FETIM-PIRENENAKO ANDROANY
1. TEGEVE
(
14/07/2009 08:19)
Anaka isany,
Niantso aho teo le zanako any lafrantsa ,dia ozizy hoe" dada angaha tsy ho tonga "dia talanjona be ihany ny tenako ,tsy hitako loatra moa izay hamaliana azy ,fa hoy fotsiny aho hoe"vizaka avy niangona idada ".Hay ve misy fiangonana alatsinainy koa?
Raha mba azony an-tsaina mantsy fa mafy ity fiarovana seza ity,sady tsy izaho rahateo moa no invité na dia frantsay taratasy aza ny tenako
(l) (l)

répondu par fijo le 15/07/2009 22:39
2. benkintana
(
14/07/2009 08:28)
Ha ha ha mijereva lesy télé a!misy ny tanindrazan'elah ao dia mivavaha ao elah fa mety ho lasa sesi-tany any ihany raha sitrapon'ny sampy tomponao ao (capsat) :-D :-D :-D
3. xxx
(
14/07/2009 08:59)
Dia ny zanakareo izany mianatra tsara any lafrantsa dia ny malagasy no tsy mikaly aty no mahafinaritra anao,tsy voatasonao re io seza io fa aza mandany andro eo e ,tsy aleo ve ianao mody any an-tanindrazanao any raha izany no mba hetahetan-janakao e
benkintana ihany
benkintana ihany
4. rakaroka
(
14/07/2009 09:26)
Draisssssss, ny praim Indien 'zao nanotrona ny fety teto, niaraka t@ reo miaramilany nimatso, et vice versa nimatso tany koa ny miaramila frantsay,
asa zanatany Frantsay v ny indiana sa inn? , fa taratry ny "TARAZO" FRANTSAY mihitsy no mahatonga ny gasy kely mieboebo hihevitra fa tena "pole incontournable" tokotrany , ny tsy hainy dia on peut s'en passé
tsy misy ny présence-ny anie ny lafim-piainana maaaaaro !

5. benkintana
(
14/07/2009 09:32)
Nahita inona tany rakaroka é,toa hotran'ny mbola sagnagna foana :*
6. ouiandry
(
14/07/2009 10:23)
draiiiiiiiiiiiiiiii zany mahadondrona an'ireto OSY MAINTY reto ka ny mpametraka bomba azany tsy nisy vola raha tsy ny GTT no mamatsy anazy, d i Vony kanefa d lebe tany la réunion d avy eo nianatra any frantsa mazava oazy fa frantsay zany kala ratsy iny d fetimpireneny zany androany, d misia ndray miteny mifanohitra amizany fa ny fanononany ny anarn'i lé8 aza lazainy fa vary aminanana hahahahahaha gasy hono kanefa raha afangaro @ malbaraise asaina miteny kringa d tsy fantatra oe gasy fa réunionaise angamba àli koz kreol grav ali! sakifo po dilafais!
8. rakaroka
(
14/07/2009 14:32)
benkintana:
Nahita inona tany rakaroka é,toa hotran'ny mbola sagnagna foana :*
Fa tena MIAIKY kosa 'za @ 'lé presiziôn'ny Frantsay klé , hoe alatsaka ny parachute dia tena "sans faute" mianjera eo alohan'ilay prezy . Matotra anie
ny détérminasiô izany fa sahala @ ny resaka eto hoe : ho avy hono i le8 e, @ izao daty, andrasana ka hé,hé, dia efa impiry akory no lazaina fa ho avy izy anefa toa miesona ftsn 'zé niandry azy tokoa, tssss TSY PRECIS, MAVANDIVANDY AVAO araka i NDATY izay koa aiza no tsy ho sahirana ! :x 8O :roll: :? :?
9. xxx
(
14/07/2009 15:07)
aona ary izy zany! précision amina lanonana sy précision amin'ny daty fiverenana ve dia hampitovizana e!
fa angaha nisy nahalala ny daty hiverenan'ilay filoha voahongana tany Honduras? nga nisy nahalala ny daty niverenan'ny ara dalàna tany Comores?
ny gasy koa anie mahay précisiô raha amin'ny resaka lanonana e, fa aza afangaro mitsy ny zavatra tsy azo afangaro tompoko! ne mélangez pas les cochons et les boeufs!

