Milamina sa tsy milamina ny tany tohiny
1. ari.malala
(
20/07/2009 09:24)
8. Mpandefa : sapele [ Valio ] 17-07-2009 16:44:57
Lohateny : Re : MILAMINA SA TSY MILAMINA NY TANY
za de nievitra fa tena misy le crise lazina lava teto AMIN'NY serasera fa 1volana mahery za no tany dago,itako tany daholo zay tadiaviko eny fa na ny devis aza tsy miova tamin'ny vidiny 2taona lasa zay ,na ny PPN de misy zay ilaina,fa ny olona tsy makasitraka ny fitondrana sy ny sitrapony no milaza fa crise ao madagasika,nefa tamin'ny andron'ny filoha teo aloha ve de tsisy crise ?na ireo ny tsy anasa na ny mpamaky etsy sy ero?.angamba le mamonjy eo amin'ny magro isan'andro ireny no tratran'ny crise fa tsy mieritreritra izay hitady asa akory.ka aoka re ny tsaho mba hajanona fa zay zava-misy marina lazao eto.na ny menaka aza mbola nividy 3800ar izahay mora nohon'ny teo aloha ary azo ampiasaina tsara.etc,,,,,,,,
Voalohany aloha dia miala tsiny aho @ copier coller message, fa ilay dinika efa somary ary ambanimbany ary ka sao tsy hitan'izay iantefany akory ny tiako ambara.
Izao ary no tiako tenenina, tena sur mintsy ve i sapele fa hita daolo ny PPN? de taka-bidin'ny ankamaroan'ny gasy kely fidiram-bola v izy ireny? Mba atoroy kely hoe izany mpivarotra misy menaka 3800Ar izany? ny hitan'ny masonay sy vidianay mantsy tsy izany! Ekena fa efa misy hatramizay ny tsy anasa, ny mpamaky trano sns, fa oviana hatr@ naha Madagasikara an'i Madagasikara no misy baomba mipoapoaka izany??? mba teneno kely anà!!! ka tsy misy krizy ve izany? Izaho manokana d ts mankany @ magro fa mamonjy ny asako isanandro, fa na izaho manoratra izao aza iantraikàn'ny krizy iany koa satria lafo d lafo ny vidin-javatra ary tsy taka-bidy!
répondu par ravonjison le 23/07/2009 10:28
2. xxx
(
20/07/2009 09:32)
1 volana hono izy no tany, ny talohan'izany , izany hoe ny t@ Déc 2008 izany tsy fantany akory ka aiza ho hahafahany mampitaha !!!
Ny ariary anie anie tsy mitovy euro e !!!
Ny ariary anie anie tsy mitovy euro e !!!
3. ouiandry
(
20/07/2009 09:59)
refa tsy makany @ Magro alou d efa tsara satria maalala miasa d tsy d krizy lotra fa ny krizy d zavatra iainana andavanandro satria tadidio fa efa ela no nahatonga le fitenena manao oe tratran'ny krizymafy refa mifampiarahaba tratrin'ny noely
4. essera
(
20/07/2009 11:26)
Izao ary no tiako tenenina, tena sur mintsy ve i sapele fa hita daolo ny PPN? de taka-bidin'ny ankamaroan'ny gasy kely fidiram-bola v izy ireny? Mba atoroy kely hoe izany mpivarotra misy menaka 3800Ar izany?
TENA MARINA io satria vao omaly mihitsy aho no nividy menaka fa tsy eto an-toerana mihitsy angamba ianao ity no manoratra fa mandray phone any andafy fotsiny. NY TENAKO IZAO MIHITS TOMPOKOVAVY NO NIVIDY FA TSY MANIRAKA OUL AKORY.
Alefaso ny liste-n'ny zavatra tianao ho fantatra dia alefantsika eto am serasera eto.
