Ny PIC Nosy-Be indray no hireofan'ny TGVendrana

1. penguin ( 14/07/2009 05:53)
Midoka ny asa nataon'i Ravalomanana fa tsy hainy ny TGVendrana. Faly ery mirehoka ireo foto-drafitr'asa saingy tsy hainy na modiany tsy hita fa tsy asa natombony ireo hireharehany. Ny PIC Nosy-be hisian'ny Tseana ohatra dia faly ery mitokana nefa dontobe manaradavahana fotsiny. Tsy mbola hita ny "train à grande vitesse" fa ny "mpijapy train" hita. Toe-karena inona ity resahina?
répondu par penguin le 15/07/2009 06:15
2. rahiratra ( 14/07/2009 06:00)
Hafa ary miavaka Ra8 ka izay no handokafana ny vitany saingy loza fa ry zalahy tokoa no miseo mirehareha. Izay no mbola hitiavan'ny vahoaka azy ary io no hanakan-dry zalahy azy tsy ahazo hirotsaka ho fidiana.
3. benkintana ( 14/07/2009 07:43)
-Ho fanampiny io voalazanao io rahiratra dia izy no mbola fantatr'ireo CI aloha fa ty raika lahy dj ty tsy mahazo fanasana @ fivoriamben'ny firenena,
-Ty raika lahy dj ty koa dia namany very tanteraka ny herim-pony nandrombana ny fanjakana raha io fanjakana norobainy io indray no miverina eo
Saingy indrisy mantsy fa izay no maha vendrana azy,fa tsy maintsy mizotra @ ara-dalàna ny zavatra hiseho na tiany io na tsia
4. dadabe ( 14/07/2009 08:11)
izany v tsy meme refrain t@ andron'i Ra8 le hahaha nitokan zava bitan'i deba i ra8 ==> lalan'ny bipass moa ilay izy ?? le mampitohy anakadimbahoaka sy nosybe ets... le natogavan'i filoha jaques chirac..sa diso aho r'izareo hihi :^) zah mora ahitsy a :-*
5. penguin ( 15/07/2009 06:15)
Taiza ny deba no nanomboka By pass ary nahavita ? ary oviana nandritra ny 13 mai vé no nitsanganan'ny QMM sa natsangan'ny Deba ? Izay mahajoro zavatra no fatratra fa tsy ny mirehoka ny vitan'ny hafa na ny mpanoratra tsy tanterahina. TGVendrana mijanona vendrana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.067