10. benkintana
(
14/07/2009 15:26)
ha ha ha ny précision fantatra aloha izao dia le tsy maintsy manaiky ny hisian'ny fifidianana na dia tsy sitrapon'i Andry aza le izy é,zavatra efa tsisy vola nedala de nilavo lefona hahaha
Tonga saina lery fa noheveriny fa vita mora angamba ty raharaham-pirenena ty
Manarak'izay dia tsy manaiky ntsony ry zalahy ao ny mbola hitohizan'ty Hat ty ,ha ha ha miongana refa tsy mahay ninoninona é, tsy aleo ve rangah ty mila ho azy de samy vita ,sao wainnn be eo

11. rakaroka
(
14/07/2009 15:52)
xxx:
ny gasy koa anie mahay précisiô raha amin'ny resaka lanonana e, fa aza afangaro mitsy ny zavatra tsy azo afangaro tompoko! ne mélangez pas les cochons et les boeufs!
Ny malaza indrindra mahagasy ny gasy @ lanonana dia "Fahataram-potoana"
mouhahaha => mbola tsy presiziô koa !. Tokony mi-reconnaitre ny tsy mety aloha fa tsy miseho ho milay, dia manao "ezaka"!
12. benkintana
(
14/07/2009 15:55)
Rakaroka zany ndray tady hampifangaro ny serviettes sy ny torchons klé :-D :-D
13. rakaroka
(
14/07/2009 15:55)
benkintana:
ha ha ha ny précision fantatra aloha izao dia le tsy maintsy manaiky ny hisian'ny fifidianana na dia tsy sitrapon'i Andry aza le izy é,zavatra efa tsisy vola nedala de nilavo lefona hahaha
Tonga saina lery fa noheveriny fa vita mora angamba ty raharaham-pirenena ty
Manarak'izay dia tsy manaiky ntsony ry zalahy ao ny mbola hitohizan'ty Hat ty ,ha ha ha miongana refa tsy mahay ninoninona é, tsy aleo ve rangah ty mila ho azy de samy vita ,sao wainnn be eo
Oadraiiiiy koa izany "approche" ato. Teteza-mita anie no itsanganan'i Andry eo e! Mazava ho azy fa mankamin'ny fifidianana izany ! ka ny tsy ahavitany haingana doia ny fifandritaritana koah!
14. benkintana
(
14/07/2009 16:05)
Io anie rakaroka resaka fampandriana andrisa fotsiny e,nareo ve de mino fa ho tanteraka zany fanomanana fifidianana izany ,ha ha ha, maika ny hahazo vola tany Bruxelles fotsiny lery no niteniteny foana io fa sarona be le kôzy :-D :-D
15. rakaroka
(
14/07/2009 16:36)
Ary reko fa toa vola be tokoa ny karaman'ireo Hat ireo an! SSSSSsss de toute façon ny vola adala tompo no ho azon-drizareo fa ny grande puissance anie efa mikatona dia miandrandra fifidianana daholo raha ny mikasika an'i Gasikara no resahina!
16. vitamatavy
(
14/07/2009 18:25)
ouiandry:
draiiiiiiiiiiiiiiii zany mahadondrona an'ireto OSY MAINTY reto ka ny mpametraka bomba azany tsy nisy vola raha tsy ny GTT no mamatsy anazy, d i Vony kanefa d lebe tany la réunion d avy eo nianatra any frantsa mazava oazy fa frantsay zany kala ratsy iny d fetimpireneny zany androany, d misia ndray miteny mifanohitra amizany fa ny fanononany ny anarn'i lé8 aza lazainy fa vary aminanana hahahahahaha gasy hono kanefa raha afangaro @ malbaraise asaina miteny kringa d tsy fantatra oe gasy fa réunionaise angamba àli koz kreol grav ali! sakifo po dilafais!
mba menatra lesy e ,tsy asian'olona sira intsony ny commentaire an elahy ,ohatran'ireny adala miteny irery ireny ve sisa kle,mba te hi existe nefa tsy asian'ny kil sira tohizo fa tsar e
17. rakaroka
(
14/07/2009 19:29)
benkintana:
Rakaroka zany ndray tady hampifangaro ny serviettes sy ny torchons klé :-D :-D
samby famafana mety ho azo asolo rehefa tsy eo ny iray an!
18. benkintana
(
14/07/2009 19:59)
samby famafana mety ho azo asolo rehefa tsy eo ny iray an!
Avy misasa ve i rakaroka de torchons no hamafanao azy é,mba hajao ihany kosa ny fitaovana :-D :-D
19. rakaroka
(
15/07/2009 04:25)
Aza be resaka ry be kintana a, raha gasy no ametrahanao ny resaka presizio, mbola lavitra BBbbbbe isika @ lafiny maaaaaaro e, ary noho ny tsy fisiana dia possible mihitsy hoe torchon ho an´ny hafa no servieta hifafana, dray efa nandalovako mihitsy izany tany ambanivolo ka, tsa mahatakatra servieta toa anao ny tany dia torchon no nifafana , fa torchon madio dia maninn moa :roll: :roll: :?:
20. ouiandry
(
15/07/2009 04:35)
vitamatavy:
mba menatra lesy e ,tsy asian'olona sira intsony ny commentaire an elahy ,ohatran'ireny adala miteny irery ireny ve sisa kle,mba te hi existe nefa tsy asian'ny kil sira tohizo fa tsar e
ka elah zao io manisy sira anazy ry ledondrona ty ah, fa angaha tsy vokarakara ndray elah fa laozan'i bain nijery défilé fa maina be elah hahahahahahaha