5. sapele
(
20/07/2009 11:35)
tsy mandainga mihintsy aho raha milaza fa tsy dia misy fiovana firy ny vidin'entana raha resaka PPN no resahina mbola nividy menaka aho 3800ar ny L teny Andravoahangy.marina tsy mitovy ny ariary sy ny euro sy ny dlr ,,,,fa kosa tsy niova ny vidin'ireo mitovy ny t@ 2taona lasa izay ,ireny baomba gasy ireny koa anie ka efa nisy porofo ny ati-doha niketrika azy sy ny olona tohanany e!fantatrin'ny reetra izany fa lazaina fa tsy marina foana lazain'izy reo mantsy fa milamina loatra hono ny tany.ka aza kiviana ny malagasy fa mafinaritra ny fiainana ao madagasikara,ny vahiny aza misisika ny hitsidika ny tanin-tsika tsika ka isika malagasy indray no tsy mitsahatra mandemy saina fa krizy ao madagasikara. :roll:
6. xxx
(
20/07/2009 11:44)
aha resaka PPN no resahina mbola nividy menaka aho 3800ar ny L teny Andravoahangy
Vao nividy menaka tany Andravoahangy hono i lery,Milaza fa aty M/car nefa dia milaza
ka isika malagasy indray no tsy mitsahatra mandemy saina fa krizy ao madagasikara[quote]
[quote].ka aza kiviana ny malagasy fa mafinaritra ny fiainana ao madagasikara
Tonga de hita be hoe olona tsy aty M/car fa mpandainga be fotsiny
:-@ :-@ :-@ :-@ :-@
7. essera
(
20/07/2009 11:54)
Vao nividy menaka tany Andravoahangy hono i lery,Milaza fa aty M/car nefa dia milaza ka isika malagasy indray no tsy mitsahatra mandemy saina fa krizy AO madagasikara. ka aza kiviana ny malagasy fa mafinaritra ny fiainana AO madagasikara
amiko tsy midika mihitsy izao hoe eto Mcar izy na tsy eto
Amiko alou na eto Mcar Sapele na tsy eto tsy fantatro fa ny zavatra lazainy io d tena marina. Misy am reo oul miaina any an-dafy d mahita holazaina mihitsy hatramin'ny hoe anana tena efa tsy azo vidiana aty Mada. Amiko d tena azo iainana tsara ny ANKABEAZAN'NY vidin-javatra eto AM ZAO FOTOANA izao. Saingy indrisy fa ny tsy fanan'asa kosa alou d misy d misy eto am tanana.
Conclusion ho an'ilay xxx d Essera miaina, mivelona, miasa eto Mcar ka mahita tsara ny vidin-javatra eto. Sao d hisy hiteny koa rehefa kelikely hoe efa manodidina ny 1 Euro ny frais taxi be fa mbola mandeha ny ROANJATO ARIARY TAPA-DALANA.
8. sapele
(
20/07/2009 12:18)
ary i xxx tsy mahazo resaka an! vakio tsara ny teniko reetra tany aloha tany vao 4 andro za no tonga teto fa vao avy niantsena tany mada,aza mapme moa e!
9. xxx
(
20/07/2009 12:32)
Hoy Essera
Ka na atao hoe 5 Euro ary ny frais dia azo lazaina ho mora raha mandray 4000 euro/mois ny akamaron'ny gasy e! fa natao 1ariary aza io, rehefa tsy misy fidiram-bola sy asa dia lafo be tsy taka-bidy io aminay.
Hoy i Sapele
Aiza moa no hamakiako izay nosoratanao rehetra tany aloha tany. Nefa ianao tsy namaky tsara izay nosoratako

10. hery
(
20/07/2009 12:39)
Avelao hoa ity resaka hoe nareo any andafy sy izahay aty madagasikara ity. Efa mivoatra be izao ny teknolojia. Izahay manana havana antsoina isanandro amin'ny telefona any Madagasikara. Misy havanay sy namana manoratra aty aminay koa rehefa anontanianay ny toe-draharaha. Misy amin'ireo havanay ireo aza TGV tsy mahalala akory hoe inona no antony anontanianay vidin-javatra.
