Ampy izay:Misy fetrany ny fandeferana
1. ronaldo09
(
23/07/2009 10:47)
Ampy izay fotoana niaretan’ny vahoaka amin’ny asa fampihorohoroana amin’ny baomba sy famonoana olona ary fanafihana mitam-basy izay. Efa tsy takona afenina toy ny tafika andrefan-tanàna mantsy fa ny mpitarika ny hetsika politika etsy amin’ny « Magro » Ankorondrano no voatonontonona ao ambadik’ireny rehetra ireny. Misy fetrany ny fandeferana, efa sangy mihoatra ny loha mihitsy no mitranga ankehitriny satria ny aim-bahoaka no atao sorona amin’ny fitadiavan-tseza sy ny tanjona politika tian’ny mpanao didy jadona hatao. Mbola ny fomba fitondrany fony izy ireo teo amin’ny fitantanana ny Firenena ihany no hita taratra. Ankehitriny dia nanapa-kevitra fa hanafoana io hetsika politikan’ny fahavalom-bahoaka atao etsy amin’ny « Magro » io ny Fitondrana Tetezamita. Efa ela no nanirian’ny vahoaka ny hanafoanana ity hetsika mamoha fady ity. Tsy misy afa-tsy fanaratsiana sy fivoizana fankahalana ary fanenjehana olona no misy eny. Atao fitaovana hatramin’ny finoana kristiana aza. Zary lasa dika vilana ny fanaovana politika eto Madagasikara noho ny afitsok’izy ireo. Efa nanome toky ny Fitondram-panjakana ankehitriny fa tsy maintsy hiroso amin’ny fanatanterahana ny hetahetam-bahoaka dia ny hirosoana amin’ny Repoblika fahefatra sy ny hanaovana ny fifidianana alohan’ny faran’ny taona 2009.
Tapitra hatreo koa ny sangy ratsy nataon’ny sasany satria tany misy Fanjakana i Madagasikara fa tsy Fanjakan’ i Baroa akory. Tsy politika intsony mantsy no ataon’ ireo mpitarika ny hetsika eny amin’ny « Magro » fa dia lasa fifofoana ny ain’ireo olona tsy mitovy hevitra aminy. Ela ihany no naha-tany ny tany fa sambany amin’izao fotoana nanesoran’ny vahoaka an-dRavalomanana teo amin’ny Fitondrana izao vao nisy asa fampihorohoroana. Tantara sy sarimihetsika ary ny fahitalavitra no mba nahenoana izany resaka baomba izany teto amintsika. Ankehitriny mitady hiorim-paka eto an-tanindrazana ny asa fampihorohoroana noho ny hambom-po politika diso toerana. Raha mbola rà malagasy ihany koa no mikoriana amin’ireny olona mahavanon-doza ireny dia tokony hieritreritra izy ireo. Ny politika mantsy mandalo fa ny fiarahamonina mitoetra ka hotsarain’ny taranaka fara aman-dimby eto izay tompon’antoka amin’ireny asa fampihorohoroana ireny

répondu par ronaldo09 le 25/07/2009 06:30
2. Mirananirina
(
23/07/2009 10:53)
nanesoran’ny vahoaka an-dRavalomanana teo amin’ny Fitondrana izao vao nisy asa fampihorohoroana.
hay izany izy io.vahoaka marina tokoa.
Raha mbola rà malagasy ihany koa no mikoriana amin’ireny olona mahavanon-doza ireny dia tokony hieritreritra izy ireo
Na andaniny na ny ankilany samy mahavanon-doza daholo.
3. ronaldo09
(
23/07/2009 11:02)
Fa le zava-misy kosa jerena ry TIM tsy .....ty a! Baomba ve no hapoaka etsy sy eroa fa angaha ty Pakistan sy Irak e!
4. Mirananirina
(
23/07/2009 11:06)
Iza no nanapoaka ny baomba raha tsy TGV ry ....ty an.
Ilay vahiny arabo tonga tany dago iny no nanome baomba azy tamin'iny.

5. essera
(
23/07/2009 11:09)
Iza no nanapoaka ny baomba raha tsy TGV ry ....ty an.
Ilay vahiny arabo tonga tany dago iny no nanome baomba azy tamin'iny.
aleo hivoaka eo ny marina e
7. xxx
(
23/07/2009 11:23)
essera:
aleo hivoaka eo ny marina e
HAT ve no mamoaka ny valiny ka tsy izay tiany ho hataony eo
8. Mirananirina
(
23/07/2009 11:52)
Dia ahoana ity,nefa ny olona efa voahenjikenjika.Ce ne sont pas effectivement des vraies bombes. Ce sont des pétards à la puissance un peu plus forte », a-t-il déclaré. Vu dans l'Express de Madagascar
9. locl
(
23/07/2009 12:33)
Mampalahelo ity Ronaldo, maty hasina ny anaran'ilay mpanao foot malaza, hay ve ka mbola misy ihany ny olona tena marivo saina ka mety ambakaina @ zavatra kely fotsiny, fa na dia ny olona vendrana aza tsy mba hino akory ny baomba natao.
Dia nareo moa mihevitra fa raha tena hanapoaka baomba ireo olona ireo dia baomba kely tsy misy diakny ohatr'io nataonareo TGV io no hapoaka eo.
MBA ALEFASO LAVITRA NY SAINA RY RONALDO, NY ANARANA TSARA FA NY SAINA RATSY. PAREIL POUR ESSERA

