Pretra manambady

21. Ratoa ( 07/08/2009 23:50)
Mbola tsy reko indray ity voalazan'i ni81 ity. Fa ny betsaka dia pretra manana maîtresse. Matetika ilay gouvernante ihany no maîtresse iterahany eo. Fa nisy nandrenesako fa rehefa ivelan'ny asany ono izy ireny, en permission sa ahoana fa tsy aiko ny milaza azy, izany hoe tahaka ilay miaramila an'ady ka mody manao permission andro vitsivitsy na volana vitsivitsy, rehefa izay fotoana izay hono ka tsy manao ny ankanjo na marika mambara ny maha pretra azy izy ireny dia lehilahy ohatra ny rehetra ihany: olon'izao tontolo izao. dia azo atao daholo ny fanaon'ny olona .
22. tywa68 ( 12/08/2009 08:23)
Bor2lais > tsy voatery lasa papa k :lol:

Ni81 > io rangahy io d efa nanambady aman-janaka vao niditra ho môpera. Midika zany fa misy ny exception ary ny environnement misy azy no tena antony koa nahatonga azy toy zany. Neken'i fiangonana izany ary hita fa vitany ny raha2n'Atra na d efa nanao fiainana izy. Soa aza misy azy hanely ny vao2 mahafaly.

Ratoa > ny manivaka tsy maintsy misy, ary zany indrindra no antony hisian'ilay fiofanana amantaonany vao lasa môpera (na masera) ! tsy midika zany fa tokony avela hanambady dhl r'izalahy satria safidy io célibat io ary efa fantany alohan'ny hanaovany voady farany.
Aza d manao affirmation gratuite ohatr'izao, fa tsy ny môpera rhtra no hivadika pasitera na d misy aza ny fakampanahy ara-nofo. :wink:
23. ni81 ( 12/08/2009 09:25)
Ni81 > io rangahy io d efa nanambady aman-janaka vao niditra ho môpera. Midika zany fa misy ny exception ary ny environnement misy azy no tena antony koa nahatonga azy toy zany. Neken'i fiangonana izany ary hita fa vitany ny raha2n'Atra na d efa nanao fiainana izy. Soa aza misy azy hanely ny vao2 mahafaly.
eny e! fa nasehoko teo fotsiny io ho fanazavana. Zà koa tsy dia miditra lalina amin'ilay resaka manko :)
24. ari.malala ( 12/08/2009 09:42)
Ratoa:

Mbola tsy reko indray ity voalazan'i ni81 ity. Fa ny betsaka dia pretra manana maîtresse. Matetika ilay gouvernante ihany no maîtresse iterahany eo. Fa nisy nandrenesako fa rehefa ivelan'ny asany ono izy ireny, en permission sa ahoana fa tsy aiko ny milaza azy, izany hoe tahaka ilay miaramila an'ady ka mody manao permission andro vitsivitsy na volana vitsivitsy, rehefa izay fotoana izay hono ka tsy manao ny ankanjo na marika mambara ny maha pretra azy izy ireny dia lehilahy ohatra ny rehetra ihany: olon'izao tontolo izao. dia azo atao daholo ny fanaon'ny olona .



Mba miteniteny foana koa izany olona izany! ny maha pretra anie k ts asa akory e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072