Mahaleo

1. xxx ( 15/07/2009 08:38)
Nanao concert unique ao @ Carlton hono ny tarika Mahaleo

Après L'Olympia, La cigale ... Le groupe a -t-il pris le goût du luxe ? Dia mba ahoana ireo malagasy madinika tsy hahatakatra Carlton, ny fiainana ity henjana dia henjana ???
répondu par Simpona le 24/08/2009 15:07
2. ni81 ( 16/07/2009 08:10)
Après L'Olympia, La cigale ... Le groupe a -t-il pris le goût du luxe ? Dia mba ahoana ireo malagasy madinika tsy hahatakatra Carlton, ny fiainana ity henjana dia henjana ???
dia mba mionona tsy mijery izany koa! Rehefa tsy misy ny eo an-tanana tsisy azo atao?
3. jejojejo ( 16/07/2009 18:32)
Nony azony ny toerany

Mikarama vola be ....

Ny karamanao noferany

Izy anire ka be clé

Hiran'iza ary izany o!!? Ary iza no manao an'izany izao?
4. Ratoa ( 16/07/2009 22:42)
Mba mila mitady vola koa izy fa aza dia masika é!
Ianao ihany no milaza fa enjana ny fiaiana. Mpiasa ho an'ny tenany izy ka indraindray misy indraindray koa tsy misy . Dia mikajy izay azo kajiana. Inoako fa mbola ho eny amin'ny trano-pokonolona na eny amin'ny stade izy hihiara ho an'ny madinika? Ny mpanana aloha izao no laingosana, sa ahoana?
5. xxx ( 17/07/2009 07:57)
Ratoa:

Somary diso fanantenana ihany aho satria milaza tena fa akaikin'ny vahoaka faona ry Mahaleo h@ izay

Eny e , mbola manam-panantenana koa aho fa tena hanatona anay vahoaka majinika eny Antsonjombe na ery @ Malakam rizareo atsy ho atsy
6. kotobekibo ( 19/07/2009 18:11)
f' angaha moa tsy anisan'ny vahoaka intsony ref mbô mahatakatra noho ny ankamaroan'ny mponina rehetra ny ol iray ?
amiko sady akaiky ny mpànana izy no akaiky ny atonontonony ary mbola akaiky ny mafy ady koa e!
Samy màka izay revy tandrify azy d izay fotsiny ;-)
7. xxx ( 20/07/2009 11:53)
kotobekibo:

f' angaha moa tsy anisan'ny vahoaka intsony ref mbô mahatakatra noho ny ankamaroan'ny mponina rehetra ny ol iray ?
amiko sady akaiky ny mpànana izy no akaiky ny atonontonony ary mbola akaiky ny mafy ady koa e!
Samy màka izay revy tandrify azy d izay fotsiny ;-)

K'efa hoe tsy hanao afa-tsy ao @ Carlton izy koa ... tsy tandrify anay intsony
8. sylvain ( 28/07/2009 22:47)
tsy ry mahaleo mihitsy no hoe hanao fampisehoana ao @ Carlton fa misy mpikarakara io, ry mahaleo d ôtrany artista rehetra mikarama, antsoiny zay mpikarakara ny lanona izy ary omena vola @ fampisehoana ataony!
Tsy ry mahaleo tokony omena tsiny fa izay mikarakara ny lanonana!
9. Simpona ( 24/08/2009 15:07)
Aza de maika hanakiana be kosa e,
Tsy nisy nilaza miitsy hoe tsy hanao fampisehoana amin\'ny toerana nahazatra az taloha intsony izy.
Dia omenao tsiny ve izy raha manao fampisehoana ao am Carlton? sa tsy tokony ho ao miits izy? Malalaka be ny mpakafy azy ary mba mitady vola koa izy. Tsy fanaovana tsinotsinona ny ambiny rehetra akory zany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.143