Pretra manambady

1. Ahton ( 23/07/2009 18:33)
Misy namako iray izay nanao frera ary niomana ho Mompera. Saingy nandritra ny fotoana nanaovany stage dia nifankahita tamin'ny ankizivavy iray izay zandriny eo amin'ny 10 taon eo. Tena mifankatia izy ireo. nanapakevitra ilay frera fa hiala ka hanambady an'ilay sipa ary vonona hanao mariage.
répondu par ari.malala le 12/08/2009 09:42
2. ikaretsaka ( 23/07/2009 19:08)
Dia inona no tianao hahatongavana?
3. ni81 ( 23/07/2009 19:15)
Misy namako iray izay nanao frera ary niomana ho Mompera. Saingy nandritra ny fotoana nanaovany stage dia nifankahita tamin'ny ankizivavy iray izay zandriny eo amin'ny 10 taon eo. Tena mifankatia izy ireo. nanapakevitra ilay frera fa hiala ka hanambady an'ilay sipa ary vonona hanao mariage.
Tsy aleony tonga dia manambady rehefa tsy ahafehy tena kosa! :)
4. ikaretsaka ( 23/07/2009 19:26)
De efa diso hatrany amboalohany le lohahevitra... tsy Pretra fa frera

Ohatran'ny hoe dokotera lasa mpamono akoho... avy eo lazaina fa 2 eme anee anee eny @ medecine..na scienca nat izy....

Izay no ilazako hoe farito tsara le izy
5. marindra ( 23/07/2009 20:02)
:-D :-D :-D :-D
tsy aleo kosa ve izy hanambady toy zay nanao mopera ihany nefa refa veo mampiaraka refa tsy mampikofesy :-D
6. rakaroka ( 23/07/2009 20:47)
Ny mbô tiako resahina amintsika eto a! Ny tierce perso mi-forum aza raisina foana wé zaza niara lehibe, niara-nokoloina tao anaty fijery , na cercle , na fiangonana na finoana nisiantsika ka hi"partage" hatrany ny fomba fijerintsika zavatra!
Satria il est très proble araka ny soratra koa hoe "tsy tsara raha irery rahalhl"
Koa nahoana moa izy no hiavaka @ izany?...
7. Ahton ( 23/07/2009 22:22)
Raha ny hevitro, avelao izy roa hitambatra. Tsy fahotan ange ny manambady e. Tsy aleo ve izy manambady toy izay hanao sahala amin'ny pastera mampirafy na mopera managalapihinana. asa
8. hery ( 24/07/2009 04:56)
Ary ohatran'ny manana blem manokana amin'io io Ahton an. Hevitra roa izay resaka izany foana :-)
9. ari.malala ( 24/07/2009 06:10)
[quote = ny lohateny]Pretra manambady [/quote]
De aveo ndray
Ahton:
Misy namako iray izay nanao frera ary niomana ho Mompera. Saingy nandritra ny fotoana nanaovany stage dia nifankahita tamin'ny ankizivavy iray izay zandriny eo amin'ny 10 taon eo. Tena mifankatia izy ireo. nanapakevitra ilay frera fa hiala ka hanambady an'ilay sipa ary vonona hanao mariage.


Mbola mpiomana izany, tsitako mintsy izay olana! Fa apetrako @ Ahton ny fanontaniana hoe inona no olanao raha nanambady ilay mpiomana ho mopera? Nga izy ity hoe refa hoe hanao mopera no tanjona d ts mahazo mivily lalana tsony? olombelona otrnao iany izy manana ny filàny sy ny fitiavany, ary aleo aza izy mbola tsy misalotra ilay fanamiana maha mopera azy no nahita izay safidiny. Sady tsy io olona io no voalohany, tsy io olona io no ho farany amizany. Ny fiainanao iainana tsara d milamina enao e!

hery, ngamba everiny otran'ny soavaly ny oul k hoe refa mitampina ny maso d ts afaka mitoditodika tsony :P
10. soanja ( 24/07/2009 06:52)
Ahton:

Misy namako iray izay nanao frera ary niomana ho Mompera. Saingy nandritra ny fotoana nanaovany stage dia nifankahita tamin'ny ankizivavy iray izay zandriny eo amin'ny 10 taon eo. Tena mifankatia izy ireo. nanapakevitra ilay frera fa hiala ka hanambady an'ilay sipa ary vonona hanao mariage.


Tsara daholo izany. Izy no nanana fikasana fa Andriamanitra kosa nanoro azy lalana hafa. Izay mahasoa ataon'Andriamanitra. Sitrak'Andriamanitra izay mitranga fa lazao ilay namanao hoe aza manahy. Fomban-javatra izany. Maharena tokatrano ary.



11. booboo ( 24/07/2009 14:14)
Misy ifandraisany ve ito dinika ito sy ilay ary @ resa-dehilahy ? raha misy manko dia tsy azo tsy araka tsy mazava ny tena olan'i Ahton
12. fijo ( 24/07/2009 21:01)
zara aza izy mba nisain aka nahatsap ahoe aleo iry no ataoko fa tsy hiziriziry atsy ,nef aavy eo haningana kely ary
13. rijadolly ( 25/07/2009 16:39)
Ohatra ny mivona kely fotsiny ny ahy.Araka ny fahenoiko ny ol mihofana ho Pretra na oh zany toa misy antoka atao fa toa hoe betsaka ry zareo no mivadika(manam-bady) rehefa azony ny fahaizana(fahalalana) miaraka amin'ilay asan'Andriamanitra? ny fahenoko azy an,ts sur za

Aleo kosa marina aloha aty am-boalohany dia efa mitsotra fa tsy vita toy izay maimay e!

14. Zina ( 26/07/2009 17:09)
aleo manambady toa izay milalao amin'ny afo mety ny ataony ka
15. tywa68 ( 27/07/2009 13:36)
Ahton:

Misy namako iray izay nanao frera ary niomana ho Mompera. Saingy nandritra ny fotoana nanaovany stage dia nifankahita tamin'ny ankizivavy iray izay zandriny eo amin'ny 10 taon eo. Tena mifankatia izy ireo. nanapakevitra ilay frera fa hiala ka hanambady an'ilay sipa ary vonona hanao mariage.


Diso ny lohateny napetrakao :lol:
16. bor2lais ( 28/07/2009 13:46)
tywa > tokony hoe :"frera lasa père na lasa papa" ve ? :D
17. Veloo ( 28/07/2009 17:20)
mety ny nataony ka
18. Ratoa ( 07/08/2009 05:00)
Taitra be aho amin'ny lohateny hoe"pretra manambady". Hay hoe "pretra niala ka hanambady"
19. ari.malala ( 07/08/2009 06:02)
Ratoa hahaha! aiza koa no hisy mopera hanambady fa tsssssss hahahaha
20. ni81 ( 07/08/2009 09:02)
Ratoa hahaha! aiza koa no hisy mopera hanambady fa tsssssss hahahaha

ari a! tsy fantatro na zà no zefazefa fa toa misy kosa koa! http://www.radio.cz/fr/article/104928
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0894