Ny Kristianisma sy ny Rongony(Marijuana)

1. rakapy ( 09/07/2009 14:18)
Mba misy fanotaniana manitikitika ahy ity nefa mbola tsy nahitako valiny tena mazava.
Moa ve voararan'ny fiangonana xana ny fampiasana ny rongony(Canabis,Marijuana,Ganja?)
répondu par soanja le 15/07/2009 22:48
2. xxx ( 09/07/2009 15:44)
Inona moa no tsy efa voarara teto @ ity tany ity ?
mbola sambatra isika ankehitriny fa mbola gratuit ny rivotra hiainana .
:-D :-D
3. sitlo ( 09/07/2009 16:44)
Raha ny fahalalako azy aloha dia mitovy ny toaka ihany ny fandraisan'ny fiangonana ny rongony eh. Izany hoe tsy fahotana fa saingy raha manao zavatra ratsy na mamo aza dia fahotana foana.
Izany hoe sady tsy mandrara no tsy mandrisika.

Ny kristianina indray dia miezaka ny mandresy lahatra ny fampiasana azy satria ny ratsy matetika ny vokany eo amin'ny fiarahamonina.
4. xxx ( 09/07/2009 17:27)
"miezaka ny mandresy lahatra ny fampiasana azy " ??
Tsy mazava !
Rehefa voavadika ny element chimique ao anatiny dia isan' ny zavatra tena necessaire @ ankabeazan' ny fanafody ampiasaina andavanandro ireny.
Anisan' izany ny tetra hydrocanabinol , addiction vitale @ fanamboarana anti- depressif , sy ny anesthesie ,ary koa ny aretina mikasika ny ngorongosy , sy ny ambiny mbola tsy haiko hatramin' izao . :)
5. ikaretsaka ( 09/07/2009 22:06)
rakapy> natao hotafiana ny rongony (tissu de chanvre) fa tsy ho fohana...
fa mahagaga tokao fa tsy misy resaka mifoka mihitsy ao an.. sy kozy hoe voarara na tsy voarara
amiko manokana ny addict no tsy mety (tsy fahalalana honony) fa tsy misy bedy izany rehefa mahalala honony ianao!

amiko na addict ana rano mangatsiaka sy fanatic (tsy mahalala honony) @ fivavahana aza ianao ka lasa le mitapitapin'ny fivavahana tsy mahalala vady amanjanaka intsony sy ny maha ianao anao @ ireny.. dia ianao no manota satria manimba ny tenanao, sy moa raha mitarika olona ianao dia manimba ny maha olona iny olona iny1
6. rakapy ( 10/07/2009 07:08)
Raha ny zavatra tsapa aloha dia toa tsy mankasitraka ny famiasana azy ny fiangonana xana. Angamba ve noho izy voarara ny lalana?

Raha zohina mantsy ny tantaran'ny fiangonana xana, dia voalaza fa tany ampiandohana tany dia nampiasa ny rongony ireo xana mba ho akaikikay kokoa @ A/tra. Nampiasany izy ireo koa io nanaovana emboka manitra sy sorona masina.
Nisy lahatsoratra iray aza nilaza fa tsy nahavita ny mission i jesosy raha tsy nandray rongony. Eo no tsy fantatro hoe,nifoka,sa natao @ sakafo sa natao dite sa....
7. rijadolly ( 10/07/2009 15:02)
Iza no mifoka ato e!Ra ts misy d mazava zany fa ratsy,indrindra ra tena Kristianina ilay ol.
8. ikaretsaka ( 10/07/2009 15:13)
rijadolly:

Iza no mifoka ato e!Ra ts misy d mazava zany fa ratsy,indrindra ra tena Kristianina ilay ol.

Hafahafa be le lojikanao. Azafady fa paraphraseko araka ny hevi-dehibeny; Rehefa tsy atao ny zvtr 1 ozy enao de ratsy zay le zavatra..
hanaovako fanoharana @ zay ary:
Misy izao olona kristianina (relijiozy ohatra) tsy manambady sy tsy manao... de raha ny lojikanao no arahina deratsy ve izany ny fanambadiana sy ny ....?


9. rijadolly ( 10/07/2009 16:02)
zany hoe misy manambady ato ?
10. cutie ( 10/07/2009 16:25)
:-D :-D :-D :-D
11. cutie ( 10/07/2009 16:26)
Nisy lahatsoratra iray aza nilaza fa tsy nahavita ny mission i jesosy raha tsy nandray rongony
:-D :-D :-D :-D
12. Veloo ( 10/07/2009 18:34)
rakapy [ Valio ] 09-07-2009 16:18:54
Lohateny : Ny Kristianisma sy ny Rongony(Marijuana)
Mba misy fanotaniana manitikitika ahy ity nefa mbola tsy nahitako valiny tena mazava.
Moa ve voararan'ny fiangonana xana ny fampiasana ny rongony(Canabis,Marijuana,Ganja?)


