Bonne féte "reny malala"

21. rakaroka ( 14/07/2009 20:10)
tsy tena hoe mampiresaka aho, du faite hoe tsy "fanatika olona loatra" aho! ´za tsy Andry na Ra8 na Sarko akory, samy manana kalite sy defaut ´zareo fa eo @ toetra lesoka tokony ialana no iresahako satria amiko fototra mampandroso izany, DONK TSA RESAKA FAHATANY !
22. benkintana ( 14/07/2009 20:36)
Miala bala ndray i rakaroka

za tsy Andry na Ra8 na Sarko akory, samy manana kalite sy defaut ´zareo fa eo @ toetra lesoka tokony ialana

Manohana coûte que coûte ty Fat sy Hat ty enao na dia efa hita zao fa mandoto an'i Madagasikara fotsiny dia hoe "zah tsy fanatik",raha tsy momba ny atsy enao nay eroa dia malalaka ny fomba fisainanao fa raha vao sendra fanakianana ny tgv dia injay ianao miaro mafy ery tssssss
23. rakaroka ( 15/07/2009 04:17)
Ilay izy tsy resaka hoe "fanakianana tgv dia miaro aho", tsia ! satria io tgv
tsy namaly ny invitasioní Frantsa koa mbola kianiko! fa ilay fomba fanakianana, na hetsika tsy voahevitra loatra no nahitsiko teto.
Ny blem mantsy tsy hoe rehefa mi-acharne @ olona iray dia mandeha ny tolona : mety vao miha ampiakatra na kotin´ilay olona aza ny fanenjehana
azy ka mila mitandrina!
Ny filazana lava fa ho avy i dada ohatra dia zary resa-jaza, ny hiafarany rehefa ho tonga izy dia tongavo ftsn fa ca n´ínteresse personne intsony
ny fiverenany tellement efa be ny blabla adrisa, manatena tsy misy no sarotra!
24. benkintana ( 15/07/2009 05:00)
Diniho tsara fa ny dinika politika eto dia tsy misy milaza an'izany voalazanao izany rakaroka a,betsaka ny lohahevitra fa ny anao dada foana no miverina :twisted: :twisted: ianao mintsy izany no mi-acharner ;-)
25. fijo ( 15/07/2009 22:17)
ka aleo aros ny dinika dia mial any mpangalatra fitondrana ary aok any vahoak aahay hifidy fa tsy hitsorapaka indray sao hanenina indray vao hoe aiza ihany ary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.559