Dia ireo no loharanom-baovao. Ka ny olona izay milaza aty dia miteny hoe lafo be ny vidin-javatra.
Be dia be ny ankizy nanana asa teo aloha no very asa (tsy mpiasan'ny TIKO) satria nikatona ny toeram-piasany fa krizy na koa anisan'ireo projet tantanan'ny vazaha tsy mankasitraka HAT dia nihidy.
Fa misy mihitsy kosa aloha ny nanan-karena tampoka e. Ny miaramila sns... fa tsy haharitra anefa

11. sapele
(
20/07/2009 13:04)
marina ny teninao hery fa kosa isika mipetraka aty ivelany toa mino be iany ny zavatra reetra tenina eto de lasa mataotra ny hody na hakarivotra any antanindrazana mihintsy ny malagasy sasany,tokony isika mba hifankahery sy handrindraindra ny firenen-tsika na iza na iza mitondra eo fa tsy fanakiviana fona no asesisesy eto.
12. ari.malala
(
20/07/2009 13:28)
Essera, ahoana moa no ilazanao fa mandray telefona avy any andafy fotsiny aho? Eto dia tena eto mihintsy tokoa ny tenako andriamatoa, fa matoa aho manontany ts mahita ah ny dikany. Ary raha lazainao fa Andravoahangy no misy anizany, mba eritrereto kely anie hoe menaka fefany no mba hany voavidin'ny ankamaroan'ny olona amizao fotoana izao, izany aza betsaka, ka raha olona mipetraka any Mandroseza ve na any Ambohitsoa na tsy haiko any Ambohimanambola no handeha any Andravoahangy hividy menaka fefany @ 3800 ariary ny litatra, ohatrinona kay ny vola tsymaintsy ilainy? mba valio hoe azafady???? Miaina sy mivelona tsara, ianao angamba no miaina sy mivelona tsara! Fa raha ny fahitako ny ankamaroan'ny olona aloa tsy izany e! fa na 200 ariary aza ny frais, na hampidinina 100 ariary aza io, rehefa very asa sy tsy manambola ve ny olona ho afaka handeha taxiB akory? Alaivo sary an-tsaina fa taloha ny olona mbola mba nahavidy hena atsasaky ny fefany, fa zao aiza??? mirantiranty ftsn sisa ny hena eny @ étalage ny mpivarotra satria tsy voavidy ka! ny saribao andrahoana vary aza mbola manahirana ihany koa! dia miaina sy milamina tsara ny vahoaka malagasy amizany!!!
sapele, hay ve fanakiviana ny filazanay ny marina momba ny zavatra mitranga aty e! Fa ny tokony ataonay zany d mandainga hoe ie, miaina tsara mintsy zay malagasy rehetra aty?
Izaho anie manaiky hoe tsy dia niova firy ny cours ny devise e! (nisy fotoana latsaka b ny ariary par rapport ny euro sy ny dollar fa izao moa isaorana an'Andriamanitra fa efa mba stable), fa raha izao fiainana izao no mitohy, hanao ahoana? ny AGOA toa hoe ho tapaka, ny MCA mifarana tanteraka @ faran'ny volana août, orinasa firy indray no hikatona, manampy io tenenin'i hery io hoe orinasa firy no efa nikatona, satria faillite, teo aloha ny fandrobàna, eo koa ny tsy fisian'ny clients... izany rehetra izany mitambatra, dia mbola hilaza sy handainga ihany ve hoe milamina tsara ny tany aty sy ny fiainana aty?

13. essera
(
20/07/2009 13:34)
Hery:
Avelao hoa ity resaka hoe nareo any andafy sy izahay aty madagasikara ity. Efa mivoatra be izao ny teknolojia. Izahay manana havana antsoina isanandro amin'ny telefona any Madagasikara. Misy havanay sy namana manoratra aty aminay koa rehefa anontanianay ny toe-draharaha. Misy amin'ireo havanay ireo aza TGV tsy mahalala akory hoe inona no antony anontanianay vidin-javatra.