10. sapele
(
23/07/2009 15:34)
raha TGV ve no manao le baomba de ho ande apokany hatramin'ny viva sy ho vonoiny hatramin'ny securite Radio viva?vaovao t@ tyherinadro ty io,misy tsy maharaka vaovao ve sa milaza zay tiany tenenina daholo,,?.
11. milamm
(
23/07/2009 15:39)
na minia tsy te ahalala toa an'i ron i sapele ny zvmisy nakoa TGV iringiriny fa
on continue de poser des questions sur les bombes qui ont été découvertes le week end dernier surtout qu’elles ont été découvertes au niveau de bases militaires ou policières qui sont fortement gardées. Ce n’est que du cinéma réalisé par la HAT, a déclaré le député de la Haute Matsiatra.izay nisy nanafika ny tenany ary nadroba koa tao faritry Fianaratsoa ny tenany taorinany fanambarany

12. sapele
(
23/07/2009 15:59)
ndry,,,!samy manana ny marinany ny tsirairay ka ho hitan-tsika eo no iafarany.
13. fijo
(
23/07/2009 19:55)
ronaldo,olona nianatra lala ise,ka mba tiako hanontaniana kely?.
taminareo nianatra droit penal ve,nisy nampianatra hoe vao maheno hono hono dia sambory fa meloka????
:" ny mpitarika ny hetsika politika etsy amin’ny « Magro » Ankorondrano no voatonontonona ao ambadik’ireny rehetra ireny."
ny voatonotono ave mdika fa tena nanao ilay zavatra????
ary nareo ve mba nampianarina hoe mil afitsarana sy porofo ny olona iray vao azo lazainahoe meloka,sa hoe izay tsy mifanaraka aminay dia efa meloka sahady?
mba mila valiny kely fotsiny azafady

14. zoam
(
23/07/2009 21:40)
maty hasina ny anaran'i ronaldo bandy mitapy tsss,mba mandinika aloha vao miteny jusqu' a maintenant efa nisy preuve ve,efa maro ihany matsy izay nosamborina t@ ity resaka baomba ity nefa tena mbola maizina be mihitsy
15. Mirananirina
(
24/07/2009 07:35)
raha TGV ve no manao le baomba de ho ande apokany hatramin'ny viva sy ho vonoiny hatramin'ny securite Radio viva?vaovao t@ tyherinadro ty io,misy tsy maharaka vaovao ve sa milaza zay tiany tenenina daholo,,?.
ka izay no tsy mahatena baomba be azy,tsy nopotehany tanteraka fa azy.
Ny hoe vonina securité....rehefa tsy ampy intsony vola hanakaramana olona moa..na rehefa mahalala be loatra ny secret dia.....vitaina... rehefa biby dia biby e...
16. fijo
(
24/07/2009 20:45)
mba hanafenana ny tian ahatao,dia olona roa miasa kely ery no vonoina????tena habibiana tsy misy toa izany.
ary mahagaga fa tsy mbola tratra ireo nanafika ny viva nefa ny baomba tsy mipoak aavy dia hay hatramin'ny isany sy ny mpanao azy??????

17. ronaldo09
(
25/07/2009 06:30)
Hoy locl:
Mampalahelo ity Ronaldo, maty hasina ny anaran'ilay mpanao foot malaza, hay ve ka mbola misy ihany ny olona tena marivo saina ka mety ambakaina
Izao no izy a:ialahy no tena marivo saina sy matin'alahelonkanina satria very seza ka miaro ny mpanao ratsy ,baomba ve no hapoaka etsy sy eroa dia hekena ary ny mamparivo saina anao no itenenanao fa ny HAT no ambadikio fa ngah aminao tsy ny HAT no mitondra ka izy indray no hanao an'ireny!Kely saina ialahy!
Hoy fijo:
ronaldo,olona nianatra lala ise,ka mba tiako hanontaniana kely?.
taminareo nianatra droit penal ve,nisy nampianatra hoe vao maheno hono hono dia sambory fa meloka????
:" ny mpitarika ny hetsika politika etsy amin’ny « Magro » Ankorondrano no voatonontonona ao ambadik’ireny rehetra ireny."
Fa ahoana moa no afangaronao ny resaka procedr penal sy droit penal:tsy maintsy alaina ambavany ny olona votonotonona fa tsy hoe akory nisy fanambarana nataon'ny mpitsara fa meloka ry Raharinaivo sy ny namany ianao toa milaza hoe meloka eto !mbola tsy meloka izy zokibe fa mbola mandeha ny famotorana,miala tsiny aho fa ianareo io angamba GTT ao France ao!Nianatra lalana tokoa aho ary efa mampianatra lalana aza izao fa tsy mianatra intsony ny olona voatonotonona dia tsy maintsy atao fakana ambavany aloha ,aza afangaro ny paika ady heloka sy ny ady heloka!