izany.anjarann'y governemanta izany .izay no nilazako hoe tokony hianatra ny atao hoe tetezamita aloha ry zalahy ireo,fa tsy hainy akory ny hilana izany tetezamita izany rah aizao ataony izao

29. hanjaris
(
31/07/2009 06:08)
xxx:
hanjaris:
Za tena maita mintsy fa misy neni sasany de tena tsy fitiavana na fialonana an'i Andry fotsiny zao...
Fa maninn ny DJ e!!! Ratsy beuh zany toetsaina manana préjugés zany!!!tsy ny nifiny, na ny passion na ny taonany no hitsaran azy ivelany...
Fa raha ny préjugés angeh no atao, vita beu Ravalo e!!! fa aleo za tsy hiteny fa ny zava-nisy iany no lazaina...
Tsy préjugé no anaran'izany fa déduction ka, olona manongana fanjakana @ basy ve dia tokony hoeritreretina sy ho antenaina fa tsy hanao didy jadona !!!
Tsy misy ialonana lava nify aloha e, ny karaoty efa lafo mantsy :-D :-D
Fijoa!!! taona angeh no lohahevitra ato e!!! Izany hoe préjugés amin'ny resaka taona!!! tsy mandinika tsara fa vao hoe 35ans d tsy mety zany!!! Jereo ny dico fa izany no atao hoe préjugés!!! Fitsarana ivelany tsy mitombina no dikan'izany neny a!!!
D tsy préjugé kou v le teo ambony teo hoe DJ tsy possible itondra firenena e, lavanify e...F'anga ny nifiny no itondra firenena??? Fa satria v izy tia mixage de son d tsy afaka itondra firenena!! zay no tiako ambara am lay hoe préjugés!!!
Fa ilay hoe miraka ami basy ndray alou, mapihomehy beuh anà nareo tsy miaiky fa ni démisionne i r8!!!la veille izy niteny hoe miara maty aminareo eto aho ry TIM reetra!! le lendemain izy ni abondonne!! tsy mena mivadika d mbola inn iany??
Ra tena nanara baovao enao d tadidio fa i ra8 no ni boycotte ny assise fa nadeha naka arme tany toamasina!!! hitampoko hitampirenena! d avy eo niverina avy any izy niaraka tamin'ny fitaovana vaovao tsara beuh nentina hanakorotanana ny 13mai. lance rockett sy basy vaovao b no nentindry zareo niambina teny tamin'io. taoriana kelin'iny no nanome ny fahefana ny armée r8. D avy eo ndray d hoe ni démissionne kely fotsiny za fa mbola anà ny fahefana na aty swaziland aza za!!! ridicule anie zany e!!! D refa anafaranao basy any any ivelany ny oul d mba mapiasa kou izy hiarovany tena sy hanohizany zay efa natombony!!! Sady refa fanjakana tsy mamely ange d aongana e!! Révolution daolo no niaingan'ireo firenena mandroso reetra ireo!! nisy fanonganana, avy nisy révolution d mandeha amzay ny fandrosoana.
30. xxx
(
31/07/2009 11:07)
hanjaris:
Za tena maita mintsy fa misy neni sasany de tena tsy fitiavana na fialonana an'i Andry fotsiny zao...
Fa maninn ny DJ e!!! Ratsy beuh zany toetsaina manana préjugés zany!!!tsy ny nifiny, na ny passion na ny taonany no hitsaran azy ivelany...
Fa raha ny préjugés angeh no atao, vita beu Ravalo e!!! fa aleo za tsy hiteny fa ny zava-nisy iany no lazaina...
xxx:
Tsy préjugé no anaran'izany fa déduction ka, olona manongana fanjakana @ basy ve dia tokony hoeritreretina sy ho antenaina fa tsy hanao didy jadona !!!
Tsy misy ialonana lava nify aloha e, ny karaoty efa lafo mantsy :-D :-D
hanjaris:
Fijoa!!! taona angeh no lohahevitra ato e!!!
Misy contradiction aloha ny lazainao , taona sa tsy taona e
Ie dia tsy resaka maha DJ koa !!!