Bonne féte "reny malala"

1. gasyjean ( 14/07/2009 11:51)
(Aux enfants de la p......)
Tratra ny fety daholo eeee! ndao hanangan-tsaina,(BBR), :D,Reny malala ô,mba tairo saosy izahay fa noana.
Madagascar 116em deppartement français! :D.hihihihihihi :twisted:
répondu par fijo le 15/07/2009 22:17
2. Papoose ( 14/07/2009 13:57)
gasyjean, rehefa mahazo enao dia mba zarazarao anjakana ;)
3. ndotofetsy ( 14/07/2009 14:12)

ry reninay malala oo
4. rakaroka ( 14/07/2009 14:41)
Draisssssy , dia vao nitombo indray koa ny zanany; asa ftsn angamba ny firesaky ny gasy raha ny capisaty no mba nimatso teo iny :roll: :?: 8O ;
à la placen'ireo miaramila Indiana , sady Inde miha mandroso izao!
Toa hay ery ny mihambo fa tena ilaina anefa tsy figurant ery @ invités akory na solontena iray aza!...Aiza aza izany ?.... :roll: 8O :roll: :roll:
5. benkintana ( 14/07/2009 15:12)
Ny capsat zany anie tsy miteny rakaroja e, enao zany koa de tena tsssss ,tsy aleo ve ry zalahy ireo miambi-trano ao aloha toy izay ataon'ny Indiana mpamafa kirarony :-D :-D
6. Papoose ( 14/07/2009 15:35)
rakaroja e
inona no dikan'io fa tena tara be za kle!
7. xxx ( 14/07/2009 15:43)
RENY ADALA
8. rakaroka ( 14/07/2009 15:46)
Zanaka ondrakondrafana! :{ :{ :{
9. xxx ( 14/07/2009 16:08)
:-D :-D :-D efa be hoy aho no tsy madio intsony.
10. benkintana ( 14/07/2009 16:08)
papoose :* hum tara ndray ve ,diso tsipelina fotsiny io kah
rakaroka inona koa zany ondrakondrafana zany
11. rakaroka ( 14/07/2009 16:32)
benkintana:

rakaroka inona koa zany ondrakondrafana zany



K'hita fa ondrakondrafana "TANTERAKA" koa, efa t@ 1960 ve no lasa nitokan-trano fa mbô efa lehibe indépendant, dia mbola niampy ny fialana ny zone franc , ny doro saina sns, mandrak'izao toa tsa mahita hanilihana izay manjo sy mitranga raha tsy i renimalala , dray azon'odiny tokoa moa dia 'tao ahoana fa 'zany ny lahatra koa! tsy maintsy mivetsovetso sy mahatsiaro azy ,sns tsy voatanisa : => Ondrakondrafana no ilazana azy !
12. milamm ( 14/07/2009 16:48)
fa maninona mo rakaroka no tsy asinao teny ireo jiolahy nadroba namono,nametaveta ,nanagadra ireo rahalahy sy anabavy malagasy izay voan'ny tsindry hazo lena indray no no ampinao kibay any lohany ary herisetra daholo no nanaovana izany hatr@ firenena iray manotolo,inona marina oh.zao mba hevitra fantatrao aroso akotrany manatsatso
13. milamm ( 14/07/2009 16:52)
aiza no toerana asinao ireo mpampihorohoro an'i gasikara sy ny malagasy toa fako no filazanao azy nefa ahona izy 4 mitsamm tompon'andraikitra Itpkl Tsiranana,ratsy iraka ,ravalomanana sy Andry ity farany ity tsara ahatona eo analakely de atao masikita
14. rakaroka ( 14/07/2009 16:57)
milamm:

fa maninona mo rakaroka no tsy asinao teny ireo jiolahy nadroba namono,nametaveta ,nanagadra ireo rahalahy sy anabavy malagasy izay voan'ny tsindry hazo lena indray no no ampinao kibay any lohany ary herisetra daholo no nanaovana izany hatr@ firenena iray manotolo,inona marina oh.zao mba hevitra fantatrao aroso akotrany manatsatso


