Inona ry ireto ny tiana tenenina amin'ity ? Ampio aho e!

1. niryna ( 22/07/2009 18:22)
Raha nijery ny hafatra tao ambadika aho dia misy miteny fa ny anjely hono nanambady ny olona.Tsy azoko ilay izy,anjely izany tamin'izany fotoana izany nisy nofo? Raha nisy anjely nisy nofo izany ka nanambady ny olona dia mbola misy manambady anjely ihany koa izany amin'izao fotoana izao ?

ity ny teny izay nankan'ny olona azy ka mba azavao ahy kely hoe raha tsy mahadiso ilay izy? misaotra mialoha
Ho tsimponiko araka ny teny itako tao amin'ny baiboly,org ilay izy an
izany dia hitantsika ao amin'ny Genesisy 6: 1-3
1 Ary raha vao nihamaro ny olona tambonin'ny tany ka teraka zazavavy maro,

2 dia hitan'ny zanak'Andriamanitra fa tsara tarehy ny zanakavavin'ny olona; ka dia nifidy vady ho azy tamin'izy rehetra araka izay tiany izy.

3 Ary hoy Jehovah: Tsy mba hananaka mandrakariva ao amin'ny olona ny Fanahiko, fa amin'ny faniavany dia nofo izy; nefa ho roa-nolo amby zato taona ny androny.

1 Lorsque les hommes eurent commencé à se multiplier sur la face de la terre, et que des filles leur furent nées,

2 les fils de Dieu virent que les filles des hommes étaient belles, et ils en prirent pour femmes parmi toutes celles qu`ils choisirent.

3 Alors l`Éternel dit: Mon esprit ne restera pas à toujours dans l`homme, car l`homme n`est que chair, et ses jours seront de cent vingt ans

1 It happened, when men began to multiply on the surface of the ground, and daughters were born to them,

2 that God`s sons saw that men`s daughters were beautiful, and they took for themselves wives of all that they chose.

3 Yahweh said, "My spirit will not strive with man forever, because he also is flesh; yet will his days be one hundred twenty years."

Iza no tiana ho tenenina hoe Zanak'Andriamanitra io ?
Iza indray no tiana ho tenenina amin'ilay zanakavavin'ny olona ?

(l) niryna
répondu par niryna le 28/07/2009 17:00
2. Ratoa ( 22/07/2009 21:13)
Ny zanaka vavy dia ny zanakavavin'ny olombelona.
ary ny zanak'Anriamanitra indray, dia ny zanany ara-panahy. Ireo Zanany nahidina (noroahina) tety an-tany dia zanany naditra sy nanaraka an'i Satana, Satana koa dia anjely fa anjely naditra dia voaozona hirenireny. Nony tonga tety an-tany ireo dia nahazo vatana sy nofo tahaka ny olombelona ary dia nanao ny sty fanao rehetra. (Jereo koa Sodome et Gomore)
Noho izany rehetra izany dia niendaka taminy Andriamanitra dia nametra ny andr iainany
My spirit will not strive with man forever, because he also is flesh
sy hoe
3. soanja ( 22/07/2009 22:55)
niryna:

Betsaka tokoa ny anjely naka endrika nisy nofo. Tsara tarehy tokoa aza ireto ary na ny olona tao Sodoma sy Gomora aza dia nila azy ireo na lahy na vavy.

Ny Genesisy 19:4-5

4 Ary raha tsy mbola nandry izy, dia avy manodidina ny trano ny mponina tao an-­tanàna Sodoma, hatramin'ny tanora ka ha­tramin'ny antitra, dia ny vahoaka rehetra tao an-tanàna;

5 dia niantso an'i Lota izy ireo ka nanao taminy hoe: Aiza ireo lehilahy vao tonga tato aminao izao alina izao? avoahy ho aty aminay izy hahalalanay azy. 4 But before they lay down, the men of the city, [even] the men of Sodom, compassed the house round, both young and old, all the people from every quarter;

5 and they called unto Lot, and said unto him, Where are the men that came in to thee this night? bring them out unto us, that we may know them.