Izay rehetra hanimba ny tenanao izay tempolon'i jehovah dia voarara daholo. Anao anefa ny safidy rehefa tianao ho sombaina ilay tenanao dia ho saomban'i Jehovah ko.

cutie sali njy :-* :-* :-*
13. fijo ( 10/07/2009 21:33)
saly vello ;
za koa momba an'ika eto,tsy hoe voarara,fa mahiaza honony.amin'ny atao rehetra dia izay ihany no fahendrena
14. cutie ( 10/07/2009 21:42)
veloo sali njy
ary tsy hitahita ary a :wink: :-*
15. rakapy ( 11/07/2009 10:30)
Hoy i Veloo
Izay rehetra hanimba ny tenanao izay tempolon'i jehovah dia voarara daholo. Anao anefa ny safidy rehefa tianao ho sombaina ilay tenanao dia ho saomban'i Jehovah ko.

Marina fe mety hanimba tokoa ny rongony raha ampiasaina be fahatany nefa tsarovy fa na vy vary aza rehefa ho hanina be loatra dia manimba.
Ka ny fahaizana mampiasa azy angamba no tsara ianarana.
Ny rongony dia isan'ireo zava-maniry maro mpampiasa indrindra raha eo @ sehatry ny fitsabona.

Raha eo @ finoana xana indray dia ataoko fa tsy nisy teny na iray aza ao anaty baiboly nandrara azy io ka nahatonga ireo mpino xana taloha nampiasa azy .
16. reve ( 12/07/2009 16:45)
hoy nareo hoe tsy mandrara ny fifohana rongony ny ao @ baiboly tsy nahita soratra mandrara mivantana tokoa angamba isika fa ity misy andinin-tsoratra masina mba zaraina amintsika de anjarantsika no miheritreritra.
"Lelafo no mivoaka avy amin'ny vavany; kilalaon'afo no mipariaka avy aminy.Ny vavorony dia ivoahan'ny setroka tahaka ny avy amin'ny vilany mangotraka, na amin'ny fahandroana." (Joba.41/11-12)
sahala amin'izany no fanaon'ny mpifoka O! de tadidio fa "fomban'ilay ratsy" avokoa ireo! de anjaranao no mieritreritra!
17. ndaty ( 12/07/2009 17:22)
saly vello ;
za koa momba an'ika eto,tsy hoe voarara,fa mahiaza honony.amin'ny atao rehetra dia izay ihany no fahendrena


toi et ika sont completement tarés et nuls mecs.

Ny rongony par definition dia mi-creer dependance, raha vao mikasika ianao dia ao roboke, sarotse vao afake, tsy misy izany hahalala onony izany

sahala @ sexe, tu y touches, tu en veux davantage

mbady ex-jamalay (ex mpifoke jamala)no miresake aminao izao

mavandivandy avao
18. ndotofetsy ( 12/07/2009 19:25)
raha ny fahitako azy matoa raran dry zareo ny rongony eo anatrehan ny lalana (raha eto madagasikara no lazaina) dia ireo olona mifoka rongony matetika no mahavita ratsy mamono sy mangalatra
19. cutie ( 12/07/2009 20:14)
Mpandefa : ndaty [ Valio ] 12-07-2009 19:22:07
Lohateny : Re : Ny Kristianisma sy ny Rongony(Marijuana)
Voalaza teo :
saly vello ;
za koa momba an'ika eto,tsy hoe voarara,fa mahiaza honony.amin'ny atao rehetra dia izay ihany no fahendrena


toi et ika sont completement tarés et nuls mecs.

Ny rongony par definition dia mi-creer dependance, raha vao mikasika ianao dia ao roboke, sarotse vao afake, tsy misy izany hahalala onony izany

sahala @ sexe, tu y touches, tu en veux davantage

mbady ex-jamalay (ex mpifoke jamala)no miresake aminao izao

mavandivandy avao
=)) =)) =)) =)) =)) =))
20. ni81 ( 13/07/2009 08:31)
toi et ika sont completement tarés et nuls mecs.

Ny rongony par definition dia mi-creer dependance, raha vao mikasika ianao dia ao roboke, sarotse vao afake, tsy misy izany hahalala onony izany

sahala @ sexe, tu y touches, tu en veux davantage

mbady ex-jamalay (ex mpifoke jamala)no miresake aminao izao

mavandivandy avao
:lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409