Tsy misy mandà mits rahery ny fivoaran'ny teknolojia, fa tandremo fa bômbina be ilay informateur-nao. Vao tsy ela akory ange no nisy nilaza teto hoe tena tsy azo iainana ny vidin-javatra any Mcar, d tena variana mihitsy a ary tena ohatran'ny tsy noraharahiko moa ilay izy fa nony niteny rtoa ari.malala d tena manao resaka metisy b, milaza eto Mcar iz kanefa d mahavariana fa angamba izy manao fiantsenan'ny deba ka izay hita d vidiana d avéo mimenomenona.
Fanampiny rahery d kôzina anao fa tsy handà angamba ianao fa misy ilay teny hoe "Trop d'informations tuent l'information." Fanampiny kely, TSY VOATERY AZO JIFAINA DAHOLO NY ZAVATRA ENTIN'NY TEKNOLOJIA VAOVAO.
Mijereva site anakiray an'ny antoko politika iray d azonao tsara ilay resaka e.
14. hery
(
20/07/2009 13:50)
Tsy azon'i Essera anamba ka.
1. ari-malala dia ao Antananarivo
2. Tsy informateur akory no mi-informer fa io nolazaiko io fianakaviana sy namana isankarazany mikaikaika noho ny vidim-piainana
3. Tsy magro na pro-ravalo ireo fianakaviana sy namana ireo fa ny sasany tsy mivakla politika, ny sasany aza TGV mihitsy. Tsy any @ pro-magro mihitsy aho no hanontany resaka vidim-piainana satria tonga dia negatif no ho valiny.
Fa nareo kosa ry essera no sao dia mba mahitahita amin'ny afera ka maivamaivana taorian'ny bianco?

15. ari.malala
(
20/07/2009 13:50)
Hono hoa andriamatoa essera, efa nahita ahy niantsena nga hono izato ianao no tonga dia sahy mamaritra hoe fiantsenan'ny deba ny fiatnsenako? Izao aza e! teo aloha teo, talohan'ny decembre ny siramamy 1500ariary ny kilao, teneno kely amiko hoe aiza no mbola misy siramamy @ io vidiny io azafady fa ny hitanay mantsy dia 1800 na 1900 ariary ny kilao? d ilay vary nampanantenaina ho 500 ariary ny kilao hoa aiza fa ts hitanay akory anie izany e! ary ilay menaka 3800 aiary ireharehanao fa any Andravoahangy, toa tsy izany anie ilay novazavazaina fa 2500 ariary e! ka aiza izany?
16. essera
(
20/07/2009 14:05)
hery:
ari-malala dia ao Antananarivo
Fa tsy mahalala vidin-javatra na manambotsina vidin-javatra. Zatra maniraka sôlafa angamba ka solainy foana. :-D :-D :-D
Hery:
Fa nareo kosa ry essera no sao dia mba mahitahita amin'ny afera ka maivamaivana taorian'ny bianco?
Essera d tsy mpanao politika ary mbola tsy niditra antoko politika hatram zay niainany fa kosa mifanerasera amin'oul na ambony na ambany fa tsy vatsiana information. Essera koa tsy mpibizina fa mividy entana ohatran'ny oul rehetra eny am tsena MADINIKA ary mahita tsara ny vidin-javatra.
Ho an'i Rtoa ari.malala, tsy misy anaovanao resaka magie eto am tanana.
- Momba ilay vary aloha d lazaina anao tsara niha-mora ny vary eto am tanana ary nisy lafy ratsiny aza satria nikaikaika ny tantsaha fa mora noho ny hivarotany ny azy no misy eny an-tsena. D'accord ianao ?
- ary ilay menaka 3800 aiary : d misy ary mbola averiko aminao tsara omaly tsena telo no noteteziko menaka 19.000 Fmg, izay angamba izy vao azonao kokoa ny valerany. Ohatrinona io menaka io tam dada teto ?