TSOTRA Bbbe: Satria ny fiainana ry Milamina dia tsy vitan'ny manenjika ny hafa , ary raha milaza aho hoe "miezaha" tsy finaritra ny hanatsatso aho fa "Nous avons VRAIMENT" des chemins à faire @ lafin-javatra bobaka BBbe, tsary lalana monja, na fihariana vitsivitsy fa "ezaka @ lafim-piainana maaaaaro vao tokony haninana an'i La Frantsa ! Ny maka lesona @ misy aloha da tsa haintsika mihitsy satria BBBe ambopo DISO TOERANA!
15. Papoose ( 14/07/2009 17:10)
benkintana:

papoose :* hum tara ndray ve ,diso tsipelina fotsiny io kah
rakaroka inona koa zany ondrakondrafana zany

hay, heveriko fa maorsa vao2 lol
16. milamm ( 14/07/2009 17:38)
fa iza mo no miraharaha an'izay frantsa eo i Gasikara no mampalahelo eto fa tsy ry zareo mintsiny,ny fahoriany malagasy no resaka eto mba fantatrao moa le fiteny hoe raha noana ny kibo mivezivezy ny fanahy ??? efa ela no kere ny malagasy noho ireo mpitondra,ary matimaty foana izay no dingana sy ezaka voalohany raha tsy misy ny fahandriampahalemana ahazahoana miasa sy ny ara-dalana ary rariny ho any rehetra tsy hisy ho vanina ny resaka,ka ataovy lojika ny kozy fa tsy fanakorana ireo lavo no vahaolana
17. Papoose ( 14/07/2009 18:15)
aoka marina e!
18. rakaroka ( 14/07/2009 19:25)
Ianao no mandray ny resako ho fanakorana ! driiiiiy SATRIKO tsy kianina mihitsy koa anie ny gasy, fa dia hitondra mankaiza moa ny fanahasoana
manafi-kilema , tsy aleo ve vakiana batsilana ny tsy mety hivoarana ?...
´za raha miteny hoe mila ezaka dia te hanana ny tsara tokoa ! ezaka eo @
fahaizana mifandray @ hafa, @ fampitomboana ny fahalalana, ny fahaiza-manao, ny fihariana isan-karazany ny zavatra hohanina na ampiasaina eo @ fiainana andavan´andro, sns tsy voatanisa, ka betsaka no variana mifanebaka sy manenjika ny hafa ftsn anefa tsy mana atokona akory!
19. benkintana ( 14/07/2009 19:55)
Mampiresaka ndray rakaroka ato zany oooo,
Fa raha ny tena marina tsisy tokony hoe refa manohana an'itsy na iroa dia tsy azo kianina intsony fa afaka maneho ny heviny daholo tsika ;-)
20. milamm ( 14/07/2009 20:08)
misy itovizantsika hevitra tsara ny lazainao farany eto mbola fanantenana mitaky ezaka @ ts1/1 @ lafiny fanatsarana ny vanimpotoana mafy lalovany firenentsika,mila mpandrindra sy mpitantana izy ireny isantsokajiny,ka hatr@ faratampony dia ny mpitarika," biby tsy manandoha hono tsy mandeha "jiolahy nilaiso toerana no iaraha-mahita dia mila itadiavana vaha-olana ny hamerenana ny fiainambahoaka ara-dalana tsy handry tsy lavoloha intsony na ihorohoro @ asa sy ny fivelomany fa hahazo ny vaha-olana nandrandrainy rehetra dia fampiroboroboana ny harentsaina Malagasy hamokatra tsara kokoa ho fampandrosoana ny lafimpiainany andavan'andro sy hahafahany miaina sy mizaka malalaka ny zon'ny olompirenena afaka hifidy @ fifidianana ho avy sy hiaina tsy amin-tahotra,jiolahimboto tsy mamely le boiaikely ty fa tsy tafahody any Madagasikara intsony ela be ato ho ato ka raha tsy misy ny resaka toy izao tsy fantatra ny hevitry ny hafa, efa tsy rariny intsony ny mahazo ny firenena satria nandevozin'ireo mpitondra sy anjakazakany jiolahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.616