Milamina sa tsy milamina ny tany tohiny

21. naritsimba ( 20/07/2009 14:30)
ari.malala> efa io nazavaiko io ilay siramamy. Miankina @ mpivarotra io, raha ilay siramamy tsy mifono fa lanjaina dia mbola misy mora noho io 1800ar/kg an!
22. ari.malala ( 20/07/2009 14:43)
Raha izaho manokana aloha tys mivakiloha amizay olona hiverina na tsia e! satria na hiverian eo izy na tsya tsy hampitombo ny vola miditra am-paosiko izany :-P ny ahy ity vidin-javatra ity no mampimenomenona ahy satria raha mba ampy anay mianakavy ny karama kely noraisiko taloha d lasa ts ampy ankehitriny satria niakatra izay tsy izy ny vidin-javatra :-( fa ianareo hoa manesika hoe 19000F ny litatra, 2500 ariary na 12500 no nampanantenaina! ary amizao fotoana izao azo isaina @ rantsan-tanana angamba no mahatakatra 1l izany fa na fefany aza tsy voavidin'ny ankamaroan'ny olona intsony.
23. rakaroka ( 20/07/2009 15:20)
8O 8O 8O :roll: :roll: :roll:
Tsy hita be ihany koa izay amantarana ny marina, ´za io an nihorohoro BBbbe vao nanomboka t@ fevrier iny fifanolanana iny, dia ny nataoko voalohany nandefa vola ho an´ny fianakaviako any Dago! Dia gaga Bbbe aho fa nandefa vola ho ahy taty rizareo avy teo ary nilaza izy fa ´zahay aty aza no mety ho sahirana noho ny krizy, isan-kerinandro koa aho no miantso fa malgre tout =>mizotra tsara ny fiainandrizareo !
Donk na any na aty misy fiainana anaty krizy, ary mifanila koa misy fiainana mizotra!
Fa ´zao ftsn na t@ Ra8 koa aza voalaza koa fa be koa ny efa niaina tanaty krizy, satria fony nandalo tany dia hita nisoritra OMBIENY OMBIENY t@ reportage na sary nalaina fony fandalovana tetsy sy teroa ny "FAHASAHIRANAN'ny gasy ! fa izao lijika fa noho ny orin'asa maro nomonopolise-ny dia mihena avy hatrany ny PNB ary be ny very fihinanana!
24. xxx ( 20/07/2009 15:24)
voalaza teo

Raha izaho manokana aloha tys mivakiloha amizay olona hiverina na tsia e! satria na hiverian eo izy na tsya tsy hampitombo ny vola miditra am-paosiko izany ny ahy ity vidin-javatra ity no mampimenomenona ahy satria raha mba ampy anay mianakavy ny karama kely noraisiko taloha d lasa ts ampy ankehitriny satria niakatra izay tsy izy ny vidin-javatra fa ianareo hoa manesika hoe 19000F ny litatra, 2500 ariary na 12500 no nampanantenaina! ary amizao fotoana izao azo isaina @ rantsan-tanana angamba no mahatakatra 1l izany fa na fefany aza tsy voavidin'ny ankamaroan'ny olona intsony.


Marina fa 12500fmg ny fampanantenana
izany nefa tsy vita mora ny orin'asa mpanao menaka an'i Dada irery aza nahavita nivarotra minimun 25000fmg
ka tokony homena fotoana ny olona hahatonga azy ho 12500fmg
Efa tena nidina io 19000fmg io raha hampitahaina ny dec 2008 raha tena miaina eto Dago ianareo dia mahalala sy mahatadidy fa 35000fmg tam'zany
Nampanantena fa 500ar amin'izao fotoana izao dia entre 850 ka hatramin'ny 1200 eny antsena sy ny epicerie rehetra
Tsy ianareo pro 8 eny amin'ny MAGRO ireo ve no niteny fa maty antoka ny tantsaha raha amidy 500a ny vary
Tao anatin'ny 7 taona naha teo any Dada Ohatrinona ny vary ??? 1000ar minimum efa nisy hatramin'ny 8000fmg
niteny ve nareo sa mety izany
SA ve izany no maha mpanohitra
Tsy maintsy manakiana na dia hita fa miha tsara aza
25. benkintana ( 20/07/2009 16:38)
Tsitan'reto tgbfopla reto ntsony ny fomba hanohanany ny hazo boboka dia lazaina fa mora be ny entana ,misy daholo ny ppn,ny olona mada manampy ny olona ant frantsa,kiiiii,misy tena olona tsy avotra ntsony reto tgvendrana reto,na efa fatantara zao fa miaramila tsy faly tsy nahazo karama reo mametraka baomba ireo de hoe légaliste ee sns, :-D :-D :-D :-D
26. essera ( 21/07/2009 11:13)

Lisany ry benkintana raha te hividy zavatra lafo d tsy misy manakana an lisany mihitsy fa azon'lisany atao ny mividy zavatra d manome kadoa an'ilay mpivarotra fa kely noho ny prix eritreretin'lisany ilay vidny.
27. ravonjison ( 23/07/2009 10:28)
Ilay izy tsy resaka hoe ranona any andafy no mipetraka na i ranona any antoerana ( tsy mahita ny zavamisy, mahazo vaovao tsy marina sns...), na hoe izao ny vidiny na izao. Ireo dia tsy arguments azo ampiasaina.

Fa ilay izy dia resaka " pouvoir d' achat " . N'inon' inona prix eo, azon' ny sarambabem-bahoaka vidina ve ireo zavtra tena ilaina ireo ?
Izay no fanontaniana mipetraka. Noho izany miankina @ chomage, salaires, fahasalaman' ny mponina, sns.....

Ka aza avadika ny resaka. Valio io fanontaniana " pouvoir d' achat " io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1048