Averiko tsara hoe tsy misy anaovanao resaka karibonetra eto am tanana fa raha te hividy zavatra lafo moa ianao na hitanao fa mora loatra ilay izy fa ilay lafolafo ihany no tianao vidiana d safidinao manokana iny fa tsindrio vola fanampiny ilay mpivarotra entana mora.
Kadoa kely farany, tsy mila mikaroka be izany ianao mitady an'io menaka io.
17. sapele
(
20/07/2009 14:08)
ny crise anie ry havana d efa era-tany io e!ny zavatra tsapako de mbola sambatra isika malagasy.ny fahantrana koa de era-tany io fa tsy isika ireny no mahantra,fehiny de izao iany, kristiana ny ankamaroan'ny malagasy,MAHEREZA! fa tsika matoky azy,ary natao handresy sy hiady amin'ny fiainana fa tsy ho kivin'ny fiainana na inona na inona miseho.
18. xxx
(
20/07/2009 14:11)
hita mintsy ilay sapela fa mipetraka any ampita!! iray volana mba nandalovana aty de miseho tompon-tanana! :-D :-D :-D :-D
ry essera moa dia aleo mangina fa miteniteny foana lava zao
ry essera moa dia aleo mangina fa miteniteny foana lava zao
19. naritsimba
(
20/07/2009 14:21)
ari.malala> mbola mahita siramamy 1800ar/kg zà, azonao jerena eny @ Shop Liantsoa, ao ihany koa dia misy menaka ka arakaraky ny karazany ny vidiny, momba ny menaka @ barika dia misy mora ny vidiny, fa miankina @ toerana hividiananao azy io, Mandalova eny Anosibe fa mahita karazany maro ianao.
Momba ilay vary 500ar/kg, dia nisy ny fitarainana voaray fa nidina ambany oatra ny vidim-bokatry ny tantsaha, noho izany dia manaiky aho fa aleo ilay fanampiana ho an'ny vahoaka tena sahirana no nanaovana izany satria ao ireo mividy 500ar/kg dia amidy indray avy eo, izay no antony nananganana ny toeram-pisakafoanana dia vary masaka no hani'nny sahirana avy hatrany.
Tena ekeko tokoa fa misy ireo tsy an'asa, saingy raha tena miasa @ izao dia malalaka ny tsenan'asa, mba manana iray tampo telo ny tenako izay tsy mandray isam-bolana fa miasa tena, saingy mahita asa foana izy ireo, ao ny miasa manao trano, ary ao ny manjaitra, saingy tsy tapaka mihitsy ny asan'izy ireo.
Ny mahavoa ny sasany dia ny hiandry ny tsy hita, miandry tolorana.
Asa anefa na rahoviana no hiverina i dada(rabe osy) hanome asa ho azy.
Ny tsy mazava dia ny fitakian'ny sasany ny ara-dalàna nefa ao ambadika zavatra hafa.
Ny hafatro dia izao, aza ampifendrofendroina ny sasany ary aza mampanan-tena tsy misy, fa efa ela no nilaza hiverina nefa dia mampanantena tsy misy no zavatra hay. Izay angamba ilay hoe : Minoa fotsiny ihany. Dia aza miasa fa miandrasa foana e!
Ho avy tsy ho ela ny fandinihana mikasika ny mpiasa @ orinasa tsy miankina izay efa nangatahina t@ andron'ny Ra8 saingy izao vao ho tanteraka, fotoana hifampidinihan'ny mpiasa, mpampiasa ary ny mpitondra fanjakana izy io. Tsy maintsy hivoatra ny fari-piainan'ny mpiasa @ ornasa tsy miankina, ary hiova ny vola fisotroan-drononon'ny be antitra ao @ CNaPS.
Mahereza daholo e!

20. ari.malala
(
20/07/2009 14:25)
o ry essera a, zay tsy otranareo ka manana "solafa" fa na ny filazanao ilay izy aza d efa tsy milamina (sanatria toy ny tsy olona ny mpanampy aminareo) HS kely iny fa iverina @ dinika amizay ah, ts resaka karibonetra, fa valio aza le resaka siramamy e! manin no menaka foana no asesy?