Tantara tsara ho fantatra: Madagascar et la Réunion

1. sylvain ( 11/07/2009 20:11)
Tsara ho fantatry ny akamaroan-tsika malagasy ary zava-dehibe ho an-drizareo réunionais, ka haraho hatr@ farany ity video ty:
http://video.google.fr/videoplay?docid=-3083863814609777487&ei=uu9YSvquMZnN-Qaclc2kAQ&q=identit%C3%A9+culturel%3A+Madagascar+et+la+R%C3%A9union&hl=fr
répondu par rhina le 18/09/2009 08:16
2. xxx ( 12/07/2009 17:14)
Misaotra fa tena milay be!
3. ndotofetsy ( 12/07/2009 21:57)
tena tsara ka
4. soanja ( 16/07/2009 22:41)
Misaotra indrindra nizara. Mampatsiahy ahy ny nahitako ireo Amerikanina efa ho 10 izao ny isany manana razambe Malagasy. Betsaka tamin'ireo andevo naondrana ireo tokoa no nitsoaka tamin'izany foatoana izany na novadian'ireo vazaha mpanana azy dia afaka ny fanandevozana ho an'ny zanany na ny zafiny.

Dia mahavarina fa dia Malagasy io tokoa ny endriky zareo saingy ny nahasamihafa azy kosa dia tsy mba afaka nitrandraka ny mahaGasy azy ry zareo ary ny tenako no isan'ny Malagasy voalohany hitan'ny sasany tamin'izany.

Efa nisy nanontany hoe ahoana ny fomba itadiavana ny razambeny. Sarotra tokoa izany satria ny antsika tena nifangaro ny fomba nakana azy ireo sy nanondranana azy ireo ary betsaka ny faritra fa tsy iraika.

Mahavarina ny tantara sy ny zavanavelany ary ny onitr'izany amintsika olombelona.
5. rhina ( 18/09/2009 08:16)
tena tsarabe ilay iz fa misaotra anao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4446