"ny teny mandalo...
1. raozigasy
(
14/07/2009 22:55)
"ny teny mandalo ho lovan-tsofina, ny soratra mitoetra ho kirakira" izany indray no tetik'asa tiana iarahana amin'ny mpikabary sy ny mpanoratra malagasy rehetra, ho fambiroroboana ny teny malagasy ao amin'ny www.ohabolana.org
répondu par raozigasy le 27/07/2009 23:16
3. raozigasy
(
17/07/2009 15:29)
soanja:
Misaotra nizara, Raozigasy. :-* :-*
tsy misy fisaorana soanja fa raha mahalala mpikabary ianao na mpanakanto hafa dia ampitao any ny hafatra e
4. soanja
(
22/07/2009 03:12)
raozigasy:
soanja:
Misaotra nizara, Raozigasy. :-* :-*
tsy misy fisaorana soanja fa raha mahalala mpikabary ianao na mpanakanto hafa dia ampitao any ny hafatra e
Vao nisy mpianatra mpikabary 385 vao nivoaka tamin'ny herinandro teo tao amin'ny fikambanana Mpikalo any Mada ka dia hampitaiko amin'ny mpiandraikitra ao ny hafatrao. Misaotra indrindra namamafy ny fikajiana ny kolontsainatsika.
5. raozigasy
(
27/07/2009 23:16)
Misaotra betsaka anao Soanja, fa tena manampy ny takelaka tokoa izany.