FETIM-PIRENENAKO ANDROANY
21. benkintana
(
15/07/2009 04:53)
ho fafan'i rakaroka torchon eo ny vavan'elah ry andrywui ,ary aza be taraina vao maraina eto elah :-D :-D :-D
22. xxx
(
15/07/2009 09:28)
samihafa ny ponctualité sy ny précision resahinao ry rakaroka a! raha resaka ponctualité, heverinao fa dia ponctuel a la minute à la seconde koa ve ireto vazaha e??? nga enao tsy mba tratran'ny bus tara? zany ve no dokafanao sy hambanianao ny gasy?
mahay foana wa ny gasy raha ny resaka précision resahinao! mety hoe tsy manaja fotoana izy, fa kosa rehefa tonga ny fotoana dia hainy tokoa ary mitovy lenta amin'ireny any ivelany ireny ny zavatra ataony @ resaka précision!
ny vazaha aza mampiasa machine sisa mba hahazoana ny qualité hananantsika aty, ny "précision" tsiriritinao ery, nefa aty ny asan-tanana mila fahaizana fa indrindra PRECISION zay ananan'ny gasy ihany!!!!! tedavin'ny vazaha fantarina hoe fa inona moa secret-nareo ty @ ty précision sy fahaiza-manao, nefa ts mila machines be sy industrie be, aissss, gasy ihany no mahay an'izany!
aza mba vendrana ihany oa! mieritreritra vao mamaly an! ok

23. xxx
(
15/07/2009 10:10)
xxx:

Mba te hiteny ve toi sa ahoana e , aza mampihomehy ho aho :
firy minitra exactement ny "indray mahamasa-bary" ? vary sosoa sy vary maina dia efa samihafa, vary mena sy fotsy aza mbola resaka hafa
@ firy exactement ny "mifoha olo-mazoto" ?
nandra ntssssssss .... zavatra hafa resahina
24. fijo
(
15/07/2009 22:39)
ka izay ny antsika.misy maha tsara azy,nefa ao koa ny tsy mety,ka io anjarantsik aaby no mitady sy mitana izay mety ary manilika moramora izay nandiso hatr'izay