4. niryna ( 28/07/2009 16:57)
Ratoa:

Ny zanaka vavy dia ny zanakavavin'ny olombelona.
ary ny zanak'Anriamanitra indray, dia ny zanany ara-panahy. Ireo Zanany nahidina (noroahina) tety an-tany dia zanany naditra sy nanaraka an'i Satana, Satana koa dia anjely fa anjely naditra dia voaozona hirenireny. Nony tonga tety an-tany ireo dia nahazo vatana sy nofo tahaka ny olombelona ary dia nanao ny sty fanao rehetra. (Jereo koa Sodome et Gomore)
Noho izany rehetra izany dia niendaka taminy Andriamanitra dia nametra ny andr iainany
My spirit will not strive with man forever, because he also is flesh
sy hoe

misaotra anao,ny zanak'Atra indray dia ny taranak''i seta ka fa ny zanakavavin'ny olombelona kosa dia ireo taranak'i kaina izay
Izay no fahazahoako azy
5. niryna ( 28/07/2009 17:00)
niryna:

Raha nijery ny hafatra tao ambadika aho dia misy miteny fa ny anjely hono nanambady ny olona.Tsy azoko ilay izy,anjely izany tamin'izany fotoana izany nisy nofo? Raha nisy anjely nisy nofo izany ka nanambady ny olona dia mbola misy manambady anjely ihany koa izany amin'izao fotoana izao ?

ity ny teny izay nankan'ny olona azy ka mba azavao ahy kely hoe raha tsy mahadiso ilay izy? misaotra mialoha
Ho tsimponiko araka ny teny itako tao amin'ny baiboly,org ilay izy an
izany dia hitantsika ao amin'ny Genesisy 6: 1-3
1 Ary raha vao nihamaro ny olona tambonin'ny tany ka teraka zazavavy maro,

2 dia hitan'ny zanak'Andriamanitra fa tsara tarehy ny zanakavavin'ny olona; ka dia nifidy vady ho azy tamin'izy rehetra araka izay tiany izy
3 Ary hoy Jehovah: Tsy mba hananaka mandrakariva ao amin'ny olona ny Fanahiko, fa amin'ny faniavany dia nofo izy; nefa ho roa-nolo amby zato taona ny androny.

1 Lorsque les hommes eurent commencé à se multiplier sur la face de la terre, et que des filles leur furent nées,

2 les fils de Dieu virent que les filles des hommes étaient belles, et ils en prirent pour femmes parmi toutes celles qu`ils choisirent.

3 Alors l`Éternel dit: Mon esprit ne restera pas à toujours dans l`homme, car l`homme n`est que chair, et ses jours seront de cent vingt ans

1 It happened, when men began to multiply on the surface of the ground, and daughters were born to them,

2 that God`s sons saw that men`s daughters were beautiful, and they took for themselves wives of all that they chose.

3 Yahweh said, "My spirit will not strive with man forever, because he also is flesh; yet will his days be one hundred twenty years."

Iza no tiana ho tenenina hoe Zanak'Andriamanitra io ?
Iza indray no tiana ho tenenina amin'ilay zanakavavin'ny olona ?

(l) niryna
soanja:

Betsaka tokoa ny anjely naka endrika nisy nofo. Tsara tarehy tokoa aza ireto ary na ny olona tao Sodoma sy Gomora aza dia nila azy ireo na lahy na vavy.

Ny Genesisy 19:4-5

4 Ary raha tsy mbola nandry izy, dia avy manodidina ny trano ny mponina tao an-­tanàna Sodoma, hatramin'ny tanora ka ha­tramin'ny antitra, dia ny vah
oaka rehetra tao an-tanàna;

5 dia niantso an'i Lota izy ireo ka nanao taminy hoe: Aiza ireo lehilahy vao tonga tato aminao izao alina izao? avoahy ho aty aminay izy hahalalanay azy. 4 But before they lay down, the men of the city, [even] the men of Sodom, compassed the house round, both young and old, all the people from every quarter;

5 and they called unto Lot, and said unto him, Where are the men that came in to thee this night? bring them out unto us, that we may know them.

naka endrika tokoa ireo ary ireo no nanavotra an'i lota sy ny fianakaviana,nananatra azy ireo izy mba tsy hierikerika kanefa ny vadin'i lota dia niherika ary dia nivadika ho vongatsira.
tsy nanambady azy ireo satria ny iray olombelona ny iray anjely

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0565